ifiona a! ampio i Oay fa tsy azon'ity é! saotra mialoha!
1. Oay
(
24/04/2009 08:32)
Misy video io:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news
Ka iza no tian'i Manandafy lazaina amin'io fa tsy tononiny ny anaran'ilay olona!

répondu par fijo le 24/04/2009 20:50
3. Oay
(
24/04/2009 08:38)
Misokatra ilay izy aty amiko fa tsy aiko fa raha mba azonao atao ravatorano d jereo dailymotion d manaova recherche Manandafy d mivoaka io!
4. halloween
(
24/04/2009 08:44)
Misokatra io ravatorano fa aza be fika eo toi a! tsy te hilaza hevitra aho oe fa menatra be !
--ary tokony hatao copie bedebe io vidaka io ry Oay de handefasana koa any amin drahery sao de odianlery fanina koa io ! i ravatorano moa de io izy mody gisa be io , andefaso iray koa io Oay a! alao ny adresse ny ! hataony souvenir kely ny tantaran'ilay be didy jadona tsy hita popoka

5. Oay
(
24/04/2009 08:49)
Ka ilay izy tsy fantatro ho iza no resahan'i lery anie é!
marina fa nisy nanisy titre hoe Ravalomanana ilay vidéo fa tsy miteny ny anaran'i Ravalomanana i lery ao klé,
d ilay izy ihany koa tsy misy date d tsy fantatra hoe oviana
fa na izany na tsy izany d milay ilay kozin'i lery ho an'izay mikasa hanao politika ka mba te ho démocrate an!

6. ravatorano
(
24/04/2009 08:55)
halloween < tsy be fika zany kah !
efa hitako
i ravalomanana no tian'i manandafy ho lazaina amin' io ary i Pety kely no lasibatry ny fisamborana fa tsy azo tamin' io.
tadidiko tsara io satria tany fianarantsoa aho raha nisy iny adkle iny
marina io satria resaka tao amin'ny fandaharana invité de zoma sady na ny tena aza nihaino an 'io hatramin'ny farany !
Fomban 'ny mpanao politika rehetra eto amitsika io ary hatramin'izay fa tsy dia hataoko mahagaga loatra.
Ny psd mifandrafy amin'ny ny akfm nefa reefa rava ilay fitondrana dia samy lasa miara miasa satria ny arema dia saika ossature psd avokoa tamin'ireny fanombohany ireny?Ny akfm sy ny monima dia niaraka tao ami'ny mandatehezeam-pirenena.
Raha nosamborin' i ratsiraka Ingahy Monja Jaona nohon'ny resaka politika satria sahy nanozongozona ny fomba firondrany vahoaka dia lasa natao residence surveilée tany antsimo ka hatreny avarabohitra itaosy teny nefa izany tsy nahasakana andry zareo hiaraka indray taty aoriana ka hatramin'nireny volana aogositra 1991 ireny !
Santionany io
i manadafy efa conseiller special an dravalo no nesorina tao toy ireo hafa ihany koa,maro ny tsy nitovian dravalo sy manadafy hevitra teto amin'ny firenena nefa dia izao izy roalahy miaraka io !
Politika daholo zany e !
Mino ve ianao fa hety hiaraka ka hiray latabatra ny mpomba an'i Zafy Albert sy Ratsiraka ! nefa iaraha mahalala amin'izao fa samy ao amin'ny HAT ry zareo
Politika io wa !

