manokana mintsy!

1. xxx ( 27/04/2009 07:15)
manaona doly nareo!azfdy ra tsy mitonona anarana fa tiko hijanona ho confidentiel ny momba ahy!
tsy fantatro oe aiza ny dinika tokony asiko an'ty fa mba nataoko eto alou!
miala tsiny ihany koa aho ho an'izay mety ho sorena na teztra @ty zavtra soratako eto ity fa tena tsitako ntsony zay atao!(azfdy reto an!)
ny azoko lazaina momba ngamba dia oe za tovovavy 18ans!mipetraka eto Tanà!za reto manana problème manokana mintsy a!tsy resaka hafa2(sexe na tsy aiko zay tonga ao an-tsainao!)
tsitako zay anazavana an'le izy eto fa tena mba mila fanampiana @reo namana mlgs eto @sera2 za!nefa mba ts ampa-teztra an'zay oul mety ts ahazaka azy d ra mba vonona ny anampy ahy enao na anome torohevtra ahy na ts fantatro zay azonao atao fa tena mila hevitra aho de mba ataoko eto ny adresse mail-ko d mba valio reto za a!
tena ts andany ny fotoananao akory za na anadala anao fa tena resaka tsy misy vazy2 ty resako ty!
nyrena@yahoo.fr
répondu par ARICO le 19/05/2009 08:28
2. ari.malala ( 27/04/2009 12:13)
xxx; raha tsy teneninao akory moa hoe inona ilay olana mianjady aminao d ahoana no fomba anampiana anao? ambarao ambangovangony aloha ilay olana, toy ny ataon'izay manana olana rehetra. Efa mijanona ho xxx ianao d mba ambarao ilay olana.
3. fahamarinana ( 27/04/2009 12:25)
:arrow: mitovy hvtr amin'ny ari.malala koa aho eto e! Efa xxx ihany tsinona no nitondranao azy ! :) (l)
4. niryna ( 29/04/2009 11:12)
fahamarinana:

:arrow: mitovy hvtr amin'ny ari.malala koa aho eto e! Efa xxx ihany tsinona no nitondranao azy ! :) (l)


:D
anampiko azy roa koa dia izahay koa efa samy mahalala fa msy olona ato miditra manao tantara be izay dia roboko izahay kanjo fangalana vola izay no nataony tato sy fitapitaka hafahafa samy nahazo daholo ny ankizy. gadra any senegal e,maty notofirn'ny olona ny raiko dokotera sy ny reniko e,misy vola $ millions any amin'ny banky e dia alefako any aminao e,dia ho any aminareo aho e,sns sy izay tsy fantatro fa dia io aloha no tonga ato antsaiko rehefa misy olona manome xxx kanefa manome e-mail e,azafady sy ifonako raha tsy mitovy izay eritreritro izay ilay anao a .
Ka raha tsy manahirana an'i xxx dia resaho kely fotsiny izany dia avy eo afaka miditra any amin'ny e-mailnao amin'izay ny hafa
5. coopsal ( 05/05/2009 15:31)
tsy hitako izay hosoratana aminao avy hatrany fa ity ny email-ko raha halefanao ny olana coopsal@yahoo.fr
6. ARICO ( 19/05/2009 08:28)
Mapme ahy ianao ry xxx , sahala amin'ny hoe dokotera manome fanafody izay hamaly anao kanefa tsy fantany akory ny aretina ................
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1193