Toa hodiso fanantenana ra-hery raha izao no mitohy...
1. Oay
(
28/04/2009 05:04)
Araka ny vaovao d ireto zavatra ireto aloha no hiseho ato ato raha sitrak'Andriamanitra.Ka raha izao no mitohy d hisy mpaminany sandoka satria haharitra mihoatra ilay telovolana ny faharetan'ny HAT.Mbola averiko anefa fa i Oay tsy mpaminany ka afaka hilaza fa hitohy io na horava io satria izany d miankina @ fitahian'Andriamanitra satria "Ny fihevitro tsy fihevitrareo hoy Andriamanitra" fa ny ataon'i Oay d mampita vao²:
Dans le cadre des relations multilatérales de Madagascar, le Président de la HAT, Andry Nirina RAJOELINA est convié à assister et participer à la Conférence des Nations Unies sur la Crise Economique et financière Mondiale au Siege de l’Organisation a New York du 01 au 03 juin prochain. Il est invité à transmettre les recommandations du gouvernement de la HAT quant aux solutions à mettre en Å“uvre, afin qu’elles soient consignées dans le document de la Conférence. Cette invitation émane du Président de l’Assemblée Générale, Muguel d’Escoto Brockmann.
Dans le cadre de notre coopération bilatérale, une forte délégation du Ministère des Affaires Etrangères des Emirats Arabes Unis sera dans nos murs le 29 avril 2009. Cette délégation, composée de 9 membres sera conduite par Son Altesse Sheikh Abdulah Bin Zayed Al Nahya, Ministre des Affaires Etrangères Arabes Unis, pour la promotion des relations entre les deux pays.
Momba ireto Emirats ireto d misy tsaho, averiko hoe tsaho satria tsy ananako porofo, misy tsaho mandeha fa nandray volabe t@ izy ireo ny mpitondra teo aloha ka mety hijery ny fomba ahafahany miaramiasa @ HAT ry zalahy mba tsy hahavery ny volany tahaka ny nahavery ny sezan'i dada!
Hoan'izay Kristianina toa an'i Oay, Hoan'ny Malagasy izay mino an'Andriamanitra d aoka hahatoky isika ary tsy andidy alohan'Andriamanityra satria henoy ny malagasy rehefa mamarana ny kabariny fa izao ny teniny "RAHA SITRAK'ANDRIAMANITRA SY NY RAZANA" ka amiko d tsy misy mpaminany eto ka ilaza fa afaka fotoana fohy na haharitra fotoana lava fa Andriamanitra irery no mahalala izany!

répondu par fijo le 28/04/2009 22:19
2. hery
(
28/04/2009 05:57)
Andriamanitra Andriamanitra eo dia avy eo rehefa esorina dia lazaina fa hay nisy osy mainty tao antranony...
Tahaka izao mihitsy ny fampidiranareo an'Andriamanitra tamin'ny nametrahana an-dRavalomanana teo amin'ny fitondrana, kanefa rehefa aty aoriana lazaina fa mpanompo sampy.
Koa satria samy tsy mpaminany isika dia iza no sahy mi-assurer fa tena olon'Andriamanitra, olona napetrak'Andriamanitra i Andry Rajoel?
Koa aza ampidirina amin'izany resaka izany Andriamanitra fa ny olombelona no mifampitady eto.
Dia avereno vakiana tsara ny hafatro voalohany mikasika ilay hoe telovolana sisa fa tsy misy resaka faminaniana mihitsy ao fa resaka lojika.
Hoy aho hoe raha mandà ny HAT izao tontolo izao (ary nizesta mihitsy ny HAT niteny hoe tsy mila communauté internationale) dia tsy hisy vola intsony dia hikomy ny mpiasam-panjakana, ny miaramila, ny mpanao politika dia ho hrava ny HAT.
