Kanosa ve ny miaramila Gasy?
1. soanja
(
24/04/2009 00:33)
Tena mifangaro amiko mihitsy ny zava-drehetra mitranga.
Fa efa tena habibiana no mitranga amin'ny fomban'ireto resaka CAPSAT ireto dia nahoana no tsy mahatsapa ny miaramila hafa na ny tsy misy ifandraisany amin'ireto, izay manana fitaovam-piadiana hoe mila maka fanapahan-kevitra satria efa tena mihoatra ny loha ny zavamisy. Sa ve dia efa tena nataon-dRa8 nifafa ny kihony tokoa ireto miaramila sy tafika Malagasy ka tsy hisy intsony vonona hijoro amin'ny hevitra iray loha hoe hiaro ny vahoaka ny fototry ny asany sy ny tanjony????
Lasa aiza ny fahendrena sy ny fijoroana amin'ny mahaIzy ny asanao sy ny galona entinao?
Miangavy indrindra Tompoko , mijoroa amin'ny voninahitra nomena anao, raiso ny andraikitra!!!!! IZA NO AZO ITOKISAN'NY VAHOAKA AO MADAGASIKARA AO?????

répondu par ravonjison le 27/04/2009 12:29
2. xxx
(
24/04/2009 01:29)
Nga Soanja mbola matoky miaramila foana eh?
Ny an'ireny
ny vehivavy sy ny vola
no ahazoana ny galona
ka rehefa miakatra ny toaka
dia mitifitra vahoaka
Mbola tsy hainao nga ireo
T@ zay tany Fianarantsoa anefa no nianatra an'izany. Ady tamin'ny SEMIPI tamin'izay

4. essera
(
24/04/2009 04:45)
Ouh, diso boîte a namaly teo ambony teo. Firy no isan'ny maty omaly ?
Ny tiako ampitaina dia hoe isaorana an'Atra raha tsy nisy namoy aina omaly satria izay nifanena tam gros bras d pehany. Poinsa b io a.

5. Noue
(
24/04/2009 04:58)
soanja:asa i soanja raha mba misaina na oe inona @ soanja no misaina fa mba redireredy re zany eee! tssss! raha mamono olona sy manao ny didy jadony ve ny haute autorité de trahison dia inona no hidiran'i Ravalomanana @ zany ee??? ny habibiana ataon'ny capsat @ zao fotoana zay hisolelahanao dia aza hampidirina @ Ravalomanana e! ny tsy fitiavanao an'i Ravalomomanana no be ! zo-nao zany hany ka tsy mahagaga ny hanafangaroanao ny fandehan-zavatra ankehitriny!
Tena mifangaro amiko mihitsy ny zava-drehetra mitranga.
Fa efa tena habibiana no mitranga amin'ny fomban'ireto resaka CAPSAT ireto dia nahoana no tsy mahatsapa ny miaramila hafa na ny tsy misy ifandraisany amin'ireto, izay manana fitaovam-piadiana hoe mila maka fanapahan-kevitra satria efa tena mihoatra ny loha ny zavamisy. Sa ve dia efa tena nataon-dRa8 nifafa ny kihony tokoa ireto miaramila sy tafika Malagasy ka tsy hisy intsony vonona hijoro amin'ny hevitra iray loha hoe hiaro ny vahoaka ny fototry ny asany sy ny tanjony????
6. soanja
(
24/04/2009 05:16)
Noue> Averiko fa tsy mankahala an-dRa8 aho fa manan-javatra be dia be azoko kianina aminy toy ny kiana rehetra ihany. Na misaina aho na tsy misaina tsy probema-nao aloha izany.
Matoa misy ny fisafotofotoana amin'ny orina iray dia misy ny antony. Ny fahafantarana ny antony dia mahatsara ny ahafahana mandinika hoe inona no vahaolana.
Raha mbola tsy vonona hiatrika izany ianareo Ra8ista dia tsy afaka ny hanana firenana milamina isika.
Amiko na tiantsika na tsy tiantsika dia tsy afaka ny hanala an-dRa8 amin'izao olona mianjady amin'ny firenentsika izao isika fa isan'ny fositra izy saingy ny hoe izany no ndeha hamonoana olona eny an-dalambe, ireo izay miady ny zony hilaza ny fitiavany sy fankasitrahana olona iray na antoko iray, kosa dia efa tena ady mihoatra ny loha ny zavamisy.
Tsy mankasitraka herisetra aho ary tsy hanohana izay fitondrana mpanao herisetra fa saingy kosa raha ilaina ny tsy hisian'ny faty olona sy ny ra latsaka eran'io dia hoy aho hoe aza mangarobiby an-davaka, tompoko, fa mahafaly anareo ve ny mahita ireo maty ireo e!
Aleo izay manana ny fahefana hanao izany hamita ny adidy izay hitany fa hanorenan'ny vahoaka ny fanantenany.

