volam-bahoaka netin'i ra8 nadositra
1. xxx
(
26/04/2009 19:05)
Home : News : Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
Email to a friend | Print version | Comments (3 posted)
Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas
By MFANUKHONA NKAMBULE on April 26,2009
Related news
No matching news for this article
The Sultan Suite at Royal Villas where former Madagascar President Marc Ravalomanana stayed.
MBABANE – The chairmanship of the Troika on Defence, Peace and Security comes with a huge financial responsibility as evidenced by a bill of E340 000, which, the taxpayer has to pay Royal Villas for hosting ousted Madagascar President Marc Ravalomanana.
However, the good thing about Ravalomanana is that he and his delegation did not commit the taxpayer to a ‘liquor bill’ but the figure quoted above excludes fuel costs and payment of overtime for bodyguards.
Our credible government sources said the bill could have been minimized had government booked the ousted president in one of the cheap villas as opposed to booking the Sultan Suite, which cost E25 000 per night.
In the other up market villas where other presidents previously spent the night, the charges are relatively low as they cost E7 800 per night.
Our investigations unearthed that the Ministry of Foreign Affairs and International Cooperation was offered a discount that saw the taxpayer parting with E19 500 per night for hosting Ravalomanana at the spacious Sultan Suite. Under the discount arrangement, the foreign affairs ministry received a discount of E5 500 per night.
Government sources revealed that E162 000 has already been paid and the ministry is yet to honour the outstanding balance of E172 000. In total, the taxpayer is expected to spend E334 000 on accommodation and food for Ravalomanana and his delegation. His delegation was booked in a separate Villa that cost E7 800 per night.
The Times SUNDAY looked at the other presidential suites at Royal Swazi Sun, another high class hotel in the country. The reservation department of the Royal Swazi Sun said a single bed cost E4 775 per night and double bed in the presidential suite (Royal Suite) cost E4 990 per night. The hotel security is tight and is usually beefed up by the protocol security, which government provides.
Royal Villas General Manager Peter Zan Hussel adamantly declined to reveal the costs of Ravalomanana’s stay on the basis of the client-service provider privileges.
He, however, pointed out that the Sultan Suite had been upgraded and Royal Villas was hugely experienced in hosting presidents as it had offered service to the heads of state many times.
He said Royal Villas had been giving clients special rates.
«I can’t disclose to you how much we charged the Madagascar president for staying here; that’s confidential – it’s between us and government,» said Van Hussel.
Clifford Mamba, the Principal Secretary in the Ministry of Foreign Affairs and International Cooperation, said he had not yet looked at the consolidated bill, but the ministry would negotiate for a discount rate after he had seen the bill.
He pointed out that government used its discretion to accommodate Ravalomanana at the Royal Villas.
répondu par xxx le 26/04/2009 21:52
2. bazylou
(
26/04/2009 19:09)
ndryyy, f'angaha las tgv indray i xxx, hay ve olona tsy manana hazon damosina ianreo e :-D :-D :-D
3. xxx
(
26/04/2009 19:21)
Izy daholo letsy baina a!!! sady tgv no tim no arema no mfm no akafm, kung fu, bemiranga sns. fa inona no tian'i bazy ho fantatra ????
4. Havantsika
(
26/04/2009 20:12)
Manankarena i Mada ka afaka mampanakarena mpitondra jadona.
Iza no olona afaka mamerina ireo vola halatra ireo??? raha misy izany dia tena mendrika atao olomangam-pirenena, sy hasandratra ho reharehan'ny taranaka ho avy
raha tsy misy izany aza kivy fa andao fehezina ny harem-pirenena ka samy hahazo ny anjara masoandrony ny rehetra mba hiady sy hampijalianan'ny mpanararaotra fahefana.
Tandremo am sisa rehefa mifidy e

5. xxx
(
26/04/2009 21:13)
Tena manan-karena i M/car fa ilay harena dia lasa any an-paosin'olombitsy mandrakariva. Ireo olom-bitsy izay mba nantenain'ny Malagasy fa hampandroso ny firenentsika.
