O ry CAPSAT o, tadidio ny nanjo ny FRS
1. hery
(
26/04/2009 00:25)
Mbola tsy tadidiko fa tantara no henoko. Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT io hono izany FRS izany saingy fay ihany...
Sao lahy hanenenana
Sao lahy hanenenana
répondu par xxx le 26/04/2009 18:32
2. klitika
(
26/04/2009 04:51)
Vao nahazo fitaovana iray kontenera avy any Frantsa ireo ry Hery a, niara tonga tamin'ny Ambasady Frantsay taoriana kelin'ny nialan-dRa8. Saingy mbola ho lany ireo, raha tsy hanome indray ny Fraise sy ireo mety ahazo tany eto Madagasikara atsy ho atsy, miaraka amin'ny karana izay efa nanohana foana an'io loza io.
Ny tena fika aza amoa hoe ady an-trano amin'izay mihena ny Gasy ary hiadana ry zareo ireo, fa anjakana daholo Madagasikara iray manontolo.

3. Garfield
(
26/04/2009 06:03)
O ry hery a!tsy azo hampitoviana ny t@ andron'ny frs sy ny capsat a,mba mandiniha tsara sy halalino aloha!!
klitika a,fitovana nafaran r8 tany chine sy afrique dy sud t@ izy mbola teo am fitondrana ireo hampiasain capsat sy ny gendarme ary police ireo.Hadinon ise nga fa nanafatra fitaovana maro r8 hamonoana sy handripahana ny olona teto tana ho fiarovana ny toerany sy ny tombon-tsoany tady ho very t@ 2 volana lasa izay?
Ny maha zendana manko de ity,rehefa ny Tim no voa kely dramatisena be otran inona ilay izy,mbola haveriko ihany fa tsy fitiavana tanindrazana no hitolomanlisany Tim rehetra eo ambohijatovo fa fitiavana sy fanompoana olon-tokona sy ireo tim very seza sy tombotsoa rehetra,ka tongava saina fa aza manaiky hatao fitaovana sy hatao sorona @ tsis dikany fa r8 zany tsy tafa tsony e,homano ny fifidianana apres 18 moi ra hendry fa aza mitarika adim-poko fa tsy hisy izany.(Raha mbola afaka hilatsaka moa izany e,satry tsy maintsy hotsaraina r8 t@ heloka sy ny kolikoly vitany tetsy sy teroa)

4. xxx
(
26/04/2009 06:08)
ka na inona lazainao ry garfield na inona dia mpanonga mpanjakana ny tgv a!ary tsy ny tim no te hamerina ny ara-dalana fa ny vahoaka mzazava
5. Garfield
(
26/04/2009 06:18)
Mampihomehy ela ra xxx, ny vahoaka sa ny eo ambohijatovo? hihihi avadibadio impito ny lela ary jamba sy marenina nga ela?Antananarivo lesy tsy madagasikara a,ary ny 15% ny olona eto antananarivo mpomba tim(raha hisy 15% aza tsy vahoaka izany).
Samy manana ny atao hoe vahoaka marina io kay fa adinoko.Sa forsena ho vahoaka ireny ary e,atao oe izay;ka na nanongana na coup d 'etat na inona lazainlisany tohananay fona koa satry nahavita nanala ny didy jadona sy fangalarana sy fibodoana fananambahoaka teto dago bain a!!
Matoa tanteraka sy nandresy ny tolona dia sitrapon'Andriamanitra bain a!!
"Ny fihevitro tsy fihevitrareo" Firifiry ny panjaka t@ zany andro izany no nalan'Andriamanitra teo am toerana satry nanota fady,fa nalan'Andriamanitra t@ fanjakany na dia ara-dalana aza izany:ohatra kely ny an'i Saoly sy i Davida.
Nanao coup d'etat ko ve davida hahahahaha.
Ny hamaranako azy dia ity,ny fihevitra'Andriamanitra dia tsy fihevin-tsika olombelona,ka noho izany ny fiheviny tsy voatery legalité fa legitimité ho tombotson'ny olon-drehetra fa tsy olon-tokana.

