HAFA IHANY NY EMMO NAT RA8 E
1. sadeky
(
20/04/2009 17:02)
HAFA IHANY NY EMMO NAT T@ ANDRON'I RA8,IZAO NY CAPSAT EFA NISY NY FITOFIRANA BALA REEL NY 28MARS DIA MISY KOA 20AVRIL.
répondu par fijo le 21/04/2009 22:12
2. xxx
(
20/04/2009 17:05)
ny black monday sy 7fevrier ve ?
mampalahelo raha mitohy izao dia dia tena ra mandriaka be mihitsy
mampalahelo raha mitohy izao dia dia tena ra mandriaka be mihitsy
3. molota
(
20/04/2009 17:17)
mitohy ny tolona ry MALAGASY MPIRAY TANIN-DRAZANA!!! hatramin'ny farany io!!! :x
4. xxx
(
20/04/2009 17:24)
marina izany molota an,tsy maintsy miverina i dada ary HAT tsy maintsy mila
5. xxx
(
20/04/2009 17:35)
MIARAMILA COTIER CAPSAT MAMONO NY ZANAK'I TANANARIVO NA NY MERINA,AIZA IANAREO MIARAMILA MILAZA NY TENAREO HO LEGALISTE ,ARY TSY HANAO NY MIARAMILA LEGALISTE,ELEO REKETINA ITY TANTARA MANGA ITY,AINA SOLON'NY AINA,MITSANGANA RY ZALAHY AA KIVY
6. patrick2002
(
20/04/2009 18:39)
fa mahatsapa angaha ianao fa ny ao Antananarivo sasany ihany no manohana an'i Ravalo ,dia avadika adi-poko ny resaka ,amin'izay tsy ny Antananarivo rehetra ,fa ireny angamba ilay mpandoro saribao eny imerikasinina ,mpitery ronono, vazaha androrosy ,
Fa ireo merina avo razana manohana an'i TGV :-* :-* :-* ny avy eny Ambohimalaza ,ambohimanga ,ambohimanambola . =)) =)) =))
Fa ireo merina avo razana manohana an'i TGV :-* :-* :-* ny avy eny Ambohimalaza ,ambohimanga ,ambohimanambola . =)) =)) =))
8. xxx
(
20/04/2009 18:45)
TSY MBOLA NISY TOLONA TSY NAHAZO RESULTAT TETO HATRAMIN'IZAY NAHA LEON TENA NY MALAGASY DONC MITOHY NY TOLONA JUSQU'A LA FIN
TGV OUST
TGV OUST
10. xxx
(
20/04/2009 18:58)
tsy taitra ela fa mboa amboarinay ireo rajako capsat ireo ,
gaga be aho nahita le militaire malagasy noheveriko ho mercenaire avy any rawand ,tena biby ireo fa tsy mba olombelona ,ambonimbo kely kokoa no rajako
gaga be aho nahita le militaire malagasy noheveriko ho mercenaire avy any rawand ,tena biby ireo fa tsy mba olombelona ,ambonimbo kely kokoa no rajako
11. patrick2002
(
20/04/2009 19:07)
amboary amin'izay tianao hanaovana azy ,manafara sadeky fa raha mbola gasy koa tsy hahalany anireo ,ny EMMONAT aza nipiripirina kou.
12. xxx
(
20/04/2009 19:38)
REHEFA TSY HETY IHANY NY ATAO ALEO VIDIAN'I DADA IREO SINGES MATIM BOLA IREO FA TSY MISY ILAINA AZY ,DIA AVY EO DAKANA ENY TSIAFAHY
13. zandikely
(
20/04/2009 21:26)
XXX:
Aza arangitina amin'izany adim-poko izany ny olona, izao ve iainan'ny firenena dia mbola hasiana resaka Cotier sy ny hafa indray.
Mitadiava raisonement mba mitombona fa ambany loatra izany.
Aza arangitina amin'izany adim-poko izany ny olona, izao ve iainan'ny firenena dia mbola hasiana resaka Cotier sy ny hafa indray.
