Point de non retour de la violence
1. xxx
(
28/04/2009 22:20)
Raha nandinika ny tantara nisy hatrizay teto Mcar isika dia rehefa miditra io point de non retour de la violence io ny fitondrampanjakana ary koa ny fisamboramborana olona tsy misy farany dia efa kely sisa ny fotoana hijoroan'io fitondrana io.
Ny mahagaga dia taorinan'ny nanaovan'Ingahy Rajoelina Andry ny auto proclamation teo Mahamasina dia nitombo tsy ankijanona toy ny nasina karibonetra ny herisetra. Tonga @ ilay point de non retour izany izao ary samy miandry ny fotoana kely sisa ahazoany misetrasetra @ vahoaka tsy manana afatsy tanampolo isika rehetra.

répondu par fijo le 29/04/2009 20:23
2. xxx
(
28/04/2009 22:22)
tokony hamasifna ny tolona mba ho accelerena mafimafy izao non retout izao sa ahoana ra xxx1
3. fijo
(
28/04/2009 22:23)
izany dia efa hain'ny rehetra.ary ry zalahy koa efa mahalala fa tsy hoela izy dia hiala eo,ka izay no mahatonga izao fampitahorana be izao.
5. fijo
(
28/04/2009 22:35)
za kosa tsy mamporisika ny olona hofaty,fa mba samy te ahita ny filaminana
6. tafondro
(
28/04/2009 22:38)
Mila fanajàna ny sivy volana nitsimohan' ny aina mamelona ny firenena avy @ lafy valon' ny nosy .Ary hinoako fa tsy ny ao Tanà ,na Fianà ,na Bira ,na Tsididy no nahatonga ireo herisetra maro ireo . Raha mbola fandrangitana ihany no hiasana eto à ity site ity dia mino aho fa ho latsaka ao anaty haizina tanteraka ny firenena noho ireo marivo salosana sy kely fandalinana.Ka miala tsiny , miala fondro , raha handray fanapahan- kevitra ho faran ' izay hentitra tsy ho ela akory .Ny lanitra anié ho omba ny malagasy rehetra .
7. fijo
(
28/04/2009 22:39)
raha mbola tsy mahay miresaka hafa tsy ny basy ny olona sasany,dia ho ratsy ny fiafarana ao mada
8. bazylou
(
28/04/2009 23:38)
vive tgv!!!!!!!! hita izao fa ry tim no tena tsy maty voalavo ankibo sy mpanakorotana :-P :-P
9. pikatti
(
28/04/2009 23:42)
io ndray le bazily vendrana ,impiry hazavaina vao azon'io lohakelin'elah ty resaka :-D :-D :-D
10. bazylou
(
28/04/2009 23:46)
hoy gazetiko
""Antsahabe
Lasibatry ny mpanao barazy ny Taxibe, nisy ny naratra voadaroka
Taxibe iray 119 no lasibatr’ireo mpanao barazy teny Antsahabe, omaly tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany. Novakian’izy ireo ny pare-brise tao aorian’ilay fiara ary tsy fantatra na gafy tsotra izaona ahoana fa dia nanipazan-dry zalahy «cocktail Molotov» koa teny amin’ny arabe fa tsy nisy nirehitra. Nodikain’ny fiara fotsiny izany ka tsy nisy ny loza naterany.
Olona eo amin’ny roapolo eo no nametraka barazy teo am-pivoahana ny tonelina Ambanidia sy ny rond point teny akaikin’ny Mascotte. Tsy mijanona eo izy ireo fa lasa rehefa voapetraka ilay barazy. Ny olona teo amin’ny manodidina nahita miaraka amin’ny saoferan’ny fiara mandalo no manala ilay sakana teo akain’ny tonelina.
Nosomparany
Asa anefa fa nanao tampody fohy tampoka ireo mpanao barazy, ny lalana tamin’io efa azo nifamezivezena, ka dia io nitangoronan’izy ireo io ilay taxi be dia nosomparany ary lasa nody tsy afaka niasa intsony. Ankoatra an’ity dia nisy taxi-be hafa niharan’ny herisetra toy izao ihany koa. Nandritra io fifanjevoana io dia nisy ny olona voadaroka na ny mpandeha tany anaty fiara na ny mpamily. Vao vita indray izay gafy izay dia lasa ry zalahy nitsoaka toy ny manao fangala-piery amin’ny mpitandro ny filaminana. Nahita izany ireo taxi-be taty aoriana dia lasa niverin-dàlana avokoa fa natahotra ny ho voakorontana. Tonga tany an-toerana avy hatrany ny mpitandro ny filaminana niambina ny kianjan’ny demokrasia teny Ambohijatovo saingy efa tsy nisy teo ry zalahy.
T.H/R.C
izao no ataon'ny tim izany e!!! mazava izao nyresaka :-D :-D

11. pikatti
(
28/04/2009 23:55)
misaotra anao nanao gazety fopla é,hita marina fa tsaho no adin-dry tgVENDRANA klé :-D :-D :-D