Vary 500Ar-Gony mavo nanenjehana ny TIM na tarika Ra8
1. penguin
(
28/04/2009 06:14)
Rehefa nisy ny vary namidy isaky ny Ministera ary ny fokontany maromaro dia nenjehina fatratra izay mitondra Gony Mavomavo fa hoe varin'ny TIM hoy ireto tgvendrana foza orana. Nividy ihany ry zalahy fa navadiny tamin'ny Gony Fotsy mba tsy hisy olana. Ankehitriny dia ireny ihany no lokon'ny vary amidin-dreo 2.500 Fmg. Ka ny varin'ny Magro nangalarina tokoa vé sa rehefa Gony Mavomavo indray dia tsy maninona fa lasa tgvendrana indray no dikany izao ? Aza tarihina diso lava ny olona fa izao hampiasana ihany ny Gony Mavomavo.
répondu par fijo le 29/04/2009 20:04
2. rahiratra
(
28/04/2009 06:25)
Vary avy an-dafy tsy ianao no mibaiko ny lokon'ny gony fa ny karazam-bary no hiadivana varotra. Ny zavatra mitombina dia vary nafaran'ny mpitondra miara-miasa tamin'ny mpandraharaha ireo sy izay efa tonga taloha ireny. Mpijapy Train ny tgvendrana fa tsy Train à Grande Vitesse araka ny filazanao azy any ambadika any akory.
3. Mandefitra
(
28/04/2009 06:36)
Ar 4 000 ny ronono amin’ny «brique»1 litatra ka afaka mifidy na ny «entier» na ny «1/2 écrémé», Ar 2 000 ny iray kilao amin’ny lafarina, Ar 1 800 ny iray kilao amin’ny siramamy, Ar 3 000 ny 250g ny dibera ary Ar 6 000 ny litatra menaka «Huilor» izay isan’ny tsara indrindra... Efa manomboka tonga tsikelikely amin’izao fotoana izao ireo entana avy any Europa
Mazotoa ary e ... sady manana tahirimbola vahiny betsaka hanafarana entana any europa no manana fahefamividy avo ny HAT. Bravo.

4. xxx
(
28/04/2009 06:39)
mirotsaha manaova politika raha mafy fa aza mikiritika lava eto dia ho hita hoe ambany sa ho ambony nohon'ny vitan'izy ireo" ra8tgv" ny vitanao
5. ravatorano
(
28/04/2009 08:11)
d ho lasa mpanao politika daholo zany tsik rehetra fa saly mahay mikiritika sa ahaona ry xxx ! sa akombona ny vava d ajanona ny clavier ! :wink:
za zao mila namana betsaka mihitsy hiarahana midinika mikasika ity pilitika ity mba hahafahana manome hevitra tsaratsara kokoa ny valala be mandry nefa mataatsa sao lazain dry zalah fa hanao fanonganam-panjakana indray amin ilay vorivori !
Ny vary tonga tsy mampaninona e! ny entana tonga vao maika aza tsara saingy eo amin'ny vidiny no misy indro kely !
raha ny vary 500 ariary ny kilao nefa ny vary gasy(vokatra eto madagasikara) dia arivo ariary no farany ambany dia ahoana izay ?
Ny ahy io ihany fa raha izay menaka amin'ny dobera tsy d mahataitsa ahy loatsa ! Io vary io no foto tsakafoko ary io no mbola ilazana ahy fa malagasy ankoatran'ny teniko .
NY gony tsary azo ho hanina ra penguin ah fa ilay ao anatiny ihany iadiana hevitra eto !
Raha vary afaran'ny mpandraharaha malagasy indray ireo dia iny efa nolazain'ny minisitry ny varotra iny fa malalaka ny mpandraharaha eo amin'ny famerana ny vidiny ka raha ny tombatombana izany dia eo amin'ny dimampolo sy sivan-jato any ho any no ho vidin'izany vary nafarana izany fa tsy ho diman-jato ariary izany intsony iny efa navalon'ny tantara !

6. Mandefitra
(
28/04/2009 09:50)
Tsy misy ny lafarinina ! Sahirana ny orinasa mpanamboatra mofodipaina ankehitriny. Tafakatra 70 000 Ar ny lafarinina 1 gony (50 kilao) raha toa ka mahita aza, nefa 59 000 Ar teo aloha. Vokany, mpanamboatra mofodipaina 30 no efa nikatona nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo satria tsy mahita lafarinina intsony. Nambaran’ny iray hafa taminay fa rahampitso alarobia sisa ny tahiriny dia hikatona ihany koa izy.
Lafarinina 500 taonina no nalaina tao amin’ny orinasa Mana tany Toamasina. Tsy mahavita inona ho an’ny mpanamboatra mofo aman-jatony eto Madagasikara io fatra io fa vao mainka aza mety hiteraka risoriso. Mbola misy varimbazaha 45 000 taonina ao amin’ny Mana any Toamasina, saingy tsy voahodina ho lafarinina intsony satria mikatona tanteraka ity orinasa ity ankehitriny. Voalaza fa na ny herin-jiro aza efa tapaka.
gazety taratra

7. penguin
(
28/04/2009 13:39)
Marina ny anao hoe ny vary no hanina fa tsy ny gony saingy ny tiako navoitra dia ilay fomba nentina nandemena ny sain'ny olona ary nanenjeheny ireo nitondra vary anaty gony mavomavo fony izy mbola teny @ 13 Mai saingy nony lasa HAT tgvendrana fozaorana izy dia tsy heloka fa io loko io no ampiasana. Resaka atidoha izany. Raha vita mivadika mora sahala izany ny saina ho entina mampandroso ny Firenena hoe eto gony mavo ratsy fa nampiasan'ny TIM ary 1 volana aty aoriana lasa tsara afaka hiasana.
8. penguin
(
28/04/2009 13:40)

10. xxx
(
28/04/2009 23:04)
Mampalahelo ny firenentsika fa nihemotra any @ 29 taon a lasa ny rélité misy.
Iarahamahalala fa t@ taona 80 no nisy ny filaharambary dia izao naverina izao 29 aty aoriana.

11. penguin
(
29/04/2009 05:54)
Miemotra ary izany no dikan'ny FOZAORANA. Train à Grande Vitesse tsisy fa ny saina no terena hoe misy io ary haingam-pandeha.