MITOHY ANTRANY NY TOLONA

1. xxx ( 21/04/2009 18:42)
ETO ANTSIRABE, ZAHAY TSY MAHALALA IZANY HATAY ZANY NY FANTARAY DIA MIALA NY PANONGAM6PANJAKANA, MIROSO NY FIFIDIANANA, DIA HITA NY VOKATRA, MIDINA ATY AMINAY ATY MOA NAREO CAPSAT IREO FA DE HIHINANEM..Y TSISY TAFAPETRAKELAH ETO IZANY NY JIOLAHIMBOTONLA RY KIN......TY A(ANDRY RAJOELY)
répondu par fijo le 22/04/2009 22:04
2. sadeky ( 21/04/2009 19:19)
nyrehetra efa manaiky fa tsy ara dalana io fitondrana io fa nanao coup d'etat donc tsy ara dalana koa ny fanambarana ataony mitohy ny tolona
3. fijo ( 21/04/2009 20:58)
de hobe ny maty,de hial aihany lery ny farany
4. patrick2002 ( 21/04/2009 20:59)
mahereza ianareo fa ny anay efa vita , mankany @ fampandrosoana sy filaminana izao ,hatao ahoana no hamongorana ny hetsika hataony mpanakorotana eny Ambohijatovo :D :D :D
5. fijo ( 21/04/2009 21:01)
tsy manakorontan akosa ny eny fa mitaky e
6. patrick2002 ( 21/04/2009 21:05)
ze filazanao azy ,tsy maninona ,ara-dalana io aminay ny HCC no efa niaiky ny maha ara-dalana anio, fanakorotanana ny fitakiana fa mbola ara-dalana Ravalo.
7. xxx ( 21/04/2009 21:20)
tsy menatra akory rakotkely nandrasa noel hoe ny miaramila tsy nataoheri -mpamoretana fa natao hoan'ny zandary sy ny police izany hoy le karylahy raha rahanikotrika ny coup d'etat,izao ny kapisaty mihitsy no mitifitra ny vahoaka
8. patrick2002 ( 21/04/2009 21:31)
niaro ny anay tgv iste izy fa naiky matiny EMMONAT izahay , nanafaka anay t@ fanandevozana nataony Ravalo anay ny CAPSAT ,leo ny mividy vary lafo sy menaka lafo izahay tompoko
les CAPSAT ,pour nous c'est notre sauveur ^:^ ^:^ ^:^
9. bazylou ( 21/04/2009 23:56)
mahagaga ann!! tsy ara dalana hon io nefa efa 1 volana mahery io no teo , efa vita ny gvtny , ny sefo region manginy fotsiny.......
Izao izany dia misy pm 2, dia hoe hanom eny gvt hono i soavaly be loalika , nefa tsy hita ihany ze atao eo!!
Midira rangahy raha mafy a!! mbola 1 iny no maty , valina tsy 11 ke teny ambohitsirohitra e!! :-D :-D
10. pikatti ( 22/04/2009 00:22)
aza manao resak'etotra bazily fa masosom ,sady tsy responsable zany resaka elah zany fa mba ray njaza ihany ,de raha irin'olona ho vonoina ny zanak'elah de mba eritrereto :-D :-D :-D
11. patrick2002 ( 22/04/2009 00:50)
Izao izany dia misy pm 2, dia hoe hanom eny gvt hono i soavaly be loalika , nefa tsy hita ihany ze atao eo!!

pm honoris causa sy president honoris causa ny iray ra bazil ah!
12. pikatti ( 22/04/2009 01:01)
zany resaka bazily zany efa tsy ao é, resa-jaza hoa,fa le fanjakana barofo ty no tena resaka sady tsy mahalala raha tsy resa basy ihany :-D :-D :-D
13. fijo ( 22/04/2009 22:04)
ka le izy barofo anie hiaraha mahalala;fa le fomba hanesoranareo azy no tsy hay e,rah amiaramila sarimbavy no andrasana mety ho reraka eo ihany ny pokona ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2505