filoha
1. fijo
(
21/04/2009 22:16)
mampiomehy mahamenatra ny zava misy any amintsika,fa manana filoha roa isika izao.
ny filoh airay dia any antoerana,(filohan'ny HAT)izy dia manome baiko sy manana n yfahefan aao madagasikara.ary mifehy ny miaramila(na fehezin'ny miaramila)arak aizay itiavanao mpamaky azy.
ny filoha ravalo kosa dia manana fahefana sy toavina aty ivelany,ary izy no mbola ekena sy hafaka manendry olona aty ivelany.ka inona n ots ymbola mampandroso antsika nefa efa roa ny mpitarika?

répondu par fijo le 22/04/2009 21:45
2. xxx
(
21/04/2009 23:16)
double pentration@ ity resaka ity ny vahoaka no voa fa sady maharary no mahamenatra.Ara politika io an :-D :-D :-D
5. soanja
(
22/04/2009 00:09)
Lohan'aomby aroe tsy tandry vilagny araiky!!!! Biby tsy manan-doha ndreky tsy mandeh.
7. pikatti
(
22/04/2009 00:58)
inona ndray zany lazain-dry rapa2002 zany atsy elah milaza amotsotra ny iray de eto milaza fa soa ny manandroa ,mba lozika ! :-D :-D :-D :-D
8. fijo
(
22/04/2009 21:45)
ka rah atsy tiantsika ny manana filoh aro a,dia asio fifidianana e.izay ihany