Ho roahina tanteraka eo Ambohijatovo zany ny TIM

1. halloween ( 23/04/2009 12:09)
Ho roahina tanteraka eo Ambohijatovo zany ny TIM le manakorotana be eo io, de omena toerana any Alakamisy -Ambohidratrimo any ry zareo ! any koa izy sady mba manao pic-nic no manohitra Fanjakana ,no miandry SADC
répondu par fijo le 23/04/2009 20:08
2. Mirananirina ( 23/04/2009 12:14)
manakorotana be eo io

Iza no nanakorotana voalohany??????????????? :-D sa tsy fanakorotanana ny anareo fa fizarana sakafo sy vola hoan'ny vahoaka???????????? :idea:
3. sitlo ( 23/04/2009 12:15)
Tsy ny TIM ihany no manohana ny marina fa aza iva fijery.
4. essera ( 23/04/2009 12:39)
Tsy ho ampy io GROS BRAS GROS BRAS IO fa ny saina no itondrana azy eo ambony latabatra.
Raha sandry ara-bakiteny no nahapanakarena efa nivadika mpiasa tany daholo ny poukn sad wa adala ny olona nianatra.
5. xxx ( 23/04/2009 12:58)
aleo ho faty ripadripaka any daholo ny kely saina manaiky taritin'ny mpanao politika e, n'iza n'iza io,
6. majakely ( 23/04/2009 13:04)
Ataoko fa tsy misy ray na tsara reo na ra8 na tezeve fa lasa fanatisme ilay izy ka domazy!!!
Ary aza mba faly rehefa mis yolona maty izany ry reto fa tsy tsara !Ny olon'ny tezeve na olon'ny Andry de samy MALAGASY Rà avokoa!
ZA FIDIO EH!!hehehehehe!ataoko milam io!¨hihihihihiihi :^)
7. namanabe ( 23/04/2009 13:14)
stilo ianao ambany fijery , takatry ny sainao ve izany ??? aza mandoka tena fa avelao ny vahoaka no hitsara :oops:
8. xxx ( 23/04/2009 13:29)
Mahatsara zavatra izany fa ny zavatra raràna vao mainka azahoana fy ! Vaky ny ady amin`ny MIARAMILA ry VAHOAKA a ! Amin`ny fomba rehetra !!! Guerilla urbaine no ady eo !!!
9. sitlo ( 23/04/2009 13:51)
essera:

Tsy ho ampy io GROS BRAS GROS BRAS IO fa ny saina no itondrana azy eo ambony latabatra.
Raha sandry ara-bakiteny no nahapanakarena efa nivadika mpiasa tany daholo ny poukn sad wa adala ny olona nianatra.

sauf TGV =))
10. Mirananirina ( 23/04/2009 14:05)
Vaky ny ady amin`ny MIARAMILA ry VAHOAKA a ! Amin`ny fomba rehetra !!! Guerilla urbaine no ady eo

Aza manaiky fitahina hoa,olona tsotra nomena akanjo sy basy miaramila ireo,fa tsy tena izy,be ny miaramila no tsy manaiky izao intsony dia civil mitafy sisa ireo
11. xxx ( 23/04/2009 14:27)
Aza manaiky fitahina hoa,olona tsotra nomena akanjo sy basy miaramila ireo,fa tsy tena izy,be ny miaramila no tsy manaiky izao intsony dia civil mitafy sisa ireo


sivily ampitafian'i TIM, aoka hazava ny resaka
12. fijo ( 23/04/2009 20:08)
rah atsy manaiky ny tfaik a,dia tokony hiseo fa tsy hifitsaka.amiko miaramila ireo mamono ny malagasy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1287