NY FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA DIA NILAZA FA HO AVY
1. pikatti
(
22/04/2009 02:00)
Nilaza tokoa ny filoha hajaina Ravalomanana fa ho tonga afaka herinandro vitsivitsy raha nanontanian'ny mpanao gazety tetsy Afrika Atsimo,matahotra mafy tokoa ireo tgv ary niantso an'i Frantsa saingy ny Frantsay ela niala nilaza fa ny Afrikanina ihany no voalohany handamina ny raharaha Afrikanina
répondu par fijo le 22/04/2009 21:42
2. xxx
(
22/04/2009 02:04)
potika i MAdagasikara fa mila famonjena izay Malagasy tia tanindrazana dia tsy tokony hamela ny tanin-tsika toy izao ary tsy ela zany i dada no tonga :* :* :* :*
3. pikatti
(
22/04/2009 02:06)
tady hileleka frantsay ihany elah ty tgvendrana ,efa tsy mahazo ranondranony any fa mbay any :-D :-D :-D
4. xxx
(
22/04/2009 02:15)
=)) =)) =)) =)) =)) Ataon'i ra8 miteny irery mintsy marina i pikaty =)) =)) =)) Nilaza fa ho avy izy fa andraso eo ka tandremo sao lany jiro eo ary. Izay ihany koa no nolazain-dRatsiraka tamin'i lery nandositra t@ 2002.
5. xxx
(
22/04/2009 03:39)
ary tena marina fa aleo ny samy Afrkanina lhany ny ady eo,tsy mahazo hevitra le xxx3,R8 ve nandé la frantsa,mihevera tsara alohan'ny hiteny fa tsy mitovy ny contexte
6. essera
(
22/04/2009 04:36)
2. Mpandefa : pikatti [ Valio ] 22-04-2009 04:06:53
Lohateny : Re : NY FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA DIA NILAZA FA HO AVY
tady hileleka frantsay ihany elah ty tgvendrana ,efa tsy mahazo ranondranony any fa mbay any
Inona no tena marina ry pikatti :
1/ Ny frantsay no ao ambadiky tgvendrana io.
2/ Nangataka tamin'ny sarkozy ra8 momba ny fomba hiverenany eto Mada
3/ Ny frantsay mihitsy no mpamatsy vola an'io tgvendrana io.
4/ Ratsiraka no ao ambadiky tgvendrana
Cochez la bonne réponse.
Izao no tiako ampitaina, mivadibadika ohatran'ny lela may ny pro-ra8 ka na indray2 lazainy fa ny frantsay no ao ambadika ndrai2 mangataka amin'ny frantsay ry zareo, ndray2 naman'ny frantsay tgv. Na ianareo aza tsy mahafantra intsony ny tena marina ka mandiniha tena aloha sao manendrikendrika olona.
Iza ry pikatti ilay niantso mafy hoe : "Tongava sadeky a !!!" (tao amin'ny carlton vao tsy ela akory)
Dia ahoana no valin-tenin'ny sadeky omaly ihany.
Tandremo sao manantena ny tsy misy !!!
7. dawaah
(
22/04/2009 04:45)
aleo jerena eo tgvendrane e! fa miseo milay vola tsy misy ny miaramiala feno ny tena badraodra de hoaiza eo ny vahoka milahatra mitokona moa e!no tena marina de ahona ????????????
:D
:D
8. essera
(
22/04/2009 04:45)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-04-2009 04:15:55
Lohateny : Re : NY FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA DIA NILAZA FA HO AVY
Ataon'i ra8 miteny irery mintsy marina i pikaty Nilaza fa ho avy izy fa andraso eo ka tandremo sao lany jiro eo ary. Izay ihany koa no nolazain-dRatsiraka tamin'i lery nandositra t@ 2002.
Aza atao toy ny ririnin-dasa io lazain'i xxx io. Ny eto amintsika ange crise cyclique e.
9. essera
(
22/04/2009 05:01)
Fanontaniana amin'ny pikatti milaza mahay economie tsara :
Aiza ho aiza ao amin'ny cours Ekonomia no misy milaza hoe :
Rehefa eo amin'ny sehatry ny Ekonomia ianao dia ringano amin'ny fomba rehetra (contrôle fiscal, famoronana dossier hanagadrana olona...) ny mpifaninana aminao rehetra. Mba lazao ahy ihany ny prof-nareo fa ny déontologie-ny asany aza tsy voahajany.
Na olona tsy nahita fianarana aza mantsy d afaka milaza hoe manao zavatra tsara fotsiny ianao fa tsy mila mamingana ny hafa na mananga-pahavalo dia miverina eo aminao foana ny client-nao raha resaka varotra.
Raha honnéte Ra8, nisy karazana produit hafa hita teny an-tsena fa tsy hoe manga sy maitso daholo. Tsy mila miakatra eny Ankatso no ahafantarana an'izany fa lany andro ianao mianatra raha atoro foana fa ny eny Ankatso ange tsy toy ny tany amin'ny fanabeazana fototra intsony hoe "TOLORANA" fa efa fampianarana anao HIKAROKA.
Mbola hely ianao fa mipetrah tsara :-D :-D :-D :-D

10. ravatorano
(
22/04/2009 05:31)
essera < :-D :-D :-D
aza manatena ny fahatongavan'i ravalo eto izany nareo rah tsy hoe angaha ka ny tim indray no mandray ny fahefana e ! zay ihany !

