Ahoana ilay AMPAMOAKA amin'ny zoma !!!
1. essera
(
22/04/2009 04:54)
Naheno tsara an'iny angamba ianareo omaly e ?
Teo aloha ry zalah raha nisy izany dia lasan-ko vavany fotsiny ihany tamin'ny nidiran'izay mpitondra nifanesy teo. Niala Ratsiraka dia nanamafy Zafy fa ho avy ny adklé, ohatra izay koa tamin'ny ra8 niditra.
Amin'ity kosa dia mirary tanteraka mihitsy kosa aho aloha mba ho tanteraka ary soa ihany fa nomena DATY HOE AM ZOMA. Fa tsy hoe hojerenay akaiky io d bla bla bla bla bla bla... dia na izahay aza nanadino. Ohatra ny Rova Manjakamiadana ??? Inona no tohiny nitovy am Ratsimandrava, be no milaza mahafantatra fa vitsy ary tsy nisy mihintsy ny tena sahy nijoro OFISIALY hoe izao no zava-nisy.
Aleo samy hivavaka isika na ny andaniny na ny ankilany ? Mety samy manana ny vetsovetsom-pony :
Version 1/ Ampio mba tsy ho kobo ilay fling tary am nanona tary
Version 2/ Enga anie hivoaka amin'izay ilay afera namizanan'zalah ana iny.
Ho an'ilay niteny andro vitsivitsy hoe : "AIZA RA ESSERA IZAY TARATASY POROFO MILAZA AN ZAO BLA BLA BLA IZAO"
Dia andao miara-miombom-bavaka amiko mba ho tanteraka ny am zoma.
hi hi hiiiiiiiiiii

répondu par reeves le 22/04/2009 11:48
2. ravatorano
(
22/04/2009 05:24)
essera < eo injinja isika izao e
dia samia miandry ny adro zoma ary fa amin'izay no ahitana ny porofo ho entina eo sa ve mbola fitanisana fotsiny ihany hoe izao sy izao,raha mbola izay mantsy dia tsy ho ampy fa mila filazana sy fanambarana matotra.
Ka raha tena voaporofo dia tokony tsy ho afa bela amin'izany Ingahy Ravalomanana nohon'ny "fanodikodinana nataony".

3. essera
(
22/04/2009 05:37)
Salama ravatorano,
Izay mihitsy no tena marina. Matetika ange raha ny fijeriko manokana dia misy pression avy aty amin'ny sisiny foana hoe : "esory ao ilay dossier ohatra'izao," dia ianao no mangetaheta miandry eo.
Enga anie mba tsy ho izay no hiseho amin'ity. Ary fahendrena ho an-dry zalah koa izay satria raha olona handray andraikitra vaovao ianao dia tsy hoe mihanona eo amin'ny passation fotsiny akory fa tsy maintsy apetraka ny AUDIT ahitana ny situation mazava.
Io matetika no tsy dia hita loatra eo amin'ny fitantanana eto amintsika. Mandray dia mangalatra, dia miala any koa ny mpandimby dia
Mandray dia mangalatra, dia miala any koa ny mpandimby dia
Mandray dia mangalatra, dia miala any koa ny mpandimby dia
Mandray dia mangalatra, dia miala any koa ny mpandimby dia
Dia isika no mizaka ny vokany :
Io JIRAMA io ange izany no tantaran'io e. Orin'asa tsy tokony ho maty antoka izany mihitsy io na dia hoe goavana aza ny investissement amin'ny infrastructure-ny rehetra.

