Didin'ny fitsarana

1. Noue ( 29/04/2009 15:17)
Ahoana aza zany? nangalatra vary 35000 T, menaka, lafarina ny HAT.


Niakatra fitsarana izy io omaly

Rehefa namoaka didy àry ny fitsarana dia nanambara fa tsy mahefa hitsara ny raharaha.

dia inona indray no niseho androany???

- 4 000 tonnes de riz et 600 sacs de farine ont été pris par la HAT au port de Toamasina malgré la déclaration d’incompétence du tribunal administratif concernant cette réquisition

dia mitohy hatrany ny didy jadona sy ny halatra ee!!
répondu par coucou2 le 30/04/2009 07:56
2. tsiafoi1 ( 29/04/2009 15:39)

F'anga moa de olon'ny HAT daolo ny Mpitsara, mbola misy ny mitsara ara-drariny ihany ao, fa saingy tsy afa-manoatra manoloana ny amboletra sy ny basy. De ho hita eo ny tohiny.
3. xxx ( 29/04/2009 15:44)
efa mitsara ve vao fa,tatra fa tsy mahavita ny mitsara ndray ,ao raha voabetroka tao ny mpitsara hoe elah ve no hamelona ny malagasy é sa ny fanjakana mpandroba de mitohy ny fandrobana ny vola tsisy koa ,
sady reny halatra reny ve no hatao hamonjena , mampalahelo tokoa , aoka ny vahoaka no hitsara é
4. bazylou ( 29/04/2009 15:45)
tonga de zarao ry hat fa mihanahana a!! tim tsy misy lohany ve tsy aleo ho an'ny pokona !!! :-D :-D
5. xxx ( 29/04/2009 15:51)
tsy responsable le resakao tompoko ,tsy mino aho raha hamaly hoatr'izao ianao raha ny vadinao no rotahany sy ny sakafon'ny zanakao no rotahana
6. KALACK ( 29/04/2009 16:35)
Ka na nangaltr vary zan az n HAT nohaninnn ve sa nanovan afer le iz rah ts nomeny ny vahoak sy nanapian n sahirn amin kriz fotsn e,
7. Noue ( 29/04/2009 16:52)
ka ilay mangalatra kosa tsy mety ry KALACK aa! sa ahoana ozy ianao?? ny olona misasatra nefa ny sasany mangalatra dia ahoana zany??
8. Oay ( 29/04/2009 16:55)
Noue:

Ahoana aza zany? nangalatra vary 35000 T, menaka, lafarina ny HAT.


Niakatra fitsarana izy io omaly

Rehefa namoaka didy àry ny fitsarana dia nanambara fa tsy mahefa hitsara ny raharaha.

dia inona indray no niseho androany???

- 4 000 tonnes de riz et 600 sacs de farine ont été pris par la HAT au port de Toamasina malgré la déclaration d’incompétence du tribunal administratif concernant cette réquisition

dia mitohy hatrany ny didy jadona sy ny halatra ee!!



Tsy vary nangalarina ireo fa nalain'ny vahoaka satria volambahoaka no nividianana anazy!

Rehefa tsy mazava d izao "nangalatra tamin'ny vahoaka i Ravalomanana ka d nalain'ny vahoaka izany @ izao fotoana izao"

Za tsy mahalala ny ampitso fa ny azoko lazaina aloha hatreto d "Rava ny nangalarina" satria mitombina ilay tenindrazana manao hoe "Ny azo t@ kiloadoaka d mivoka @ makarakara"

Aiza ve ka tsy mba tokony ho tonga saina ka hametraka fanontaniana manao hoe : " Fa d inn ity nahazo no ny harena nangonina tao anatin'ny roapolo taona d roavolana d rava ny valiny izany d tsotra ny zavatra azo @ fomba maloto sy tsy mazava d tsy maharitra fa mora rava, ary ny olona mianjera mafy toa izany d azo lazaina fa OLONA VOAOZONA SATRIA NISY TSY NETY NATAONY TAO KA TOKONY HANDININTENA"

9. Noue ( 29/04/2009 17:29)
ny HAT ve no lasa vahoaka indray zao ry Oay ??? dia mba lozika ve hoy Oay raha nalain'ny HAT ireo vary, lafarina, sns no nohentina niakatra tribonaly io affaire io ??

