Fizarana basy ho an'ireo miaramila (tsy hay2) ao @'ny capsat
1. tsiafoi1
(
27/04/2009 12:00)
Aoka hitandrina sy ho mailo ny eny an-dalana sy ny mpitolona rehetra fa raikitra ny fizarana basy ho an'ireo lazaina ho miaramila tsy hay tsy hay ireo ao @'ny Capsat
répondu par fijo le 28/04/2009 22:38
2. andrywui
(
27/04/2009 13:21)
vaovao tena tsy mitombina be fa de fanamafisana resaka lainga fotsiny zany !! aiza no porofo ?? iza no niteny ? zany ndray angah zao no fomba fiady vaovao ??
3. penguin
(
27/04/2009 13:50)
Marina ireo fa andrywui no tia hiaro. Jereo amin'ny gazety rehetra rahampintso na ny TV rahariva fa vao nisambotra olona ny miaramila teo anoloan'ny HCC vao tsy ampy 40 mn izay ary nisy niaraka tamindreo mpisambotra nahakitika gachette-n'ny basy tampoka noho izy tsy miaramila ara-dàlana nefa mitam-basy. Nipoaka tampoka ny basy noho izany. Porofoy koa fa diso izany ry tgvendrana andrywui fa na ny polisy eo amin'ny faritany ireo aza nimenomenona.
4. andrywui
(
27/04/2009 13:54)
Samborina fa mizara vola fotsiny ka !! marina ny an miaramila !!mitady hanakorotana hanakarama mpanakorotana !!! tsy voakitika ny gachette ny fa tena napoaka mihitsy natao tifidanitra hampangovitra ny mpanao ratsy TIM !
5. penguin
(
27/04/2009 14:02)
Miaro indray andrywui mpamely kisoa satria nahita izany mivantana ny olona ary tongava ao amin'ny biraon'ny polisy eto amin'ny faritany amptan'ny HCC dia anotanio ny ao raha diso. Aza variana mitaingina kisoa wa
6. andrywui
(
27/04/2009 14:06)
Tsy mahita ho tenenina itsony ve ra-penguin de mamadika sujet ah !! sa ve oe handrangitra ah toi de hiova koa ny sujet ka ??? tsia ny sujet de io ihany na hiova aiza penguin na ho aiza !! ha ha ha ha !!
7. xxx
(
27/04/2009 14:22)
Efa nametraka ny fepetra ny Kung Fu dia efa zavatra tsara aloha izay fa mila tetikady anefa ny hi-maitriser-na ireto CAPSAT ireto fa tsy ampy raha arme blanche no ampiasaina .
8. halloween
(
27/04/2009 14:26)
alefaso ndray ary ny be loha ry diam's a!! maitriser na ho faty zany ny kung fu ?? alefaso ee!! responsable voalohany aminio ny TIM ref goaka eo aby zalah reo !! hazo keliny sy sabatra ve hiady amambasy !! tena hanao menalamba sy vazah taloh ty resaka ty klééé !
9. fijo
(
28/04/2009 22:38)
io dia ny tafik aihany no mil amivadika,fa ny vahoak atsy tokony avel ahofatifaty foana eo
