Very hasina ny mahaolona

1. rabaradaka ( 30/04/2009 06:11)
Raha ny fomba nisamborana an'ny dadatoa Manandafy, Ihanta sy ireo Colonel dia tea very hasina ny mahaolombelona. Mitombina mihitsy fa tena mandrongony ry Cdt Charles sy ny namany. De na dia ny mahaolon-dehibe voky taona an'ny Manandafy aza ve dia tsy nohajaina, nefa ange ka samy malagasy e ! Ho aiza izao i Cdt Charles rehefa rava ny HAT sy ny forongony : hamono tena ? Iny indray tsy maintsy vitan'ny olona
répondu par xxx le 30/04/2009 08:04
2. penguin ( 30/04/2009 06:24)
Didin'ny be sandry io ka rehefa kely ny hery dia mila mangiana ny vava. Izay no FAHAFAHANA hoy ny tgvendrana ka eo izay kely hery.
3. Mandefitra ( 30/04/2009 06:26)
Ry Cdt Charles aloha zany ndeha hatao hoe mandrongony, fa ireto olona momba an'ireny zavatra mamoafady ireny no tsy haiko zay hilazana azy ...
Mbola malagasy ve? mbola Kristianina ve? mbola tia tanindrazana ve?

Dia mba efa noeritreretindry zareo ve ny voka-dratsin'ireny @ ho avin'ny taranaka sy ny firenena?
4. rabaradaka ( 30/04/2009 06:35)
Za ry dadatoa Mandefitra de manahy ny vokadratsin'izao adalan'ny TGV izao. De hino ve isika fa tsy hamaly faty ny vahoakan'Antananarivo, mino ve isika fa tsy hovonoin'ny olona ity Cdt Charles ity sy ry Ratsirahonana ary Organesy ?
5. saranga ( 30/04/2009 06:52)
O ry dadatoa Rabaradaka, ka ry Cdt Charles sy ny CAPSAT ange efa ohatry ny biby e, tsy fantany intsony izany hoe olombelona.
6. xxx ( 30/04/2009 08:04)
i saranga bibyolona ry dadatoa a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3044