les capsats attaquent BCM

1. xxx ( 27/04/2009 15:18)
16:30 - Les militaires armés sont repartis de la BCM, le 23 avril dernier, avec de l’argent « dans un gros carton » selon un employé de la banque

répondu par fijo le 28/04/2009 22:22
2. xxx ( 27/04/2009 15:31)
Rehefa tena dinihina , ireto CAPSAT ireto no FOTOTRY NY OLANA eto amintsika KA TOKONY HANDRAISANA FEPETRA HENTITRA SY HENJANA . Raha hita ny tetika hi-maitriser-na an`ireo dia mino aho fa mandroso NY FANDAMINANA TSIKELIKELY NY OLANA REHETRA . Ireo nefa tsy azo halamina amin`ny negociation izany . Noho izany TSY MISY AFATSY NY FAMPIASAN-KERY IHANY NO VAHAOLANA AMIN~IZANY !
3. Noue ( 27/04/2009 16:00)
ka iza no handray io fepetra io ee,??
4. Oay ( 27/04/2009 16:14)
Noue:

ka iza no handray io fepetra io ee,??


Ka ilay izy wa nisy adino d latsaka fa hita ihany d ity:

Ce que le président Marc Ravalomanana n’a pas dit ou feint d’oublier, c’est que le FMI a dénoncé diplomatiquement, l’achat de Force One two. Auparavant, ce gendarme des finances mondiales a aussi dénoncé les détaxations. Mieux il avait pointé du doigt des opérations de changes effectuées par Marc Ravalomanana directement à la Banque centrale, sans passer par le Marché interbancaire des devises (MID).


5. locl ( 27/04/2009 18:59)
Efa hoe vendrana ity "Oay" ity, resaka BCM zao fa tsy Ravalo sy air force one, sady iny ange tsy nisy accustion fa remarque avy @ Banque Mondiale, ny volan'i Dada no nividianana azy fa ny prbl kely dia ilay devise nanakalozana le vola, fa tsy nisy volam-panjakana iny.
6. fijo ( 28/04/2009 22:22)
ny CAPSAT no ten aolan aao mada,fa i andry dia vonona hiresak a,raha misy ny dinika,satria tsapany fa tsy tafavoaka izy.saingy ireto miaramila no manao ny sakana tsy hisian'izany.ka hery ihany no azo hiresahan aamin'ireo,satria tsy mahay miresaka ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0712