hoan'i essera

1. fijo ( 29/04/2009 20:19)
nilaza i essera tetsy ambany fa misy avocat mbola mikaroka artikla,
asa raha mba nianatra lalana taiza ity essera,fa mba tiako hanontaniana hoe "mba fantatrao sy azonao lazaina ve hoe firy ny isan'ny lalana misy ao mada.code civily penaly,momba ny asa ,ny procedure sns.
ary mba milaza avocat izay mba hainao,ka hafaka avy dia hitanisa amiko eto ny article misy izay tiany lazaina.
loha toa ny inona no hafaka ahatadidy izany rehetra izany???
mba asio fisainanan izay lazaina fa mahamenatra.
répondu par xxx le 30/04/2009 21:19
2. xxx ( 29/04/2009 20:23)
ny dokotera aza mbola mijery boky rehefa avy mitsapatsapa ny marary kou!, ngamba heveriny essera ho lala sy noro ny bokiny lalana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. fijo ( 29/04/2009 20:24)
asa izay mba boky vakiany sy fianaran anataony fa mahamenatra ity fahalalany raha izao ita eto izao.
4. xxx ( 29/04/2009 20:43)
ry kely loha essera ry oay, ry andrwui!!tsy mahagaga é!
5. fijo ( 29/04/2009 20:59)
de asa fa mampalahelo ka
6. pikatti ( 29/04/2009 21:01)
le essera lesy fijo tsy mipoitra eo raha tsy efa jenjina ,mba anipazo any izy ra salopard sy ravaltgt :-D :-D :-D
7. fijo ( 29/04/2009 21:13)
hihihi
8. Oay ( 30/04/2009 03:55)
xxx:

ry kely loha essera ry oay, ry andrwui!!tsy mahagaga é!



XXX a! Tsy maninn andao atao hoe kely loha izahay fa raha be loha i XXX d asehoy ny PS, fa izao aloha apetaho ny afisy fa tsy sahaza ny beloha toa anareo ny fandalinana!

Hamaly kely an'i fijo aho, MBOLA AVERIKO FA i Oay D TSY MANOHANA OLONA FA MANOHANA NY FANDRAVANA NY JADONA, noho izany raha ny zava-misy @ izao fotoana izao d tsy mbola vita ny TOLONA satria:
_Mbola tsy milamina ny tany!
_Mbola fitondrana tetezamita no misy eto Madagasikara!
_D hitako izao fa any andafy any ianareo ka mbola averiko fa :"Tsy any andrefana any i Madagasikara fa aty afrika, porofo mitohaka @ tenda d "JEREO NY NATAON'i RAVALOMANANA sy BOUTEFLIKA FA MBA AHAFAHANY MANAO IZAY TIANY ATAO D OVAOVAINY NY LALAMPANORENANA" izany fanovanovana lalampanorenana izany d tsy fomba fanao any andrefana ana!
i fijo ve mihevitra fa raha mbola lany i Sarkozy @ 2012 d rehefa tonga ny 2017 d hoe ovay io constitution io fa mbola tehirotsaka za! nofy an'izany ka izao aza ampitoviana ny démokrasia tandrefana izay efa nandalo taona maro sy ny démokrasia eto Madagasikara izay vao hatsangana miaraka @ repoblika vao².

Momba ilay avocat d aoka hofantatsika fa samy manana ny spécialité-ny ireny avocat ireny, noho izany azao atao tsara ny mieritreritra fa afaka mi-citer article tsy mijery an'ilay code izy SATRIA EFA NO-MAÃŽTRISéNY TSARA ILAY DOSSIER, ka amiko matoa iny avocat iny teny ambony plateau vao manokatra iny code iny d satria tsy nomaniny ilay dossier, izany hoe misy olana professionnel izany satria alohany niakarany teny d efa tokony ho fantany daholo ary nataony tsianjery ny isan'atokony sy ny isanadininy, ary tokony nanana dossier izy!
Ary ho an'ny Kely loha ry XXX d izao ny torohevitra rehefa handeha hiady hevitra d mila PREPARATION ny ady hevitra mila COACH d amin'izay rehefa tonga eny ambony latabatra tsy mihanahana hitady sy hanokatra boky fa mba efa vonona eo @ ilay noty izay zava-dehibe tokony holazaina! Jereo i Obama fa mampiasa prompteur!

i fijo moa tsy aiko fa raha any frantsa any i fijo d raha nanaraka débat tao @ TF1 t@ fifidianana député fa raha any i fijo d nahita ny débat nataon'i Laurent Fabius sy Rachida Dati d najabak'i Laurent Fabius i Rachida Dati ilay dossier anefa efa nopréparen'i Fabius d Mme Dati tsy nahay satria resaka finance ilay izy d nihesona teo! Aiko io zavatra io satria nandalo tany ny tenanay t@ izay andro izay!
9. fijo ( 30/04/2009 20:56)
ny resaka amina debat tsy ary hoe voahoman adaholo;ka eo dia hafaka manana hevitra ankapobeany ianao,fa ny hoe ahalala antsipirihiny ny artikla,dia hialako tsiny,fa tsy misy izany.raha tsy hoe zavatra sendra efa nomanina araka ny voalazanao.ka noho izany ,tsy itako mihintsy izay hitsikerana ilay olona raha nanokatra code izy.
milaza i oay hoe matoa nanohana TGV dia niady tamin'ny didy jadona,
tany madagasikara aho tamin'ny janoary,ary mba isan'ny teny ambohijatovo tamin'ny 17 janoary nitokanana io kianja io,satria nitovy tamin'ny zavatra noheveriko ny voalaza,fa vao nanomboka niteny i andry fa "vonona ny hitondra ny tetezamita"dia ts ynomba azy intsony aho,satria amiko eo no hiandohan'ny tsy fanarahana lalana.
10. xxx ( 30/04/2009 21:19)
Diso be le oay raha izany nofandehany fangaha izy tony atao tsianjery maimbo zay valin-teny atao ,na ny fanontaniana hipetraka eo aza angaha ho fantatrao daholo ry ndrematoa a,tsy sisqye dur elah koa na moteyr de recherche ka tonga dia spontané,mbola olombelona ihany ianao,ary tsy adala ny namoahina reny book reny ,ary diniho fa tsy misy mahavita tsianjery ny baiboly io na pape na iza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0602