Fa naninona anao moa ny EPP sy ny hopitaly ry CAPSAT

1. sitlo ( 21/04/2009 12:15)
répondu par fijo le 21/04/2009 21:28
2. xxx ( 21/04/2009 12:20)
Aoka marina ry stilo, efa BIBIOLONA mandehandeha mihintsy !!!
3. patrick2002 ( 21/04/2009 12:22)
fa nataony inona ,tadiaviny TIM hatao ohatry ny mpianatry ny jules ferry angaha ,ka hidin'ny Mr le proviseur ny lycee mba hidina eny Ambohijatovo ny mpianatra .
TIM koa angamba ilay medecin chef ny hopitaly koa tadiaviny handeha eny Ambohijatovo ny marary miaraka @ fandrinany ,
4. bozyboleta ( 21/04/2009 12:41)
biby ireo fa tsy Olona.
Omaly nidirany hatrany anatin'ny HJRA dia nandefasany baomba mandatsa-dranomaso. Dia tsisy hasiny intsony na Olona na Marary fa ataon'ireto biby ireto ôtran'ny mamono moka.

5. xxx ( 21/04/2009 12:42)
mba misaina ry donto a!! inona no aleha any @ hopital sy epp any? sa ho alaina indray ny fatin'ny olona dia ho hafenina? :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
6. booboo ( 21/04/2009 12:43)
koa raha tsy V ny mpianatry LJF ka ho hanao rebik'ondry fotsiny...
7. majakely ( 21/04/2009 12:48)
Accident kosa angamba n ireny?' sa????kozy ve??NON????si?
8. xxx ( 21/04/2009 13:08)
patrick2002:

fa nataony inona ,tadiaviny TIM hatao ohatry ny mpianatry ny jules ferry angaha ,ka hidin'ny Mr le proviseur ny lycee mba hidina eny Ambohijatovo ny mpianatra .
TIM koa angamba ilay medecin chef ny hopitaly koa tadiaviny handeha eny Ambohijatovo ny marary miaraka @ fandrinany ,
mba misaina ry donto a!! inona no aleha any @ hopital sy epp any? sa ho alaina indray ny fatin'ny olona dia ho hafenina?


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
9. Mirananirina ( 21/04/2009 13:28)
Angamba tsy avela hiditra ny hopital izay maratra fa avela ho fay,amin'izay mihena ny malagasy snif..........
10. Oay ( 21/04/2009 13:40)
bozyboleta:


biby ireo fa tsy Olona.
Omaly nidirany hatrany anatin'ny HJRA dia nandefasany baomba mandatsa-dranomaso. Dia tsisy hasiny intsony na Olona na Marary fa ataon'ireto biby ireto ôtran'ny mamono moka.



Salama bozy a! mampalahelo wa ilay izy satria tsy ny mpitarika no miaina an'ilay izy fa ny vahoaka madinika é!
Tsaroako eto ny fimenomenon'ny TGV t@ nanapohana an'ireny grenady makalilo sofina ireny tetsy iMahamasina d nanao vava be ny TGV fa tsy manaja ny marary sy ny zaza vao teraka ry Ravalomanana t@ izany d izao indray d mimenomenona ny mpanaraka an'i Ravalomanana fa tsy rariny é!
Ny mampalahelo d ny olona toa anay tsy mba misy mihaino fa efa sepotra ao anatin'ny fanatisma ny sasany ka d lalaovin'ny mpanao politika é!
Eto izao d hita fa mifalifaly ny mpomba ny TGV d mipiripirina ny mpomba an'i Ravalomanana, ny marina anefa d satria tsy ry zareo manana fahafahana hiditra aterineto no manana ny maratra d faly mampirisika ny sasany satria efa heveriny fa alikakeliny daholo ny mpanaraka anazy (io d na TGV na Ravalomanana na Ratsiraka d mpampirisika fa tsy mirotsaka eny zany izy an!)


11. bozyboleta ( 21/04/2009 14:25)
Andray kosa!!!!
Fa iza ndray no tsy mihaino ny olona toa anareo zany ry Oay?
Tsy rariny kosa zany fa nareo ve de avelany hitabataba fotsiny eto nefa tsy henoiny akory. :lol: :lol:
12. Oay ( 21/04/2009 14:48)
bozyboleta:

Andray kosa!!!!
Fa iza ndray no tsy mihaino ny olona toa anareo zany ry Oay?
Tsy rariny kosa zany fa nareo ve de avelany hitabataba fotsiny eto nefa tsy henoiny akory. :lol: :lol:



Ka marina anie izany ry bozy é! efa tenenina fona hoe mba mieritrereta fa aza mitelina izay tsy notsakona kanefa d mbola mihinana ny hota ny sasany klé, d zao maty ny sasany t@ 7/02 d zao ndray mbola misy maty maly 19/04 ka ny mahatonga anizany d satria manaiky ampirisihan'ny sasany otrany alika atao hoe otsksss miady fa izahay mpijery d izay ilay mampalahelo an'i Oay é!
Fa efa tsy d maninn aloha satria i bozy efa io fa i Noue sy Salopard no nanao ahoana ary zay ry zareo!
13. fijo ( 21/04/2009 21:28)
eto aloh a,izahay sy oay dia ten amitovy hevitra.ny olon ano mijaly sy miafy,fa ry zalahy samy misotro visiky any aminy isankalina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1122