Raha miverina mitalaho amin'ny communauté internationale indray ve moa ny HAT tahaka izao ataony izao, ka sanatria mahazo vola, dia normal raha mbola hanana vola hanakaramana ny capsat izy ary mbola maharitra indray ny famoretana.
tsy faminaniana izany fa resaka lozika be e :-)

3. rabaradaka
(
28/04/2009 06:07)
Miarahaba tompokolahy hajaina. Efa tsindrin-daona ny vahoaka ny amin’izay mety hahazoana amin’izay ny Governemanta sy ny handrodanana ny HAT. Fametezakosa ianao eo amin’ny toeran’ny vahoaka tsotra sy ireo mpitrongy vaoi omana :mitebiteby lava, sahiran-tsaina isan’andro, sarotra vao mahita vola, ny fianaran’ny ankizy etsy an-daniny, sy ny sisa. Aiza ihany izy ity tompoko ô ? Manahy izahay fa ireo communauté internationale hianteherana toa tsy azo itokisana koa, ny vahoaka efa manomboka rera-tsaina sy rera-batana. Sao tokony hiresaka amin’ny Ravalomanana ianao handinihina izay tohiny na maninona moa manatona an’ingahy «tonton sôle» Pierrot rajaonarivelo sao misy vahaolana any ? Aza menatra fa aina ity hoy Rainimanonja, mandehana miresaka amin’ny Pierrot ary aha hita fa tsy tafavoaka ny ady dia sahia milaza hoe tsy tafavoaka isika a miandry fifidianana. Tsy resy tsy akory ny olo-mangina. Veloma
4. Oay
(
28/04/2009 06:39)
Misaotra an\'i Hery mamaly ny dinika!
Misy zavatra tsara apetraka aloha :
1° Momba ny hoe tahaka an\'izao ny fampidiranareo an\'Andriamanitra tokony ho fantatrao fa i Ravalomanana no nampiditra an\'Andriamanitra t@ fametrahana an\'azy satria i Ravalomanana d nino fa ny fiainany rehetra d avy @ Andriamanitra.
Momba ny fanohanana an\'i Ravalomanana d aleo azava @ i Hery fa i Oay tsy mbola nifidy ary tsy mbola nanohana an\'i Ravalomanana satria nisy namana niasa tao @ TIKO d io namana io no nitantara t@ i Oay ny fomba fanaon\'i Ravalomanana @ mpiasany d teo i Oay d nisafidy ny tsy hifidy ary tsy hanohana an\'i Ravalomanana!
Raha tian\'i Hery ho fantatra ny nahazao ilay mpiasan\'i Ravalomanana d izao: \"Tsy ny sofera mihintsy no hametrahana fanontaniana manao hoe Voavidin\'ialahy angaha io kane tapitrisa maro vao mahazo an\'ilay fiara Benz\"
2°Momba ny resaka fanompoantsampy d tsaho ireny amiko ka tsy asiako resaka, fa i Ravalomanana kosa amiko d Krisitianina satria mpitarika ny Fiangonan\'i Jesosy Kristy eto Madagasikara!
3°Iza no nilaza ra-hery fa Andriamanitra no nametraka an\'i Rajoelina teo, ary iza koa no nilaza fa olon\'Andriamanitra i Rajoelina! Raha i Oay manokana aloha d tsy hiteny toa izany satria:
_i Oay tsy i Andry Rajoelina no tohanany fa ny fandravana ny jadona nataon\'i Ravalomanana!
_i Oay d tsy mifanerasera @ i Andry Rajoelina ka tsy mahalala izay conviction réligieusen\'i Andry Rajoelina!
_i Oay tsy Andriamanitra ka afaka hiteny fa i anona d olon\'Andriamanitra ary i anona tsy izy satria \"Ahy ny fitsarana hoy i Jehova\"
4°Fa @ maha mpino an\'Andriamanitra an\'i Oay kosa anefa d matoa izao rehetra izao tanteraka d satria izay no sitrak\'Andriamanitra satria efa voalaza fa angaha ny tsara ihany no horaisina avy @ Andriamanitra fa ny ratsy ihany koa mbola averiko fa @ mahampino Kristianina ana ny hilazako izany an!