7. ifiona
(
24/04/2009 08:59)
raikitra ndray i Oay sy ny IRONIE-ny an.
Ka zao ry Oay: mahaiza aloha miaina , mody hoe ampio aho ry ifiona nefa na ao @ ilay lien aza efa misoratra eo ilay anaran'ilay olona tiany tenenina.
HYPOCRITE VA.
Faharoa manaraka an'izany, hoy izy hoe "ilay tany Fianarantsoa iny zao. Olona miresaka fotsiny dia gadraina".
Raha i Pety no tiany resahina amin'io, dia tsy mahagaga fa angamba tsy fantany fa i Pety no jiolamboto mpangalatr'omby lehibe indrindra any Fianarantsoa? Mety hoe tsy ny fitenenany ara-politika no tokony nanagadraina azy, fa mendrika ny ho gadraina ihany izy na zany aza.
Ianareo mpanao gazety hono, raha vao milaza zavatra tsy azoazon'ny fanjakana, dia tampenam-bava.
Zava-misy io, mety misy ny abus avy @ fanjakàna -tsy mbola niteny mihitsy aho hoe tsy nisy-, saingy kosa nisy koa ny abus avy any @ antsiva fa izaho dia nihaino antsiva isan'andro t@ izany fotoana zany fa dia lainga be foana matetika no afafany. Io anie ry Oay tsy vitan'ny hoe opposition ihany fa rehefa tsy tiana ilay olona dia hita foana izao karazana lainga izao hanaratsiana azy.
Farany; ilay fanongam-panjakàna dia tsy io resaka fanampenam-bava io ihany fa vengeance personnelle avy @ tgv, t@ fiarahany t@ zanak'i Ravalomanana fony taloha.

8. xxx
(
24/04/2009 09:03)
ifiona:
Farany; ilay fanongam-panjakàna dia tsy io resaka fanampenam-bava io ihany fa vengeance personnelle avy @ tgv, t@ fiarahany t@ zanak'i Ravalomanana fony taloha.
Anisany io fa angamba tsy io no tena fototra. Nalain'ny fetsy sy manan-tsaina fotsiny justement i Andry atao sarobakoly satria fantany nanana kakay t@ Ra8 dia tena ho efficace tsara
Nareo ve nahare an'i Lala Ratsirahonana fony mbola teny @ 13 mai ny tolon'ny TGV ???
9. Oay
(
24/04/2009 09:08)
Saotra nao ravatorano nanamafy fa i Ravalomanana no tiany holazaina,
Noho izany d afaka miteny @ izay izany i Oay fa nisy fanjakana jadona marina teto Madagasikara an! satria ilay lasa praiminisitra @ izao fotoana izao no efa nilaza an'izany tany aloha ela be tany an!
D afaka miteny koa i Oay fa ny fanjakana jadona d miteraka mpanonga mpanjakana satria izay no nolazain'i Manandafy izay mpampianatra teny @ université.
Noho izany d azo lazaina ihany koa fa matoa misy fidinana an-dalambe d satria ilay fanjakana jadona no niteraka ilay mpanongampanjakana!
Noho izany d tsy maintsy toerina ny jadona raha tsy tiantsika intsony ny hisian'ny fanonganampanjakana!
Noho izany ny vahaolana d ny fifampiresahana @ hafa sy ny fihainoana ny hafa!
Noho izany tsy vahaolana ny fizahozahoana sy ny fanaovana didiko fehy lehibe.
Noho izany manomboka izao d tsy iray no mandidy fa tsy maintsy ekipa!

10. Noue
(
24/04/2009 09:08)
ifiona:
raikitra ndray i Oay sy ny IRONIE-ny an.
Ka zao ry Oay: mahaiza aloha miaina , mody hoe ampio aho ry ifiona nefa na ao @ ilay lien aza efa misoratra eo ilay anaran'ilay olona tiany tenenina.
HYPOCRITE VA.
=D> =D> =D> =D> =D> =D> :-* :-* :-* :-*
11. ifiona
(
24/04/2009 09:12)
xxx:
Nareo ve nahare an'i Lala Ratsirahonana fony mbola teny @ 13 mai ny tolon'ny TGV ???
fa ahoana?
12. essera
(
24/04/2009 09:14)
I Manandafy ve ? Raha misy ny fozaorana dia izy mbola tena trop noho ny fozaorana. Soavaly tsy afaka ve no ampilaharan'dra8 le aza.
13. ifiona
(
24/04/2009 09:14)
Oay:
Noho izany d afaka miteny @ izay izany i Oay fa nisy fanjakana jadona marina teto Madagasikara an! satria ilay lasa praiminisitra @ izao fotoana izao no efa nilaza an'izany tany aloha ela be tany an!
D afaka miteny koa i Oay fa ny fanjakana jadona d miteraka mpanonga mpanjakana satria izay no nolazain'i Manandafy izay mpampianatra teny @ université.
d atao miavaka ny jadona sy ny "fermeté" satria ilaina ihany ilay fermeté.
14. halloween
(
24/04/2009 09:14)
HA HA HA HA GAIGY ZANY AN !! ARY LASA NISOKATRA TAMPOKA TAO AMON DRAVATORANO NDRAY VE IZY TEO ? IE RAVALO NO VOATENY AMINIO ARY I ONITIANA REALY AZA EFA NATAVY BE TAMINIO ZANY HOE VAO HAINGANA IHANY IO
15. Oay
(
24/04/2009 09:16)
Mialatsiny aki ry ifiona raha raisin-drii otranizay ilay izy fa efa nazavaiko fa tsy azoko ilay izy noho ireto antony ireto:
1°Voalaza fa i Voninahitsa d nogadrain'i Ratsiraka!
2°Marina fa misy titre ilay izy fa ilay titre azo foronina entina hanaratsiana olona satria pendant l'interview tsy nanonona hafa tsy anaran'olona roa i Manandafy d Ratsiraka sy Voninahitsa!
Fa izao efa mazava amiko ilay izy d tsy tohizako intsony fa vita ka!
D anjaran'ny manatsaina sisa ny mandinika satria tsisy zazakely eto ka azo fahanana lalitra fa samy mba nianatra kely daholo, ary efa tonga tery ambony tery fa tsy ilay nijanona hatreo @ ilay fanaovana tsianjery!

