Niresaka demokrasia ary mametraka JADONA tgvendrana

1. penguin ( 23/04/2009 13:59)
Nanao angoan-tenda tokoa ny tgvendrana satria navela nanaram-po niresaka izay tandrify ny vavany amin'ity hoe demokrasia. Amin'izao dia tsy tahotra tsy henatra fa ry zalahy indray no manao JADONA ka milaza hoe tsy AZO ATAO NY HETSIKA POLITIKA manerana an'i Madagasikara. Ka izany vé no FAHAFAHANA ry andry tgvendrana a ? Afaka tamin'ny geja sa miditra amin'ny GEJA sy JADONA izao ry tgvendrana a ? Na ahoana na ahoana tsy ho lanin'elah ny bala ny vahoaka miaro ny ara-dàlana ary tsy maintsy miala ny tgvendrana. Tsy miova mihintsy izany ry tgvendrana a.
répondu par karavasy le 24/04/2009 06:19
2. tsoraka ( 23/04/2009 14:09)
Izao no atao hoe didikofehilehibe raha tsy hainareo. Tsy maintsy mametra-pialana ny Général CEMGAM ary mampita ny fahefana any amin'ny kolonely mavaivay. Tsy maintsy miteny eo anoloan'ny mpaka sarin'ny TV ny Amiral milaza fa miala tsy ho ministra intsony. Tsy maintsy mivory amin'ny andro alina ary manao sonia ny hcc. Tsy maintsy manaiky koa ny Pastora ka entina amin'ny vozon'akanjony ary tsy maintsy mangina.
TSY MAINTSY daholo ka izany no tetezana lohan'alika romotra.
3. reeves ( 23/04/2009 14:41)
zao no porofo fa tsy dia ny DEMOKRASIA loatra no tena nanetsika an`ity TGV ity fa tena COUP D`ETAT efa voaomana h@ ela .
4. ronaldo09 ( 23/04/2009 14:48)
Resaho zay tian'laisany ho resahana fa nareo ange no may endim-boanjo e!Ny TGV anie ka nanerana an'ny Madagasikara fa tsy teto Tana ihany e!Ary ny sarababem-bahoaka no nilahatra fa tsy ireo very seza e!Olona voky nareo taloha ary nositonina tampoka ilay vilia fenop hanina dia io fa hoe hitolona!
Ajanony fa mankaleo e!
5. rajy ( 23/04/2009 15:09)
Iza ary ty ronaldo enjana be ato @ forum ty le toa tsy mamelabelatra mintsy lery fa tonga de tompom-panjakana ka io, faly de io tsy faly de io,moramora lesy baby fa tsy fantatra ny ampitso a! Kozy e!sao harary eo.
6. fijo ( 23/04/2009 19:58)
tsy mahalala ny atao hoe demokrasia izy,ka mamela ny helony.asa rah atena tsy mahalala,na mody tsy mahalala
7. karavasy ( 24/04/2009 06:19)
Tsy mila mamela heloka izany fa ny mivavaka mivavaka ary tsy maintsy atao amin'ny sahaza azy ny tgvendrana; karavasio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0569