6. xxx
(
26/04/2009 08:09)
ary ny tgv ve ry garfory vahoaka(capsat)? niaraka taminy 1500pers? ary ny any bira angaha tsy vahoaka? izay 95% ny mponina ao no mitokona! ary loza ho anla manononoana foana ny anaran'ilay nahary io, rehefa tsy mahita ho lazaina de akombona ny vava fa tsy miteniteny foana!
7. xxx
(
26/04/2009 08:46)
Mbola tsy tadidiko fa tantara no henoko. Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT io hono izany FRS izany saingy fay ihany...
Sao lahy hanenenana
tsy tadidiko fa tantara henoko....wawawawawah....
tahaka an'io natao'ny CAPSAT io[b] hono[/b]....hono dia blabla bla.....
de ny hono sy ny henoheno izany no hatao resaka eto?????

8. Mirananirina
(
26/04/2009 09:20)
Vao nahazo fitaovana iray kontenera avy any Frantsa ireo ry Hery a, niara tonga tamin'ny Ambasady Frantsay taoriana kelin'ny nialan-dRa8.
Gratuit hono sa novidiana?
Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT,ireo ve no ataonao hoe matanjaka?
sambany nitana basy ry zalahy dia mamono izay hitany ,hany ka olona hafa na zavatra no voany,tsisy formation,tsy misy n'inona fa jambany be.
9. ikaretsaka
(
26/04/2009 09:31)
Na samy rezimantana rasil aza izy 2 ireo tsary mitovy ny fotony ko
Ny Fe resy NANOHANA ny dadabeny
Fa ry Kapotsaty NANOHITRA ny dadany
Ny Fe resy NANOHANA ny dadabeny
Fa ry Kapotsaty NANOHITRA ny dadany
10. halloween
(
26/04/2009 10:39)
Mandalova kely eny soanierana alou rahery hijerena zany mba fahaizan drahery miresaka zany
12. Garfield
(
26/04/2009 18:21)
Mirananirina:
Vao nahazo fitaovana iray kontenera avy any Frantsa ireo ry Hery a, niara tonga tamin'ny Ambasady Frantsay taoriana kelin'ny nialan-dRa8.
Gratuit hono sa novidiana?
Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT,ireo ve no ataonao hoe matanjaka?
sambany nitana basy ry zalahy dia mamono izay hitany ,hany ka olona hafa na zavatra no voany,tsisy formation,tsy misy n'inona fa jambany be.
Sanatria tsy mifaly @ fahorian-olona fa ny lasa tsy fanadino,karohy ny lasa ary hampitahao sy dinidiniho tsara,ny mapme manko de ity,voa kely ny tim de dramatizena be otran in,marivo salosana nga?
Izay no izy rehefa tery saina manao zavatra tsinona,mampalahelo ny maty,fa tongava saina fa hataon'ny very seza sy fihinanana bouclier sy sorona ary fitaovana ny vahoaka.
Mba mandinika kely ihany ny tena ka mahita fa tsy misy na kely aza mba strategie hampiasain ireo mpitari-tolona ao ambohijatovo fa de mitarika ny olona hanimba zavtra sy hanakorontana fotsiny no hataony,dada nandrandraina tsy mety tonga fona fa mamitaka sy mandainga fona hoe hoa avy ts met tonga
13. vale
(
26/04/2009 18:22)
Matoa tanteraka sy nandresy ny tolona dia sitrapon'Andriamanitra bain a!!
"Ny fihevitro tsy fihevitrareo"
Hummmmmmmm, aza ampidirina amin'izany Andriamanitra fa hita fa "coup d'état" no nahatonga an'i Andry ho tonga eo amin'ny toerany, ary ireto famonoana oul tsy manantsiny ataon'ny capsat?? avy @ Andriamanitra koa ve?? :lol:
14. Garfield
(
26/04/2009 18:29)
Tsy ny faty isaina akory no tanjona,mbola haveriko fa mampalahelo ireo maty,fa tsy ampahafirin'ny novonoin r8 ireny,tsy ampy fefany akory.Fa rehefa nanota fady teto am firenena tsy miaintsy miala,matoa miseo ny zavatra iray dia izay no sitrapon'ny ao ambony.(Nanao coup d'etat ko Davida) :-D
Tsy misy resaka legalité izany intsony zao fa ny marina sy ny RARINY no hampiharina ary ny LEGITIMITE

15. xxx
(
26/04/2009 18:32)
Hoy ilay ramose mpampianatra hoe:
-Fa nahoana no voahongan'ilay DJ vendrana ilay ny prezida faha8????
Hoy ilay mpianatra iray hoe:
-Satria mbola vendrana noho ilay vendrana ilay prezida ramose!!!!!
-Ramose:- Afaka fanadinana ianao ry ise!!! 20/20