HABIBIANA tanteraka. Ny hopitaly avy no atao lasibatra
1. bozyboleta
(
23/04/2009 14:23)
Olona tsy olona no tao @ HJRA androany. Nitsoaka niditra tao daholo na olona na fiara t@ iny Anosy iny vao raikitra ny sakoroka. Olona izany tao izany. Ny fiara maro no nifandona noho ny fisisihana.
Nihevitra daholo fa ao no ahita fialofana. Kanjo nony tafiditra tao dia efa nodidinin’ny capsat ny hopitaly ka tsy afa-nivoaka tao ora maro fa dia niandry hirika dia tafavoaka taty @ vavahady akaikin’ny morgue ny sasany.
Ry capsat miaraka @ basy mirangaranga sy sivily izay nolazain’ny olona fa mpitsikilon’ny hat dia nisy ny nihaodihaody tao anatiny tao ihany koa ka raiki-tahotra ny rehetra.
Sahirana tanteraka na dia ny olona nanana marary tao aza satria dia ny tany ivelany tsy tafiditra ary ny tao anatiny tsy tafavoaka.
Tena tsy ampy fahalalana reto capsat reto fa tsy hainy hoe hopitaly ange io fa tsy toby miaramila ary tsy faritra mena ka tokony arovany.
Tsy hitako intsony izay teny mahalaza ny zavatra hitako nataon’ireto capsat ireto androany afa-tsy ny hoe «HABIBIANA»

répondu par fijo le 23/04/2009 19:54
2. xxx
(
23/04/2009 14:29)
Efa miteny anareo aho fa BIBIOLONA ireo CapSat ireo , iza no afaka hilaza fa humain izao zavatra ataony izao
3. Oay
(
23/04/2009 14:31)
Mampalahelo ny zavatra toa izao ka d miara ory @ izay manana ny maratra i Oay! fa izy moa efa niteny fa tsy midina eny andalambe eny satria fantany tsara fa tsy hifampitsitsy ny eny fa ny mampalahelo anefa d tsy ny mpitarika no mihinana ny ..... eny fa ilay vahoaka madinika!
4. bozyboleta
(
23/04/2009 14:39)
Ny capsat ry Oay dia tsy mifidy tifirina sy samborina intsony fa nisy ny mpianatra nirava avy nianatra no naratra. Olona mandeha eny an-dalana dia avy hatrany dia samborina tsisy antony ary darohina mihitsy.
Be ny sary miparitaka any @ tranokala any dia ho hitanao fa tsy resaka fidinana an-dalambe intsony no toherin'ny capsat izao fa ny ataony dia fanalany ny fony sy fampiharany ny lohan-drongoniny.
Nahita ny masoko fa tsy notantaraina.

5. bozyboleta
(
23/04/2009 14:49)
Misy namana mbola tavela ao @ HJRA niantso.
Amin'izao ora anoratako izao dia mbola tefotefoka be sy setroka baomba ao Anosy izao.
Mijaly ny marary fa inona no tadiavin'ireto capsat ireto?
I ranaivoarisoa henri minisitry ny fahasalamana fôpla izay fotsy volo tao @ traumato tao @ io HJRA io, inona no ataony eo anatrehan'izao?

6. Oay
(
23/04/2009 14:49)
Efa henoko ato @ radio ato ilay izy ka!
Ka io tsy hilamina fa ho anay aloha d lahy tokana ny aina ka aleo arovana!
Teto @ fokontaninay izao d alina vao gidragidra be fa d soa ihany aloha fa tsy nisy aina nafohy!
Ny mandreraka d tsy hita hoa ahoana ny hamahana ny olana! satria ireo mpanao politika mihintsy no efa feno tay ny lohany ka tsy afaka miresaka d ny vahoaka no matimaty foana.Mialatsiny raha otrany miteny maloto fa tena tsy afeniko fa tena raha za no hoe Rambo tonga d norarafako tany daholo ireo mpanao politika goaika antitra ireo, aiza ka ry lelen'a..... ireo tsy misy maninn fa ny vahoaka foana no mihinana ny eto.Azafady fa tena malahelo é!

