hira malagasy amin'ny internet

1. sitlo ( 25/04/2009 08:35)
Mba lasa ny saiko hoe iza avy kay ny site ahafahana mividy hira malagasy? Dia ahoana kay ny mivarotra an'ireny? Aiza ny tompon'ny hira no mandray ny valin-kasasarany? Sa OMDA fotsiny ve?
répondu par sitlo le 27/04/2009 05:10
2. ikaretsaka ( 26/04/2009 08:30)
Rehefa zavatra (na hira io na inona) no ampirantiana @ public dia efa mila miomana mialoha ny sain'ny artiste hoe tsy anazy 100% tsotry iny afa tsy le titre hoe izy no namorona an'iny sisa. Na resaka art @ musee sy art hafa koa aza..
ialahy mamaky boky ireny na mijery statue ireny...hijery tranon'olona ireny...
I eiffel no ngetroka indrindra raha nila nandoa vola taminy aby ze tany pars ka nahita ny tour-ny isa maraina na ariary isan'olona aza ny sosy aloha isan'andro ohatra...
De tahak'izany io
3. sitlo ( 27/04/2009 05:10)
Ka izay mihitsy no tiako tapahina. Ny malagasy tsy dia mpividy hira izany. Fa an'ny gasy izao ny itune dia efa fahity. Dia raha misy fika hankalazana azy amin'ny vazaha. Na tsy malaza be aza fa mba misy toerana azony vantanina fotsiny raha sendra mitady izy.
$.99 ny iray matetika, fa raha rap gasy ohatra dia $1.05 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112