16. essera
(
24/04/2009 09:16)
Raikitra indray hono Oay sy ny Ironie-ny. Indry ry Ifiona ts mety teneninay sy Oay mihitsy amin'io tsy mahataty resaka io. Raha vao tsy mifanaraka am lohan-dry le phrase dia tonga dia lazaina fa mikafara foana ny bandy.
17. Oay
(
24/04/2009 09:20)
ifiona:
d atao miavaka ny jadona sy ny "fermeté" satria ilaina ihany ilay fermeté.
Efa nazavaiko tamin' i ifiona fa i Oay d te hatao hoe démocrate républicain noho izany d manaiky izy fa tsy maintsy hajaina ny tany tan-dalanà na ny hoe Etat de Droit d efa nazavaiko an-drii iny d tsy hiverenantsika intsony satria mbola tanora isika ka tsy mbola miverintsaina (isika ozy za an!)
fa ny nanaitra ana anie d ilay tenin'i Manadafy hoe tsy mety ny jadona satria miteraka mpanongampanjakana, d io tokoa fa nisy nanongana i Ravalomanana!
18. ifiona
(
24/04/2009 09:24)
essera:
Raikitra indray hono Oay sy ny Ironie-ny. Indry ry Ifiona ts mety teneninay sy Oay mihitsy amin'io tsy mahataty resaka io. Raha vao tsy mifanaraka am lohan-dry le phrase dia tonga dia lazaina fa mikafara foana ny bandy.
maninn a
:-@
19. ifiona
(
24/04/2009 09:25)
halloween:
HA HA HA HA GAIGY ZANY AN !! ARY LASA NISOKATRA TAMPOKA TAO AMON DRAVATORANO NDRAY VE IZY TEO ? IE RAVALO NO VOATENY AMINIO ARY I ONITIANA REALY AZA EFA NATAVY BE TAMINIO ZANY HOE VAO HAINGANA IHANY IO
t@ 2008 no nametrahan'ilay bandy an'io.
Natavy be ve onitiana realy dia zay no mahatonga an'io vao haingana
:lol: :lol: :lol: :lol:
hafa kely ndray zay
20. Oay
(
24/04/2009 09:26)
essera:
Raikitra indray hono Oay sy ny Ironie-ny. Indry ry Ifiona ts mety teneninay sy Oay mihitsy amin'io tsy mahataty resaka io. Raha vao tsy mifanaraka am lohan-dry le phrase dia tonga dia lazaina fa mikafara foana ny bandy.
Aiza izy zany ra-essera: NO KACHI é!
fanaka malemy anie io anambaviko io ry essera é! (Fomba fiteny indray io ry ifiona fa sao lazaindrii fa sexiste eo ndra i Oay an!) ka d miady mafy ny saiko mba hahatsapany hoe mila ovaina ny fomba fanaon'i dada ary tsy maintsy isika zanany no mihezaka manoro anazy fa ny sasany anie manipy odin'akondro no bobaka é!