7. ronaldo09
(
23/04/2009 14:53)
Mangina fa aza manao vavan'ny maty andrano manely tsaho eo, ny nanaovan-dravalo ny teny Ambohitsirohitra ny 07 fevrier angaha moramora????
8. bozyboleta
(
23/04/2009 14:59)
Io 0702 io foana no averina eo.
Mahaiza mandalina sy mamakafaka fa aza mampifangaro zavatra e!
Mpianatra eny andalana ve no vonoina?
BIBY
BIBY
BIBY
BIBY
BIBY
Mahaiza mandalina sy mamakafaka fa aza mampifangaro zavatra e!
Mpianatra eny andalana ve no vonoina?
BIBY
BIBY
BIBY
BIBY
BIBY
10. locl
(
23/04/2009 15:14)
O ry ronaldo fôpla a! Tena fôpla araka ny anarana,f'angaha ny mpianatra mirava sy ny marary azy tofirina izany sa dia efa enemi direct ireo vahoaka ireo. Raha mba ny hanavan'ialahy no mba maty tao hono na naratra, j'aimerais bien voir ta sale téte.
11. Samoana
(
23/04/2009 15:47)
Aza atao mahagaga anareo i ronaldo fa tiany io mivadibadika endrika io. Ambodia mitafy hodi-janak'ondry ireny. Jereo ireto teniny tsy ela akory izay:
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 01-09-2008 12:17:44
Lohateny : Re : Fanaratsiana re izany e!!!
Koa avelao ary hiasa ny fitondrana e!Nisy fifidianana anie vao haingana dia mbola izy no nametrahan'ny vahoaka ny fitokisany fa ianareo mahay manakiana io tsy hita tabilao !!
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 01-09-2008 11:47:15
Lohateny : Fanaratsiana re izany e!!!
Loza raha hahay hanaratsy ny filoham-pirenena ny sasany eto amin'ity sehatra politika ity !Marary mihitsy ny maso mahita ny sasany tsy mitsitsy teny avoaka nefa anie ka olona voafidin'ny vahoaka malagasy izao io olona haratsianao io ary voalohany eto amin'ny firenena e!
Raha ianao mpanakiana io moa no avela hitondra an'i Madagasikara afaka firy volana dia hihoatra an'i Amerika i madagasikara ?
Mba jereo sy lanjalanjao ihany ny teny avoaka ry namana!!!
12. vale
(
23/04/2009 16:10)
ronaldo09:
Mangina fa aza manao vavan'ny maty andrano manely tsaho eo, ny nanaovan-dravalo ny teny Ambohitsirohitra ny 07 fevrier angaha moramora????
KA SENDRA ny TSY azo anoharana intsony izy, efa hita fa zone rouge mbola hidirana ihany, ary koa self défense ireny. TSY mitovy mihintsy. Isak'izay mba mijery vaovao am Net enao dia tsy maintsy misy sarina miaramila manarangaranga ny basiny foana. :o
13. vale
(
23/04/2009 16:12)
Tena tsy ampy fahalalana reto capsat reto fa tsy hainy hoe hopitaly ange io fa tsy toby miaramila ary tsy faritra mena ka tokony arovany
MARINA TANTERAKA ..SENEGALY NAHAZO BAIKO.. SADY SOVAZY. :o
14. ravalotgv
(
23/04/2009 18:23)
tena be loatra ngamba ny dozin i capsat androany. Hanao excuse ndray i sefo ndefo rampitso hoe. Les capsat ont fait des excès de zèle
sniff
tchrouff
excés de dozy nefa le izy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
excés de dozy nefa le izy
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
15. fijo
(
23/04/2009 19:54)
rah atoa izao ry ronaldo no hiantomboana amin'ny politika,dia mampanahy ahy ny hoavin'ny madagasikara.