[size=50]Nisy vary 35.000 T an’ny TIKO nanaovan’ny Ministeran’ny Varotra « réquisition » tamin’ny 7 avrila 2009. Ny fakana ity vary ity no niteraka olana tamin’ny TIKO sy ny fanjakana malagasy ka nahatonga io orinasan’ny Filoha teo aloha io ho nitory mba hampiatoana ny fampiharana ilay « réquisition ». Omaly no natao ny Fitsarana ity raharaha ity tao amin’ny rantsam-pitsarana filankevi-panjakana tao Anosy. Nambaran’ny mpiaro ny TIKO fa betsaka ny tsy fanarahan-dalàna nataon’ny fitondrana tetezamita tamin’ny fakana an’io vary 35.000 T io sy ny lafarinina 600 kitapo tao amin’ny seranantsambon’i Toamasina sy ny Madarail tao Soarano. Nangataka, araka izany, ny TIKO mba haato ny fampiharana ilay didy navoakan’ny Ministeran’ny Varotra. Mitombina ny « réquisition » raha toa ka misy ny kere na misy manafika ny firenena, na misy fairano eto Madagasikara, hoy izy . Tamin’ity anefa, hoy ny mpiaro, tsy nisy antony mazava. Toa niaiky izany koa ny tao amin’ny Fampanoavana Ambony amin’ny Fitsarana Tampony kanefa, hoy izy ireo, misy ny « didy tahiry » ary io no nangatahin’izy ireo ampiharina amin’ity raharaha ity. Rehefa namoaka didy àry ny fitsarana dia nanambara fa tsy mahefa hitsara ny raharaha.[/size]
10. ravalotgv ( 29/04/2009 18:32)
ka noana kosa ny capsata ko ahoana io no tsy pehana iza no handany vola eo

heverinareo fa moramora angaha ny manome kaly olona ray kazerina mihaninkazo

sniff
tchrouff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :miam: :miam: :miam: :miam:
11. fijo ( 29/04/2009 18:58)
mbola hotakiana aminy izany,fa tsy hoela ka
12. Noue ( 29/04/2009 19:51)
tsy ho ela oa io dia ho vita matavy eee!! sao dia heverina fa kondrana daholo ny olona ka hijanona @ zao fararaotana tsisy farany zao,??
13. coucou2 ( 30/04/2009 07:56)
Oay:

Noue:

Ahoana aza zany? nangalatra vary 35000 T, menaka, lafarina ny HAT.


Niakatra fitsarana izy io omaly

Rehefa namoaka didy àry ny fitsarana dia nanambara fa tsy mahefa hitsara ny raharaha.

dia inona indray no niseho androany???

- 4 000 tonnes de riz et 600 sacs de farine ont été pris par la HAT au port de Toamasina malgré la déclaration d’incompétence du tribunal administratif concernant cette réquisition

dia mitohy hatrany ny didy jadona sy ny halatra ee!!



Tsy vary nangalarina ireo fa nalain'ny vahoaka satria volambahoaka no nividianana anazy!

Rehefa tsy mazava d izao "nangalatra tamin'ny vahoaka i Ravalomanana ka d nalain'ny vahoaka izany @ izao fotoana izao"

Za tsy mahalala ny ampitso fa ny azoko lazaina aloha hatreto d "Rava ny nangalarina" satria mitombina ilay tenindrazana manao hoe "Ny azo t@ kiloadoaka d mivoka @ makarakara"

Aiza ve ka tsy mba tokony ho tonga saina ka hametraka fanontaniana manao hoe : " Fa d inn ity nahazo no ny harena nangonina tao anatin'ny roapolo taona d roavolana d rava ny valiny izany d tsotra ny zavatra azo @ fomba maloto sy tsy mazava d tsy maharitra fa mora rava, ary ny olona mianjera mafy toa izany d azo lazaina fa OLONA VOAOZONA SATRIA NISY TSY NETY NATAONY TAO KA TOKONY HANDININTENA"




Zao no atao hoe asan'ny maizina no manjaka eto m/car @ zao fotoana izao. Mbola ho avy ny herin'ilay mazava lehibe.Ahy ny famaliana hoy Jehovah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2488