7. soanja
(
24/04/2009 05:18)
Aza manantena loatra an'i Ra8 hiverina eo amin'izao fa dia ny fifidianana no ndeha hatao izay hahamasaka azy sy hampisy fandaminana azy!
8. Oay
(
24/04/2009 05:52)
Noue:
asa i soanja raha mba misaina na oe inona @ soanja no misaina fa mba redireredy re zany eee! tssss! raha mamono olona sy manao ny didy jadony ve ny haute autorité de trahison dia inona no hidiran'i Ravalomanana @ zany ee??? ny habibiana ataon'ny capsat @ zao fotoana zay hisolelahanao dia aza hampidirina @ Ravalomanana e! ny tsy fitiavanao an'i Ravalomomanana no be ! zo-nao zany hany ka tsy mahagaga ny hanafangaroanao ny fandehan-zavatra ankehitriny!
Noue a! Misy fitenenana manao hoe :"MBA ZANAK'IZA ARY ITONY ZAZA RATSY TAIZA ITONY" tadidio fa na efa lehibe aza ny zaza ka manao ny tsy mety d mbola voatonotonona ny anaran'ny Ray amandreny! Satria moa isika manantsaina daholo d aoka hoe hosainintsika io teny io!
Manaraka izany d mazava tsara ny fiampangana ataon'i Soanja ny CAPSAT fa tsy misy fisalasalana. Miantso ny miaramila handray andraikitra hiaro ny vahoaka ny olona (Ataoko angamba fa tsy ny CAPSAT ihany no miaramila an!)
Hamaranako anazy d tsy hoe rehefa tsy mitovy ny fomba fijery d midika izany fa dondrona na tsy misaina ilay tsy mitovy fijery @ ntsika fa malalaka izy hijery sy hisaina araka izay hatakarany anazy fa anjaran'izay manantsaina ny mi-comprendre hoe fa nahoana no otran'izay ny fijeriny d ezahana ny manazava aminy fa rehefa tsy azony d adaboka any fa tsy mifanambanimbany satria matoa ny zavatra iray tsy azo d tsy voatery hoe ilay mpihaino no dondrona fa mety ily mpanazava ihany koa no tsy mahay manazava!
9. sitlo
(
24/04/2009 12:41)
Noue:
asa i soanja raha mba misaina na oe inona @ soanja no misaina fa mba redireredy re zany eee! tssss! raha mamono olona sy manao ny didy jadony ve ny haute autorité de trahison dia inona no hidiran'i Ravalomanana @ zany ee??? ny habibiana ataon'ny capsat @ zao fotoana zay hisolelahanao dia aza hampidirina @ Ravalomanana e! ny tsy fitiavanao an'i Ravalomomanana no be ! zo-nao zany hany ka tsy mahagaga ny hanafangaroanao ny fandehan-zavatra ankehitriny!
10. Noue
(
24/04/2009 12:50)
ahoana ozy soanja @ io sary io??? maty voatifitra androany io olona io
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=img125910p3oyj.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/6306/img125910p3oyj.jpg[/IMG][/URL]

11. soanja
(
24/04/2009 13:24)
Noue> Efa hitako io sary io ary amiko hadalana ny hamerimberenana an'io ary tsy fanajana ny maty izao ataonao izao!
Inona no tianao hataoko?? izay no hangatahiko aminao??? Omeo ahy ny vahaolana fa vonona aho hiatrika izany!
Fa mangataka aminao aho aza lalaovina ny razana fa tsy manaja ny fanahiny ianao!

12. Noue
(
24/04/2009 13:26)
tsy adalana ny nanaovako an'zao fa mba ahatonga saina ny rehetra OE TSY RARINY ZAO !!!
13. soanja
(
24/04/2009 13:31)
TSY RARINY TOKOA IZAO!
Malahelo aho fa maty fisainana ny Malagasy afaka hitondra vahoaka ao Madagasikara!
Amiko dia tsy fotoana firongarana izao ka hitolona. Maka aina aloha fa misy be sandry sy manam-basy mihoatra ny any aminao no manjaka! Diniho tsara izay atao. Hidio ao an-trano ny zaza sy ny tanora FA AZA AVELA HIRIARIA FA VOTSOTRA NY BIBIDIA!!!!!!

