efa mandeha ny plus plus hamonoana capsat

1. xxx ( 24/04/2009 17:23)
izahayeo hampanagona bola juste hamonoana capsat
ireto no liste voalaohany
Rakotonandrasana Noel
Ndinarijaona André
commandant charles
3les esclaves de madagascar
bandy avy aty andavy no hanamboatra an'ireo
répondu par xxx le 26/04/2009 06:06
2. halloween ( 24/04/2009 17:24)
ha ha ha ha !! aza manapa tsinay moa letsy a ! fa hay ve mampidelira koa ny faharesena e !! sa tsy natory tsara angah ise halina ! sa nanofy ratsy oe namono capsat sy tgv bedebe ve ?
3. ravalotgv ( 24/04/2009 17:36)
SNIFF

RAIKITRA NY FIFAMONOAN NY GASY MANDEHA BE NDRAY NY SITE INTERNET ANDROANY. TAIRO TAIRO

SNIFF
TCHROUFF

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. milamm ( 24/04/2009 17:44)
rehefa vita ny CAPSAT tsy mihoatra ny 200 lahy izy ireo dia aza adino koa ny manamboatra ireo atidoha toa andry pierrot Rajaonarivelo,Nirina Adriamanerasoa,tantely Andrianarivo,rolland sy xavier sy sophie ratsy iraka,andry rajoelina, rahitso,coutiti,behajaina,andrianafidisoa, lahady samuel,tsaranazy jean emile,honore rakotomanana,Ange andrianarisoa,azaly ben marouf ary ny manapotika ilay statellite de surveillance napetrak'i deba ao akaikin'ny vatomandry raha voasambotra ireo olona ireo dia handry fehizay isika
5. halloween ( 24/04/2009 18:01)

natory tsara ve milamm halina sa namonjy soirée ?
6. xxx ( 24/04/2009 18:07)
de ny dadani andrwui koa aza hadino fa fanetribeany tanora(aferana môly sy toaka gasy) :evil:
7. halloween ( 24/04/2009 18:30)
milamm a ! betsaka indray zany letsy ny TIM ho goaka vody atsy ho atsy fa ataovy ny plus lazainlah io !
8. xxx ( 24/04/2009 18:35)
ary elah ve ri wui sao de miray afera aminy dadanlà koa? dia afangaronay amdry ra merci sy denis be ao nareo mianaka an!
9. halloween ( 24/04/2009 18:39)
ppffffff ! za anie no mikozy amlah fa tsy rawui tsy hita any e ! za atrehina !!
10. xxx ( 24/04/2009 18:41)
andrween :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. milamm ( 24/04/2009 18:58)
anganombazaha marina less ela ry halloween fa misy farany raha jiaby e,aza mbola mihoraka raha tsy tafavoaka ny ala :D
12. Havantsika ( 24/04/2009 19:21)
Ry havana,
I Madagasikara tsy Afrika ka hampidirana ady an-trano, vao maika hihamahantra sy ho fadiranovana isika Iza no haka andraikitra hampanao hazalambo sy hamono ny Malagas?
Tsy mety raha miaramila no mampiasa hery tsy araka ny lalàna, kanefa vao maika tsy mety raha sivily na hery hafa hampiasa fahatany ny basy na grenady any aminy
Lasa fanjakan'ny baroa fa tsy repoblika intsony no hisy
ndeha handray andraikitra hampahomby ny teteza-mita hipetrahan'ny 4 ème république.
Mijoroa izay TIM , TGV, MPANAO POLITIKA rehetra vonona hampandroso an'i Madagasikara e!
Fihavanana ihany no antsika e!
13. xxx ( 24/04/2009 19:27)
EFA NAHOZO KIL NY MPANAO BARAZY ,REBOZA JULIEN
DORY OHATRANY BOZAKA AMANAHITRA :evil: :evil: :evil:
14. fijo ( 24/04/2009 19:54)
tsy film anie ity ry xxx ka hoe handefasana bandy kely avy aty de hamono olona any e..aza mijery film be loatra fa ratsy
15. bazylou ( 24/04/2009 21:45)
ny moins moins izao no tena mandeha hamonoana timiste sy pro le8!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. essera ( 25/04/2009 05:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 24-04-2009 19:23:13
Lohateny : efa mandeha ny plus plus hamonoana capsat
izahayeo hampanagona bola juste hamonoana capsat
ireto no liste voalaohany
Rakotonandrasana Noel
Ndinarijaona André
commandant charles
3les esclaves de madagascar
bandy avy aty andavy no hanamboatra an'ireo

Zao ve no ara-dalàna. SAUVAGE B. Raha nianatra ihany nareo dia aleo mamerina hatrany amin'ny fanabeazana fototra fa tgvendrana aza mbola mahavoa lavitra d lavitra no nareo.
17. pyar24969 ( 25/04/2009 08:24)
xxx:

izahayeo hampanagona bola juste hamonoana capsat
ireto no liste voalaohany
Rakotonandrasana Noel
Ndinarijaona André
commandant charles
3les esclaves de madagascar
bandy avy aty andavy no hanamboatra an'ireo

Izao mitsy no ilana an'i Bob Denard iny ry zareo... Any F/D indray zao ry HAT,nefa ny any tsy de nisy mpitolona zany mitsiny zara raha misy 40 olona no azon-dry zalah tao...only 3 samedi.. de nijanona ny tolon zalahy fa tsy nahazo olona e!


18. reeves ( 25/04/2009 08:45)
Ny HAT angaha moa tsy EFA FANJAKAN`I BAROA ry Havantsika ?
19. Hinagasy ( 26/04/2009 00:05)
Efa kely sisa dia mitovy amin'ny CAPSAT ilay manangombola hamonoana olona knou!
20. xxx ( 26/04/2009 06:06)
xxx ohatrinona no aloa hamonoana ireo capsat reo fa zah koa handrotsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2751