5. Oay
(
28/04/2009 06:56)
rabaradaka:
Miarahaba tompokolahy hajaina. Efa tsindrin-daona ny vahoaka ny amin’izay mety hahazoana amin’izay ny Governemanta sy ny handrodanana ny HAT. Fametezakosa ianao eo amin’ny toeran’ny vahoaka tsotra sy ireo mpitrongy vaoi omana :mitebiteby lava, sahiran-tsaina isan’andro, sarotra vao mahita vola, ny fianaran’ny ankizy etsy an-daniny, sy ny sisa. Aiza ihany izy ity tompoko ô ? Manahy izahay fa ireo communauté internationale hianteherana toa tsy azo itokisana koa, ny vahoaka efa manomboka rera-tsaina sy rera-batana. Sao tokony hiresaka amin’ny Ravalomanana ianao handinihina izay tohiny na maninona moa manatona an’ingahy «tonton sôle» Pierrot rajaonarivelo sao misy vahaolana any ? Aza menatra fa aina ity hoy Rainimanonja, mandehana miresaka amin’ny Pierrot ary aha hita fa tsy tafavoaka ny ady dia sahia milaza hoe tsy tafavoaka isika a miandry fifidianana. Tsy resy tsy akory ny olo-mangina. Veloma
Tsy misy ady hevitra azo atao @ resak'i rabaradaka fa tena marina!
Mbola averiko fa ny vahoaka no mijaly ka mila filaminana, ary ny atody tsy miady amabato, ny tanapolo tsy maharesy olona mitana basy, noho izany raha tiana ny hitohizan'ny ady d omeo basy ireo olona ireo fa aza alefa vonoin'ny demony tsy matahotra an'Andriamanitra!
Raha ohatra moa ka tsy vita ny manome basy d marina ny an'i rabaradaka fa tsy resy tsy akory ny olomangina, fa ny fahanginana aza matetika mitondra zavatra tsy azo eritreretina (surprise) ka mbola averiko fa tsy mankasitraka jadona i Oay ary malahelo izy @ famonoana ny olona d izay no mahatonga anazy hiteny hoe rehefa tsy mitovy ny hery d aleo aloha mampiasa saina ahitana izay atao fa tsy vahaolana ny mandefa ny vahoaka tanapolo hiady @ miaramila mitana basy!
6. xxx
(
28/04/2009 07:23)
hery a, aza miresaka logique intsony, olona adala anie ny TGVs e, tsy misy zavatra nanaraka logique teto , logique n'ny be sandry sy ny basy no manjàka eto amintsika izao ... Mampalahelo fa atao akory
Ny tena mampalahelo dia ny mahita ny mpi forum sasany mino fa izao zava-mitranga izao mihintsy no tena izy ... indrisy

7. andrywui
(
28/04/2009 07:49)
Aza mivadibadi-dela mihitsy ianao ra-hery rehefa 2volana sy 6andro zay no lasa an !!! teninao ary nilaza ianao fa tsy maintsy mirodana afaka telo volana io Hat io !! ka izao mivadibadika izao mihitsy no tena tsy laninay aminareo Tim reo !! mba mitoera amin 'ny teny notenenina
8. andrywui
(
28/04/2009 07:55)
3volana no noteneninao fa tsy maintsy hialan'ny HAT ka horava sy hidaboka io rehefa tapitra zay fe-potoana 3volana izay !! TENY NATAON'I SEFO HERY TETO 2VOLANA SY 6ANDRO LASA ZAY ARY HENOM-POKO HENOM-PIRENENA !! ka aoka ny teninareo ho eny dia eny rah tsia de tsia
9. xxx
(
28/04/2009 07:57)
mbola tsy tapitra ny 3 volana ry hallowui a, ady mangatsiaka indray izao no miasa!
10. xxx
(
28/04/2009 10:19)
andrywui:
Aza mivadibadi-dela mihitsy ianao ra-hery rehefa 2volana sy 6andro zay no lasa an !!! teninao ary nilaza ianao fa tsy maintsy mirodana afaka telo volana io Hat io !! ka izao mivadibadika izao mihitsy no tena tsy laninay aminareo Tim reo !! mba mitoera amin 'ny teny notenenina
ry kalack koa anie tsy mahay manisa andro mihitsy e
t@ 21mars 2009 i hat no nandray ny fahefana ofisialy teo mahamasina ka efa naharitra 2volana sy 6andro ve izay HAT
aza adino fa io ranamana io no niteny efa elabe hoe mihisa 5millions hono ny mponina tana renivohitra,tena efa lasa lavitra mihitsy lery iny ka
11. sapele
(
28/04/2009 11:07)
Ndry,,,,,,,,!Ratsiraka hono jamba,Ny TGV koa vendrana ary atoko fa tsy ra8 nandatsaka ain\'olona maro no hiverina eo.ye! dia samy kristiana daholo reo ka! an\'iza aza ireny ody tao iavoloha ireny,,,?nefa ireny no fahavalon\'ny kristiana, de aoana iza no tian\'areo,,,?,,,.otrany olona vaovao ndray no tsara ho eo an~! : :roll:
12. xxx
(
28/04/2009 11:24)
Ratsiraka izany efa marary mipipy ankilaoty ry zalahy an,ary pierrot indray marary voan'ny cancert,manao terapie lery izany no mahasola azy fa tsy hanao shaolin akory dia hifanamboatra amin'ni avoko king fu
saolin vs king fu
saolin vs king fu
13. xxx
(
28/04/2009 13:36)
RAJOELINA est convié à assister et participer à la Conférence des Nations Unies sur la Crise Economique et financière Mondiale au Siege de l’Organisation a New York du 01 au 03 juin prochain.