14. ravonjison
(
24/04/2009 16:49)
Izaho kosa aloha mahita fa tena afangaron' i soanja ny fandehan-javatra. Ny fahitako azy dia fanahiniany afangaro mihitsy ilay izy hanakonany ny tanjony: fiaraha-miasa @ olona sasany ao Dago.
Mody miresaka fandriampahalemana izy, milaza izy fa ratsy ny mifanono, midradradradra izy fa mahantra i Dago, avy eo anefa averiny foana fa tokony hijanona eo TGV hanoy ny asany, miapanga ny Capsat izy, ary manaratsy an' i Ravalo.Ny tanjony anefa dia ny hijanonan' i TGV, satria ahazoany manao fiaraha-miasa @ olona sasany any Dago ( mety hoe occasion anganba izao ka tiany hararaotina).
Ary tsy mbola hitako izy nanaratsy na nanameloka an' i Andry na dia efa hita fa ratsy ny zavatra ataor' ireo. Fa i Ravalo foana no ampidiriny ao, nefa tsy misy hidiran-dRavalo @ famonoan' i Capsat olona mihitsy .
Manantena mantsy i soanja fa hilamina ny tanána rehefa TGV no eo.
Noho io fahefana nalaina ankeriny io anefa dia tsy hilamina mihitsy ny tanána raha tsy aorian' ny fifidianana !

15. Oay
(
24/04/2009 17:13)
ravonjison a!
Ny fahitako anazy indray d tsy tia gidragidra i Soanja d izay no mahatonga anazy miteny hoe:"Efa hita izao fa tafavoaka ny bibidia ka anjaran'ny ray amandreny no miteniny ny zanany tsy hivoaka any antokontany"
Fa ny idéal anie d izao é:
1° Ho an'ny TGV d ny fanajanonan'ny TIM ny hetsika etsy Ambohijatovo! zavatra sarotra anefa izany satria tsy miankina @ eo Ambohijatovo izany fa miankina @ Ravalomanana!
2°Ho an'ny TIM d ny fialan'i TGV no vahaolana zavatra sarotra anefa izany(c'est un fait) satria ny TGV aloha hatreto no manana ny CAPSAT miaro anazy!
D mazava ho azy fa ny TGV tsy hiala moramora, ny TIM tsy hijanona d izao ny vokany olontsotra no nisy nitifitra d maty!
D amiko tokony tsy hotaitra intsony izany isika Malagasy raha misy maty satria tsy misy vahaolana!
Hiteny i ravonjison hoe "Tsy maintsy mialà i TGV satria nanongampanjakana" iza no handà an'izany fa vitan'ny fitenenana ve ilay fanalana anazy, fa d izao é satria tsy havantsika ireo maty t@ 07/02 sy ny maty @ izao fotoana izao ka d mampirisika isika hoe tairo ny ady fa aza misy mandefitra satria tsy antsika ny maty!
Tadidio anefa fa complice amin'ny fahafatesan'ireny olona ireny isika satria mampirisika anazy handeha eny na d efa hita izao aza fa tsy mitovy ny hery!
Amiko izao d rehefa tena tiantsika marina ny ady maninn no tsy tonga fona ny tafika avy @ SADC na ohatra hoe tena tonga d misy milisy mifampitifitra @ CAPSAT d @ izay mba samy manana basy ka na misy maty aza d mba efa nifampitady fa izao d olona tsy manatsiny no maty sady olona sahirana ao @ Fiarahamonina.
Fanontaniana tokony apetrantsika @ tenantsika d hoe :" Raha misy olona mita-basy eo ka miteny ana hoe mandoaliha d mbola hitsangana ihany ve za fa tsy handefitra" satria ny atody tsy miady amambato ary averiko fa raha tsy azo androany io toerana io d tadidio fa mbola ho azonao @ manaraka, jereo Ratsiraka é! voatsoka t@ 1993 d niverina avy eo!
Ravonjison a! za tsy miteny hoe aoka hijanona ny hetsika etsy Ambohijatovo an! fa ny fangatahako @nareo lohadohan'ny mpisorona d eritrereto hoe ahoana ny atao mba tsy hofatifaty foana ny vahoaka mpanaraka anareo!

