la HCC vient de donner partiellement raison à Marc Rav

1. Noue ( 27/04/2009 06:27)
Requétes des « légalistes ». La Haute Cour Constitutionnelle vient de donner partiellement raison à Marc Ravalomanana dans sa décision 03/ HCC/ D2 du 23 avril

niova hevitra zany ny HCC fa nahatsapa ny Inconstitutionnalités ny coup d'etat

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=13584
répondu par fijo le 28/04/2009 22:42
2. tataka ( 27/04/2009 06:48)
Ity no mba raisiko ry tgvendrana amin'io gazety midi io : ...En somme, la reprise ou la suspension dépendra de la position de l’ensemble de la communauté internationale...
Mahereza mandresy lahatra ry tgvendrana fa miala nareo na ahoana na ahoana.
3. andrywui ( 27/04/2009 07:25)
Iééeee !! de ataoko ary hoe nanao an'io zany ary ny HCC de midika inona koa izany !! ngah rah misy olona omena volabe ambadika any toy ireo HCC ireo de hoe manana raison izy zay ry NOUE :* sady izao koa e ! rah atao ary zany hoe : tanteraka ireo gazetin'i Noue ireo !! de aiza le dadanareo oe haverina hatao Filoha ? angamba aza raha tonga eto M/car izy tsy tadidiny tsony ny tranony eo Faravohitra !! sady rah tonga eo izy mba ilaina kely entina etsy Soanierana ambony etsy ho adinina kely ny nasiany ny volampanjakana rehetra tao
4. Noue ( 27/04/2009 08:22)
andrywui:

Iééeee !! de ataoko ary hoe nanao an'io zany ary ny HCC de midika inona koa izany !!
dia midika oe fantany fa tena nisy ny tsy nety ary tena misy ny rariny kooo


5. locl ( 27/04/2009 09:01)
O ry andrywi a! Mba mahaiza mandinika, f'angaha izy ity ady eny @ FKT ka hoe atao tribunal public.
Tsy izy mihintsy no naka ny vola fa hianareo ao @ HAT no maika hangalatra ka mody lazainy fa tsy nisy vola tao, manao ny fikan'i Deba t@ nahazo fitondrana.
6. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:23)

De tsy ho ela izy ity fa ho tonga @'ilay nolazaiko hoe tapaka eo ampovoan-drano ny tetezana. Basy sisa arangaranga atao ramahatahora. Ny dia tsy ho afa-mandroso.
Ny hery anefa tsy hahaleo ny fanahy... Tsy maintsy miverin-dalana ny dia na tiana na tsy tiana. Gouvernement de concessus 3è round - Election anticipé ny 4è round....

RETOUR AVEC ECLAT AN'I DADA !
7. tsiafoi1 ( 27/04/2009 11:54)
misy diso frappe kely fa tsy olana
8. fijo ( 28/04/2009 22:42)
tsy misy hevitra azo hivoahana eo hafatsy ny dinika,ary ny rehetra no midinika,fa tsy ravalo sy andry ihany akory.izoa anefa ry monja efa matahotra an'i pierrot sahady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1274