Ivondrona ny aty NY rehetra hikomy ny famono iray-tanindrazana aminy. Tsy mba lafarina no atsipy eny @ tarenihy fa tena t a y mihitsy kle
14. mihitsy
(
28/04/2009 14:03)
xxx:
hery a, aza miresaka logique intsony, olona adala anie ny TGVs e, tsy misy zavatra nanaraka logique teto , logique n'ny be sandry sy ny basy no manjàka eto amintsika izao ... Mampalahelo fa atao akory
Ny tena mampalahelo dia ny mahita ny mpi forum sasany mino fa izao zava-mitranga izao mihintsy no tena izy ... indrisy
enao no tena mampalahelo mino fotsiny ihany tokoa fa tsy misaina lavitra am ataondra8, fa tena mafy loatra nga zao ody nahazo anao zao? ahirato tsara ny saina sy ny maso ary esory ao an-tsaina fa ze lazain'ny hat de lainga daolo fa lanjalanjao
nareo nandoro ny cercle francomlg no nahatonga ny miaramila niditra an-tsehatra fa raha ts zany navela teo Ambohijatovo nareo. Hitanao tsy nampiharina akory le tetik'asa momba an'Ambohijatovo fa raha tsy zany de andro vitsy am semaine fotsiny nareo no afaka eo, fa tsisy didin'ny be sandry sy basy zany fa fanadiovana fandriama-pahalemana no anton'reny!
sokafy tsara oa io saina io!
15. xxx
(
28/04/2009 14:08)
mihitsy:

Indryyyyyyyy malahelo ahy angaha ianao ... Ianao alahelovana fa tsy izaho
tsy didin'ny be sandry ireny miaramila manambana basy ny teny Antanimena ireny ???? Ireny manompa malagasy iray rà aminy ireny ? Ireny manambana miaramila namana ireny
Nareo nandoro izao rehetra izao t@ janvier tsy maninona akory ???
tsy mety miala ao an-tsaiko retsy ilay hoe fokan'olona ny HAT a, TVG ve ? Lala Ratsirahonana ve ? Monja ve ? .. lava loatra fa tsy tononiko intsony . Miezaka aho fa tsy mety mahita hoe tsara rizareo
16. xxx
(
28/04/2009 14:10)
mihitsy:
enao no tena mampalahelo mino fotsiny ihany tokoa fa tsy misaina lavitra am ataondra8, fa tena mafy loatra nga zao ody nahazo anao zao? ahirato tsara ny saina sy ny maso ary esory ao an-tsaina fa ze lazain'ny hat de lainga daolo fa lanjalanjao
nareo nandoro ny cercle francomlg no nahatonga ny miaramila niditra an-tsehatra fa raha ts zany navela teo Ambohijatovo nareo. Hitanao tsy nampiharina akory le tetik'asa momba an'Ambohijatovo fa raha tsy zany de andro vitsy am semaine fotsiny nareo no afaka eo, fa tsisy didin'ny be sandry sy basy zany fa fanadiovana fandriama-pahalemana no anton'reny!
sokafy tsara oa io saina io!
Ary nareo azon'inona raha toa izahay ka azon'ody ?
Nampihinanan'ireto miaramila ireo ... inona moa ilay @ video ireny , lazainy hoe ataovy mihinan'ny ... Io mampifikitra anareo @ TGV io !!!
17. fijo
(
28/04/2009 22:19)
tsy maharitra eo n yHAT,satria ny HCC koa izao ,dia efa mivadika aminy.