16. fijo
(
24/04/2009 21:55)
tsy maharaka ilay misy ao soanja ,de manjary manafangaro ny resaka.tsy fiarovana ny ratsy vitan dravalo akory izany fa ten anisy ny tsy nety nataony.
17. Hinagasy
(
26/04/2009 23:02)
Izaho koa miteny fa nisy tsy nety nataon'i Ra8, kenefa tena mihoatra ny 10000 heny ny ratsy nataony izao ataon'ny HAT izao. Ary voamariko fa ny olona TGVistes dia na mahita aza fa tsy mety ny ataon'i TGV sy ireo mody milaza neutre nefa dia tsy miaiky izany fa ampidirina amin'ny diso vitan'i Ra8 daholo ity fahotana mahafaty ataon'i HAT ito. Dia tsy manokatra sujet filazana ity habibiana ataon'ny HAT ito fa mialokaloka amin'ny fanenjehana an'ny Ra8 sy ny ratsy vitany.
Tsy hoe tsara ny nataon'i Ra8 an! henjeo amin'ny ratsy nataony izy, rariny ary tena rariny raha misy fahatezerana, fa omeo koa ny part de responsabilité ngezabe amin'ny adalana ataon'ny TGV ito. Izao habibiana tsy roa amantany miseho izao. Fa tsy ity adalana rehetra ity dia Ra8 daholo. Mpamono olona mandehandeha koa ireo CAPSAT sy TGV ireo, sy ireo olona amabdikany ireo!
Nisy niteny ve ianareo TGV ireo teto niteny hoe avelao aloha ho vita ny mandat an'i Ra8 izay vao atao io tolona io, satria nahatsapa ianareo fa tsy nety ny nataony; fa izao na mahatsapa aza ianareo fa tsy mety ny ataon'ny HAT dia hoe aza mangarombiby andavaka? ka na mivaralila any amin'ny tsy izy ary ny tolona ataon'ny TGV dia hoe avelao ny mpitondra fanjakana hanao ny hampandrosoana aloha! hamampandroso aiza, any ankady ma?

18. ravonjison
(
27/04/2009 12:29)
Oay:
ravonjison a!
Ny fahitako anazy indray d tsy tia gidragidra i Soanja d izay no mahatonga anazy miteny hoe:"Efa hita izao fa tafavoaka ny bibidia ka anjaran'ny ray amandreny no miteniny ny zanany tsy hivoaka any antokontany"
Fa ny idéal anie d izao é:
1° Ho an'ny TGV d ny fanajanonan'ny TIM ny hetsika etsy Ambohijatovo! zavatra sarotra anefa izany satria tsy miankina @ eo Ambohijatovo izany fa miankina @ Ravalomanana!
2°Ho an'ny TIM d ny fialan'i TGV no vahaolana zavatra sarotra anefa izany(c'est un fait) satria ny TGV aloha hatreto no manana ny CAPSAT miaro anazy!
D mazava ho azy fa ny TGV tsy hiala moramora, ny TIM tsy hijanona d izao ny vokany olontsotra no nisy nitifitra d maty!
D amiko tokony tsy hotaitra intsony izany isika Malagasy raha misy maty satria tsy misy vahaolana!
Hiteny i ravonjison hoe "Tsy maintsy mialà i TGV satria nanongampanjakana" iza no handà an'izany fa vitan'ny fitenenana ve ilay fanalana anazy, fa d izao é satria tsy havantsika ireo maty t@ 07/02 sy ny maty @ izao fotoana izao ka d mampirisika isika hoe tairo ny ady fa aza misy mandefitra satria tsy antsika ny maty!
Tadidio anefa fa complice amin'ny fahafatesan'ireny olona ireny isika satria mampirisika anazy handeha eny na d efa hita izao aza fa tsy mitovy ny hery!
Amiko izao d rehefa tena tiantsika marina ny ady maninn no tsy tonga fona ny tafika avy @ SADC na ohatra hoe tena tonga d misy milisy mifampitifitra @ CAPSAT d @ izay mba samy manana basy ka na misy maty aza d mba efa nifampitady fa izao d olona tsy manatsiny no maty sady olona sahirana ao @ Fiarahamonina.
Fanontaniana tokony apetrantsika @ tenantsika d hoe :" Raha misy olona mita-basy eo ka miteny ana hoe mandoaliha d mbola hitsangana ihany ve za fa tsy handefitra" satria ny atody tsy miady amambato ary averiko fa raha tsy azo androany io toerana io d tadidio fa mbola ho azonao @ manaraka, jereo Ratsiraka é! voatsoka t@ 1993 d niverina avy eo!
Ravonjison a! za tsy miteny hoe aoka hijanona ny hetsika etsy Ambohijatovo an! fa ny fangatahako @nareo lohadohan'ny mpisorona d eritrereto hoe ahoana ny atao mba tsy hofatifaty foana ny vahoaka mpanaraka anareo!
Manontany ianao, inona no atao mbatsy ho fatifaty foana ny olona . Izao no valiny:
- Arosoy ny fifidianana raha efa vonona ny fikarakarana mikasika izany.Io fifidianana io dia tsy maintsy arahin' ny fikambanana vahiny sy eto antoerana maso( mpanao gazety, ONU. UE, sns...)
- tsy maintsy hajanon' i HAT ny fisamboran' olona, fanlana olona @ toerany mba ho soloana olon' i TGV sns...
Izay ihany no hampilamina ny tanána.