11. Oay
(
22/04/2009 06:47)
essera:
Fanontaniana amin'ny pikatti milaza mahay economie tsara :
Aiza ho aiza ao amin'ny cours Ekonomia no misy milaza hoe :
Rehefa eo amin'ny sehatry ny Ekonomia ianao dia ringano amin'ny fomba rehetra (contrôle fiscal, famoronana dossier hanagadrana olona...) ny mpifaninana aminao rehetra. Mba lazao ahy ihany ny prof-nareo fa ny déontologie-ny asany aza tsy voahajany.
Na olona tsy nahita fianarana aza mantsy d afaka milaza hoe manao zavatra tsara fotsiny ianao fa tsy mila mamingana ny hafa na mananga-pahavalo dia miverina eo aminao foana ny client-nao raha resaka varotra.
Raha honnéte Ra8, nisy karazana produit hafa hita teny an-tsena fa tsy hoe manga sy maitso daholo. Tsy mila miakatra eny Ankatso no ahafantarana an'izany fa lany andro ianao mianatra raha atoro foana fa ny eny Ankatso ange tsy toy ny tany amin'ny fanabeazana fototra intsony hoe "TOLORANA" fa efa fampianarana anao HIKAROKA.
Mbola hely ianao fa mipetrah tsara :-D :-D :-D :-D
K'aiza izy zany ra-essera, ao tsara ve!
Ilay izy ry essera d ilay fandikana diso (fausse interprétation) an'ilay lalanà ekonomika no olana satria i Ravalomanana tsy nahazo ilay fahalalana fototra momba ny ekonomia fa nijapy tonga d tery ambony be tery ny nataony!
Azavaiko raisintsika ohatra ny Trust na Conglomérat ozy ny teny frantsay io d fomba fanaon'ny entreprise mba hanalebeazany ny sehatra iasany (Elargir son champ d'activités) ka io d azo atao par externalisation na par internalisation an'ilay asa kasaina atao!
Ny marina d tendakanina be Ravalomanana, ny nahatendakanina anazy d satria mbola averiko fa "i Ravalomanana d resy lahatra fa ny ahafahana mitazona fitondrana d tsy misy hafa tsy ny vola" satria rehefa manambola d afaka miividy izay tiana eny na ny olona aza! (Ny manampahaizana no mitondra ny tany fa ny manambola no mifehy ny mpitondra!)!
Jereo fa mpiasan'i Ravalomanana daholo anie no lasa mpanao politika nahazo toerana nandritra ny fitondrana TIM é! D mba ataovy ao an-tsaina hono é! hifamaly @ i Ravalomanana ianao d sady very seza no very asa! io d marina fa anontanio ingahy Hajo minisitrin'ny HAT @ izao fotoana izao!
12. essera
(
22/04/2009 09:40)
Salut ra Oay
Io dia tena tsy azon'iza n'iza lavina io. Ary tena niakatra tany amin'ny lohany mihitsy ilay zavatra. Ny mahagaga ange ra-Oay e, dia ny tsy fahatakaran'ny olona tena intellectuel eto amintsika hoe hatraiza no tanjon'ny olona iray ambany mari-pahaizana noho izy.
Raha ny tenako manokana izao, tsy dia nandalina lafiny ekonomia fa aty amin'ny informatika nefa dia mba misy ihany ny zavatra mba fantatrao tsy mila takarina lavitra fa lasa intello baoritra sy MPANATANTERAKA fotsiny ny eto am tanana. Satria ny fiainana moa no tena sekoly lehibe raha tsy diso aho.
Ravalomanana d resy lahatra fa ny ahafahana mitazona fitondrana d tsy misy hafa tsy ny vola
Io dia tena tsy azon'iza n'iza lavina io. Ary tena niakatra tany amin'ny lohany mihitsy ilay zavatra. Ny mahagaga ange ra-Oay e, dia ny tsy fahatakaran'ny olona tena intellectuel eto amintsika hoe hatraiza no tanjon'ny olona iray ambany mari-pahaizana noho izy.
Raha ny tenako manokana izao, tsy dia nandalina lafiny ekonomia fa aty amin'ny informatika nefa dia mba misy ihany ny zavatra mba fantatrao tsy mila takarina lavitra fa lasa intello baoritra sy MPANATANTERAKA fotsiny ny eto am tanana. Satria ny fiainana moa no tena sekoly lehibe raha tsy diso aho.
13. Oay
(
22/04/2009 09:56)
Expérience vaut science ozy ilay adage iray izay!
Nisy mpampianatra économie teny ankatso izay karana izy izay Mourhad ny anarany d izao no nolazainy "Ny diploma tsy arahapahaizana d boritra"

14. fijo
(
22/04/2009 21:42)
fa ngah ahono misy diploma azo tsy aminn'y fahaizana????sa diplaoma karana?