Misy mitaraina atsy ambadika atsy hoe i Andry mandeha Air France rehefa handeha ho any Frantsa.
hoy Nancy
Nefa jereo ny facture UNE SEMAINE NATORAKA HOAN'NY MAIZINA ATSY SWAZILAND!!!! Ny any Afrika du Sud sy ny tany Adis Ababa mbola tsy tafididitra.
Dia aiza hono ry Nancy no fitiavan'ny dadanareo ny societe Gasy???? Garde du corps Afrikana aza omeny chance hanao overtime
Dia mba jereo amin'izao ny hoe ampaha firin'ny vola hitorahan'i ra8 alika no lanin'i Andry raha handeha Air France izy. Paris- Tana 2000 Euro na 2500Euro raha be indrindra 1er classe.
Ahoana no handanianao 19 500 Euro en 1 nuit pour hotel sy sakafo??? 158 million fmg???
Nefa dia maro ireo societe Malagasy mba mitady ny hilatsahan'
izany vola izany ao aminy fa dia natsipin'i ra8 any Swaziland.
Misy mitaraina atsy ambadika atsy hoe i Andry mandeha Air France rehefa handeha ho any Frantsa.
hoy Nancy
zany dia anisan'ny tsy fijerena sy tsy fitiavana ny societe malagasy e. Tsy azoko mihitsy ilay fiarovana an'i tgv eto, nefa toa vao may aza mampidina ny point-ny leizy. Inona no tsy andehanany air mad dia mandoa vola izy fa naleony air france handoa vola hoan'ny societe frantsay?
Nefa jereo ny facture UNE SEMAINE NATORAKA HOAN'NY MAIZINA ATSY SWAZILAND!!!! Ny any Afrika du Sud sy ny tany Adis Ababa mbola tsy tafididitra.
MBABANE – The chairmanship of the Troika on Defence, Peace and Security comes with a huge financial responsibility as evidenced by a bill of E340 000, which, the taxpayer has to pay Royal Villas for hosting ousted Madagascar President Marc Ravalomanana
the figure quoted above excludes fuel costs and payment of overtime for bodyguards
Dia aiza hono ry Nancy no fitiavan'ny dadanareo ny societe Gasy???? Garde du corps Afrikana aza omeny chance hanao overtime
Our investigations unearthed that the Ministry of Foreign Affairs and International Cooperation was offered a discount that saw the taxpayer parting withE19 500 per night for hosting Ravalomananaat the spacious Sultan Suite. Under the discount arrangement, the foreign affairs ministry received a discount of E5 500 per night
Dia mba jereo amin'izao ny hoe ampaha firin'ny vola hitorahan'i ra8 alika no lanin'i Andry raha handeha Air France izy. Paris- Tana 2000 Euro na 2500Euro raha be indrindra 1er classe.
Ahoana no handanianao 19 500 Euro en 1 nuit pour hotel sy sakafo??? 158 million fmg???
Nefa dia maro ireo societe Malagasy mba mitady ny hilatsahan'
izany vola izany ao aminy fa dia natsipin'i ra8 any Swaziland.
6. xxx
(
26/04/2009 21:52)
O ry le Marika a!!!! izay no fiantsona anao fony mbola tany an-dakilasy teny Imerikasinina sy Sambaina fahiny.
Tadidiko tsara ilay nahabanga ilay vola nagonintsika tao andakilasy iny fony isika mbola 8 eme na 7 eme . Ary nanendrikendrehanao ny zanak'i Tkl Randriamamonjy tamin'iny fotoana iny ka nahavoasazy azy mafy. Nefa dia izaho izao dia mahafantatra tsara fa ianao no naka azy nefa moa ianao dia natanjaka sy lehibe noho ny tenako tamin'izany ka dia naleoko nangina. Eny fa na dia nampalahelo ahy aza ny nahita ilay zaza voahendrikendrika.
Nataoko efa mba niova ianao nandritry izay fotoana ela be tsy nifankahitantsika izay ary matoa nahatafita anao teo amin'izao toerana izao.
Nefa dia toa mbola handresana fitarainana hatramin'izao.
Asa moa fa dia fiainanao io Ndraiamatoa, ka nefa kosa dia tsarovy fa misy fihantraikany lehibe eo amin'ny mpiray tanindrazana aminao ny fahazaran-dratsinao.