hita mihitsy izao fa nytim
1. bazylou
(
24/04/2009 09:07)
sy ireo pro le8 no ten ampanao ny halatra etsy sy eroa, ary ao daholo ny veryseza sy ny mpanararao paty rehetra no miafina!! tratra daholo ny bizna mainty ataon'dry lerony , ry senateran'ny vakna izany dia tratra am body omby manome vola hanao fakorotanana !!
VIVE tgv!!! :-D :-D
VIVE tgv!!! :-D :-D
répondu par Noue le 24/04/2009 13:05
2. ravatorano
(
24/04/2009 09:12)
atramin izao aloha dia mbola lakolosy tokana no reko ary vavan'ny mpanao gazety izay mety ho marina mety tsy ho marina fa amiko dia handalo fandihadiana izy ireny ary koa raha nisy heloka nataony dia hiakatra fitsarana ka amin izay aho vao sahy milaza sy miteny hoe mpanakorotana sns ry zalahy
3. essera
(
24/04/2009 09:25)
Niseho ihany ilay maloto tao anaty kilaoty nafenina izay ela izay. Efa miteny efa ela aho hoe mba ovay io famindra io zao nivoaka ihany ny fanimbana sy fandoroana ary ny fanapotehana.
Zah zao tsy hanao commentaire be intsony fa constat sisa no ataoko.
Sa ahoana ry Ifiona sy Noue ?
Zah zao tsy hanao commentaire be intsony fa constat sisa no ataoko.
Sa ahoana ry Ifiona sy Noue ?
4. halloween
(
24/04/2009 09:51)
ataovy essera de abaribario ho hitampirenena sy hitan'i Noue sy ifiona eto ny hadan'ny dadany sy ny zanany sy ny zanadrafiny
5. nalison
(
24/04/2009 10:50)
mba jereo aloha ny imagen'ny olona mankeny ambohijatovo hoe
karazana olona ahoana no zaraina vola eny é.
mba jereo koa hoe mba firy amin'ireo olona eo ireo no mikiraro dia miakanjo madio.
tadidio fa ny teo amin'ny 13mai dia ireny olona maimbo helika ireny ny 80%
ireny olona hita hooe mpisam eny isotry ireny
tadidio koa fa rajoelinanareo no nitso-drano ny olona handroba teny @ mbs

6. Noue
(
24/04/2009 13:05)
zao ny asan'ny capsat androany
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]