ohe f' angaha tsy misy olona intsony ato é?
1. tafondro
(
27/04/2009 20:08)
Izaho tsy matory alina tsy matory antoandro mampita ny resaka hifanaovantsika eto any @ foibe ,fa aiza dadilo ianareo ? 8) 8)
répondu par Oay le 28/04/2009 05:51
2. xxx
(
27/04/2009 21:57)
matahotra grippe porcine fa hoe nisy namantsika iray tena tratra nipeka kisosa vavy tany faritr'i sava dia matahotra soa mamitra eto virus matsy io eh
3. Oay
(
28/04/2009 05:28)
Ny foza orana toa anay vitsy ny manana internet,
Ny TIM madio lamba kanefa efa mahita fa mihasarotra ny raharaha ka aleony mandeha mitady fika hitadiavana ny tsy hahafoana ny hoanina sy hitazonany ny train de vie-ny fa ilay TGV toa mitady hirifatra be ka toa hosarotra ny hijapy anazy!
D rehefa tsy tonga eto ny mpametaka afisin'ny TIM d iza ary ozy nareo no handeha eto, satria lafolafo anie ilay mi-surfe raha ho anay foza orana é!
Raha ny vaovao androany aloha d otrany sarotra ho an'ny mpametaka afisy ny zava-misy satria ny mpampiasa anazy tsy manana vaovao tsara noho izany tsy misy afisy apetaka, fa ny trakta angamba fa d aleo iaraha mahita eo é!

4. rabaradaka
(
28/04/2009 05:39)
Ahitsio kely dadatoa Oay ny fomba fijery fa tena mivilana toa ny vavan'ny andriamanjato : tsy TIM aho fa olon-tsotra saingy ny politika tsy miandry zay tsy hanao, zay vonona ihany dadatoa no manao a !
5. Oay
(
28/04/2009 05:51)
rabaradaka:
Ahitsio kely dadatoa Oay ny fomba fijery fa tena mivilana toa ny vavan'ny andriamanjato : tsy TIM aho fa olon-tsotra saingy ny politika tsy miandry zay tsy hanao, zay vonona ihany dadatoa no manao a !
Misaotra anao rabaradaka fa ny olona toa anao mihintsy no tadiavina hifampizarana ny resadresaka, i Oay koa tsy TGV fa olona tsy manaiky ny jadona nataon'i Ravalomanana, ary koa olona miady ho an'ny rariny sy ny hitsiny!
Fa jereo ny archives hoe impiry no nisy nandefa teto ny sain'ireny maty nandritra ny hetsikin'ny TGV ireny sahiko ny miteny fa tsy nisy na iray aza,
Fa jereo ny t@ zoma fa copier-coller tsy nisy toa izany, satria efa fantatra izao fa manenjika isa ny TIM entina hijustifier-na ilay fampidirana tafika hampandry tany, hatreto anefa d zavatra sarotra izany raha ny vaovao miseho sy heno no jerena, d io no mety mahakivy ny mpomba ny TIM!
Ny fomba fanaovana politika indray d efa nolazaiko fa mbola tsy ampy ny traik'efa sy ny taonanay ka d eto @ serasera aloha i Oay no mandray izay anjarabirikiny sy izay vitany, fa ho avy io satria izao ny hafatr'ilay raiko niteraka ana:"Olona hitondra letsy fa tsy hoentina a!"