Famerenana sesin-tany+Fandresena ny Marina=TGV
1. andrywai
(
22/04/2009 13:25)
Famerenana ireo sesin-tany sy Fandresena ny ara-dàlana no antondian'ny TGV. Nampian'ny miaramila izy fa tsy misy izany demokrasia mendrika izany. Tsy maintsy harodana ny HAT
répondu par fijo le 22/04/2009 20:42
2. penguin
(
22/04/2009 13:40)
Tsy esorin-tsiaka tokoa izy ry lay a. Ny lainga no afafiny ary tsy mety ho faty tanteraka ny marina na misy fotoana hanjakan'ny ratsy fanahy aza.
3. essera
(
22/04/2009 13:47)
Tena izay marina tsy maty izay no tena ilaina ry penguin.
Hipoitra tsy ho ela izy io, dans 48heures et qlq eo ho eo.
Hipoitra tsy ho ela izy io, dans 48heures et qlq eo ho eo.
4. penguin
(
22/04/2009 13:50)
Adino ilay hoe tsy maintsy ry donto essera tgvendrana a.
Tsy maintsy esorin-tsiaka ny tgvendrana ry lay a
Tsy maintsy esorin-tsiaka ny tgvendrana ry lay a
5. essera
(
22/04/2009 13:55)
Adino ilay hoe tsy maintsy ry donto essera tgvendrana a.
Tsy maintsy esorin-tsiaka ny tgvendrana ry lay a
Reveko mits refa ny olona miady hevitra amiko no miaka-pofona otrzao.
6. penguin
(
22/04/2009 14:10)
Iza no miakatra ry essera tgvendrana fa aminay TSY MAINTSY MIALA ELAH TGVENDRANA.