4. ifiona
(
22/04/2009 05:44)
slt esssera
sssss atahorako mitsy io satria zao, ireo hat ireo anie raha hahay hamorona tsisy hevitra e.
Mba nilaza ve ry zareo hoe hampamoaka, dia mba hoe hisy concret ve dia Faly ery i essera? fa nga tsy mba concret koa ireny chiffre be anà arriérés an'i tiko ireny, lazaina fa 1 900 milliard, d avy eo mody lazaina fa 26 milliards ndray, eisseee é!
ka raha zany fomba fanaovany zavatra zany aloha dia mamelà ahy ho mailo amin'izay zavatra avoakany eo.
Sady ny fahaizany mandainga koa anie efa tsy izovin'ny maro ntsony fa dia samy nahita sy naheno tamin'ireny tenin'ny Roindefo ireny hoe ry zareo samy zareo ihany no nifampitifitra e, dia lé tenin'i Ranoël Rakotonandra-sana iny koa oe: il n'y a pas eu de blessés par balle lé t@ ofak'maly ireny
conclusion: zay mety ho avoakany eo dia à prendre avec précaution.
tadidio ry zareo ilay vidéo hoe "chronique d'une prise de pouvoir iny " fa miteny mazava ireo dinozaoro nivory niaraka tamin'i Andry oe: "il faut trouver des chefs d'inculpation contre Ra8", zany hoe mbola vao ho foronina.
5. essera
(
22/04/2009 06:10)
Bjr Ifiona,
Ohatran'ny hoe raha mpiasan'ny tiko tao amin'ny grossiste ianao ka nanao caissier, tsy misy tokony hampatahotra anao mihitsy.
Fa kosa raha ny rango-pohinao no nanafatra ilay entana miaraka amin'ny garantie amin'ny alalan'ny volam-panjakana dia mihinana tokoa moa izany a.
"il faut trouver des chefs d'inculpation contre Ra8". Tsy dia mila tadiavina retsy io a. Indry nge tsy tokony misy atahoran-dry mits e. Fa ny mpikambana tao amin'ny birao maharitra sy ny lohandohany no tena mahita.
Ohatran'ny hoe raha mpiasan'ny tiko tao amin'ny grossiste ianao ka nanao caissier, tsy misy tokony hampatahotra anao mihitsy.
Fa kosa raha ny rango-pohinao no nanafatra ilay entana miaraka amin'ny garantie amin'ny alalan'ny volam-panjakana dia mihinana tokoa moa izany a.
6. molota
(
22/04/2009 07:38)
IO Vé tsy resaka fanamboarana saina fotsiny ééé!! TSY MAINTSY MIRODANA NY FANJAKANA TSY ARA DALANA NY HAT IO!!!!! :{ :{ :twisted:
7. reeves
(
22/04/2009 08:21)
Be dia be ny zvtr hilana ampamoaka depuis Ratsiraka-Zafy-Ra8 tonga hatraty amin`i TGV . Ireo olona rehetra ireo dia tokony hanana compte rendu am`justice amin`ny zavtr nataony avy ka tsy tokony asiana fanavahana hoe i anona sy anona ihany no hanaovana ampamoaka . H@ ireny gadra navotsotra ireny ( Pety , Voninahitsy ...sns) . Ny olana dia tsy mbola azo antoka ny fahefam-pitsarana misy @ zao fa natao hifanaraka fotsiny am`izay fitondrana misy eo . Raha olona mikatsaka ny tena Demokrasia marina , dia mila FAHEFAM-PITSARANA INDEPENDANT tena miavaka tsara aloha . Raha io no tafapetraka dia efa dingana lehibe fa saingy ny Mpitondra nifandimby teto ( TGV compris ) samy mody fanina daholo satria nanao ny tsy mety .
8. essera
(
22/04/2009 08:32)
Azo antoka ilay izy raha ny fizoran'ny toe-draharaha.
Ouuuuuuuuuuuuuuf, enfin le moment tant attendu.
Ouuuuuuuuuuuuuuf, enfin le moment tant attendu.
9. essera
(
22/04/2009 08:46)
FAHEFAM-PITSARANA INDEPENDANT
Partant mihitsy izahay raReeves. Angony fotsiny ny dossiers dia apetraho tsara ampahibemaso, ary vakio mihitsy aza hoe izao avy ilay izy.
Izay manaraka tsara avy eo hoe ahoana ny fivoarany.
10. reeves
(
22/04/2009 11:48)
tsy azon`i essera ny tiako ambara ! tsy ny hanao ampamoaka entina hiampangana an-dRanona sy ranona no mahamaika aloha izao fa izay hisian`io FAHEFAM-PITSARANA INDEPENDANT ARY TSY MITONGILANA ATSY SY ARY ary atao mba hanara-maso NY HO AVY ary tena MAHASAHY MANASAZY NA IZA NA IZA tahak`ireny any EOROPA ireny . Ny fipetrahan`io manko dia efa arofanina ho an`izay mpitondra ho avy eo . Mazava ho azy fa sady tsy i TGV no tsy ho Ra8 no hanangana an`izany fa tokony entité independante hafa mihitsy . Raha tiana ny hisian`ny filaminana , dia tsy ny fiampangana no mahamaika fa ny amnistie , concertation nationale , fifamelan-keloka , fiarahana mikaon-doha ny amin` izay tokony hahitsy eto am`firenena ary FIFIDIANANA MALALAKA no mamarana azy ka izay lany eo dia lany . Tsy misy tokony ailika amin`izany na dia iray aza fa raha misy voailika ao (tahaka izao ataon`i TGV amin-dRa8 izao , misy eritreritra ambadika hanilika azy amin`ny fifidianana ho avy amin`ny alalan`ny fiampangana azy) dia miverina ihany ny korontana . Ny tiako ahatongavana dia ny fanaovana tetezamita misy an-dRa8 sy TGV miaraka @ hery hafa rehetra ka sady tazonina ny ARA-DALANA mba tsy ho tapaka ny fanampiana kanefa atao miaraka amin`izany ny tetezamita hanatsarana zavatra . Tokony ho positif tahakan`izay no hijerena azy .