CAPSAT inona ny tena dikany?????

1. Djhamhal ( 24/04/2009 06:08)
mampametram-panontaniana ahy ihany ny momba ity CAPSAT ty , satria toa tsy misy tafika ( raha zay no maha laza azy) hafa miitsy ve mety ho ambara na ankalazaina be ankoatr'ireo é?? fa inona no tena asany sy andraikiny eto @ firenena malagasy ?? ary ny ambiny manao inona ?? toy ny zandary , ny polisy ; ny tafika an-dranomasina; ny an'habakabaka; sns..... ze tsy fantatro!!ôtran'ny toa eo ampelatanan'ny CAPSAT daholo ve ny fahefana rehetra de ny sisa mijery fotsiny ve?? tena tsy mazava amiko mihintsy ; fa mba lazao zay zay mahafantatra !!!!
répondu par pyar24969 le 25/04/2009 08:31
2. ravatorano ( 24/04/2009 06:55)
raha ny fahitako azy aloha dia izao :
tao amin'ny capsat soanierana no nanombohan'ny "fiokon"ireo miaramila " manamboninahitra,manamboninahitra lefitra ary ny miaramila tsotra.Tao izany no lasa QG an dry zareo ary koa ny chef de corps tao dia isan'ny nanampy betsaka andry zareo "mpioko".
Ka amin'izao raha vao mahita miaramila dia capsat izay indrindra fa reefa mirotsaka manenijka mpitokona mpomba ny ara-dalana izay !
Ao amin'ny capsat dia misy toeram'pampianarana momba ny tafika fa tsy tadidiko hoe momba ny inona moa izy io (resaka fanamiana-fanjairana... transmissions ?????)
ka na polisy aza na zandary ka tsy manao fanamiana fahalalan'ny olona azy dia lazainy koa fa capsat izay ilay izy
3. lemenakely ( 24/04/2009 08:09)
Ny Capsat dia Corps d Administration des personnels et Services de l Armee des Terres, efa io azavain i Ravato io ny andraikiny!...
4. xxx ( 24/04/2009 08:11)
Raha ankizy @ izao fotoana no anontanianao dia miaramila mamono olona no fantany @ Capsat
5. halloween ( 24/04/2009 08:49)
hoy djahamhal :

ôtran'ny toa eo ampelatanan'ny CAPSAT daholo ve ny fahefana rehetra de ny sisa mijery fotsiny ve?? tena tsy mazava amiko mihintsy ; fa mba lazao zay mahafantatra !!!!


miaramila natao hanafaka ny zanak'israel tao antanin'ny ejipta ireo lesy ka zay mitady hanapy ny ejipta( polisy , zandary, tafika an'habakabaka..) eo de levona ao anaty ranomasina mena !
6. Noue ( 24/04/2009 13:03)
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]
7. milamm ( 24/04/2009 13:34)
ex-resep izy ireo no manamboninahitra vitsy mpioko toa an'i coutiti sy rahitso ary koa ireo no sandry ampiasain-dratsy iraka hanomanana ny fiverenany ao anaty fandaharam-potonany,i andry mo dia anisany saribakoly entina hanakomana ny asa maizina satria tsy ho tafajanona eo noho ny herisetra izay tsy avy aminy no nisiany fa tsindry bokotra avy @ ratsy iraka
8. xxx ( 24/04/2009 13:38)
HERIM-PAMORETANA
9. Djhamhal ( 24/04/2009 14:10)
dia refa ita fatsy mety sy mamoheatra ve ny ataony , de tsy manankevitra ny hiditra antsehatra miitsy ny hery misy eto @ firenena hanohitra azy reo?? araky ny nolaazaiko teny ambony toy ny polisy sns..........Hitazampotsiny ve sa misy antony hafa???
10. Djhamhal ( 24/04/2009 14:15)
tena gidraka be kosa le sary ry Noue â! trop be !!
11. pyar24969 ( 25/04/2009 08:31)
:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474