Affaire Tiko SA
1. xxx
(
28/04/2009 22:59)
17H00 : La chambre administrative s'est déclarée incomptétente pour le juegement de l'affaire de Tiko SA. Les avocats ont déclaré qu'ils vont saisir d'autre cour pour cette affaire (selon Sobika.com)
Soso-kevitra : Sao dia tokony ho hiantso vonjy ny chambre administrative frantsay ny filohany HAT hitsara io raharaha io rehefa tsy vitany chambre admin gasy @ maha vazaha taratasy azy.
Soso-kevitra : Sao dia tokony ho hiantso vonjy ny chambre administrative frantsay ny filohany HAT hitsara io raharaha io rehefa tsy vitany chambre admin gasy @ maha vazaha taratasy azy.
répondu par fijo le 29/04/2009 20:21
3. pikatti
(
28/04/2009 23:09)
efa hita fa tsy sahy ny hanomé didim-pitsarana ndray ry zalahy reo é, ny valifaty no miandry anao sy ny vady aman-janakao koa aiza ny hisy raharaha handeha @ zany
4. bazylou
(
28/04/2009 23:51)
ary misy malahelo kanina frantsay mihitsy ao ann!! tsy nomen'nyfrantsay visa angamba i lery dia eto no manala azy !!! :-D :-D :-D
5. pikatti
(
29/04/2009 00:01)
matin'elah ndray ndenn,tsy zany angamba no tiana lazaina fa elah kosa efa mipika klé :-D :-D :-D
6. ndenn
(
29/04/2009 00:17)
Je vis en belgique depuis presque 23 ans et je trouve que c' est un propos d' indélicatesse qui ne me touche point .Y a rien a tchater la dessus.
7. pikatti
(
29/04/2009 00:26)
mazava zany é, alao ,ny compétent no hi-tchat ary é,na any belgique enao na any comores tsy zay loatra no mampisaina na tsia :-D :-D :-D