Hamafiso hatrany NY FIHAVANANA MALAGASY,TANDROVY ny AINA

1. rabingogilabanga ( 23/04/2009 16:16)
1)Tadidontsika fa tsy voalohany teo @ tantara no nisy disadisa politika, ny zavatra fatantra dia tokana, nifarana teo ambony latabatra izany, ary dia niverina niara-monina ny mpaidy , na ny mpamono na ny novonoina, tsy afaka ny hisaraka (satria voatery, satria samy iray firenena, satria maro ny zavatra iraisana nohon'ny zavatra mampisaraka)

2)Raha hilamina sy hiresaka ihany, handrasana firy MATY, na firy haratra vao hiresaka ???? ataoko angamba fa tsy rariny, ary tsy mendrika ho antsika izay milaza ho 95 % mpino an'andriamanitra izao toetra miziriziry izao, ary tadidio fa ny lolompo aterakin'ny fisian'ny maty sy maratra , dia hanahirana antsika @ fampihavanana ao aoriana ao

3)Aoka hajanona ny fifampihantsiana, ny filazana fa izahay no maro vahoaka, ny fitifirana, ny fivoriana etsy sy eroa hitadiavana mpanohana, efa depasser izany,AOKA MBA SAMY HO ADULTE @ izay

4)-I Ravalomanana manainky hanao fifidianana dans 10 mois
-I TGV mamaniky izany fifidianana izany fa dans 19 mois
-i Rajaonarivelo sy ny AREMA ato anatin'ny fotoana fohy (dans 3 à 6 mois
farafahakeliny

5)Hitady izay marimaritra iraisana hoe:
-Iza no hitondra sy hitantana ny fifidianana
-oviana no hatao ny fifidianana

Izay dia izay ihany ve: dia hitadiavana aina hafoy 20, 30, 40, 100, vao ho tafavoaka????


sao tsy mety re....

Ary ho an'ny WEBMASTER manokana, tadidio fa manana andraikitra eo anatrehan'ny lalana ianao @ izay fihantsiana atao eto @ forum, satria domaina public ny eto, indrindra rehefa signaler-na toy izao, kanefa tsy misy reaction avy aminareo mpiandraikitra:

-Ny fanomezana ny liste sy anaran'olona ao @ CAPSAT, izay marihina fa précis de précis tokoa [b](azo remonter-na ny adresse sy date nanaovanareo ireny, ary archiver pour 10 ans ireny soratra sy adiresy IP ireny any @ serveur),[/b] tsy ho afa-maina eo anoloan'ny Tribonaly ianareo, raha misy mitory.

-Ny fandrangitana ady atao hanenjehana ireo pro-RAVALO koa torak'izany, tandremo ny vava ataontsika tsirairay eto.

Rwanda sy radio milles collines, tsy ela akory io tantara io, fa vao 15 ans izay, aoka tsy ho modely ratsy toa io no halaintsika tahaka.


Gasy samy gasy isika, iray ihany, ary tsy afaka ny tsy ho iray, ny FIHAVANANA, NY FIHAVANANA hatrany no kajio

TANDROVY NY AINA malagasy, na Pro-TGV, na pro-TIM,

L'Eternité, l'Egalité et la Liberté sont des droits, la Fraternité est une obligation morale.
[Jacques Attali]
répondu par fijo le 23/04/2009 19:41
2. xxx ( 23/04/2009 16:34)
ela aza be resaka eo ra bingo an,i tgv sy ny tariny tsy mahalala izay dinika resahin'elahy an.Raha mpanao politika ela mahalala ny atao hoe concession,n an'i tgv ny azy ihany no marina ,ny solution dia tokana tsy midaboka y train raha tsy tapahna ny tetezana
3. xxx ( 23/04/2009 16:53)
izay mihitsy e tapahana ny tetezana dia midaboka ny train!!!
4. Havantsika ( 23/04/2009 19:30)

Aza raisina ho tsy fitiavana rehefa milaza ny marina ny sasany. Hamafiso tokoa ny fihavanana raha mbola azo atao ihany. Fa raha hanapoaka tetezana ianao, dia tadidio fa ho tompon'andraikitra amin'izay fihetsikao izay. Fitiavan-tanindrazana ve izany.
Mikasika ny concession na tsia, 7 taona nanao concession tam nareo ny vahoaka satria nafenina ny marina. Ny fanarenana tsy vita 19 mois kanefa défi io. mila rafitra matotra isika mba ho système bien concerté no apetraka e
Zao tsy miady fa milaza ny hevitro fotsiny.
Havako daholo ny Malagasy
5. fijo ( 23/04/2009 19:41)
marina dia marina ny andrabingo,saingy indrisy,nympanoa politika ve mba misaina toa izany???????ary ny vahoak ave mba mahatsapa izany????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.107