Mitadiava raisonement mba mitombona fa ambany loatra izany.
14. xxx
(
20/04/2009 22:27)
ela kosa ve tsy mahita fa toa gidro sy ny chien ireo ,tsy mba olombelona ,mba nahita miaramila tsalo tao ve elahy io aloha mahasahy manao an'ireo fomba biby ireny
15. patrick2002
(
21/04/2009 01:57)
ka ny tsalo anie ,manahirana miresaka aminy fa miteny izy hoe havako ianao ,nefa famonoana ny dikany izay , aleo miresaaka @ alika to izay ny olona ohatry ny Ravalo ,mody mitsiky nefa any antsaina any tsy havelako ialahy raha tsy miboridana androany ,izany ny toe-tsainy tsalo ,borizany tsy mipataloha hozy ny cotier izay :-D :-D :-D :-D
16. xxx
(
21/04/2009 04:58)
molota:
mitohy ny tolona ry MALAGASY MPIRAY TANIN-DRAZANA!!! hatramin'ny farany io!!! :x
aza avela reo a samy lehilahy nosoran-dreniny menaka ,aiza vé dia adina-jiolamboto no anjaka eto dago e,tsy rariny fa mahamenatra
:!:
17. tsiafoi1
(
21/04/2009 06:01)
Tsy hisy hanaiky verizin-jo mitsangana zany eto. Anga moramora taminay ny niaritra hain'andro sy hafanana t@'ny fifidianana, no arodanao ny safidinay.
Mitohy ny Tolona ho an'ny velona. Ze maty de maty tao amin'ny fitiavan-tanindrazana, lavo am-boninahitra, fa velona ao ampon'ny vahoaka maro an'isa.
Fantatry ny devoly fa kely sisa ny androny ka mandrovitsihy mafy ireo Capsat sy TGV.
EFA AKAIKY NY FANDRESENA
18. fanou14
(
21/04/2009 07:03)
mampalahelo mihintsy nareo reto ka , efa misy maty atao sorona mba ho hita etsy sy ero fa namono olona hono ny HAT ? tena ny HAT tokoa ve sa paik'ady ? dia lazaina fa capsat , io no efa nialan'ny capsat satria dia efa voaloto loatra zareo dia tsy misy mivoaka ny camp ce qui veut dire , fort probable , reo miaramila milaza fa miaraka @ ara-dalana ihany no mamono eo satria ny capsat tsy azony @ fandrangitana , jereo dia diniho fa ireo olona manankorotana mitovy t@ andro TGV nilahatra ireny ,porofo mazava izany fa olona nokaramainan'ny tim ny teo @ 13 mai , dia i ngahy Manadafy dia faly ery fa nisy olona maty , nety aloha ny paikany t@iny fa izao , refa ho avy izy @ hilaza fa filoha dia ho hita eo ndray zay ho teneninareo mpanaraka satria izay no efa kinendrina hatrizay fa tsy dia izay hiverenan'i ra8 loatra, izy efa mahafantatra fa tsy tafaverina eto ra 8 fa dia mba divertissement daholo ireny fa dia mazotoa mitolon aho an'i Manandafy ary o ,
manamporofo ihany koa ireny omaly ireny fa dia misy olona manana fitaovampiadiana ny pro ra8 , maninona moa ra atao ny autopsie dia jerena hoe , balle mitovy ve sa samy hafa no nahafaty lay polisy sy lay olona maty dia ho hita eo zay tena marina e, io zay manao ratsy eo na avy @ iza na avy @ iza dia tsy afa bela fa Andriamanitra tsy mba tia ratsy , koa samia misain aary miasaina lalina fa tsy manao enti -po fotsiny ihany fa mba asiana fandalinana lalindalina kely ,

19. fijo
(
21/04/2009 22:12)
ny filazana fa tsy nivoaka ny capsat dia fampandriana adrisa.ny azonao lazain adi ahoe porofoy fa capsat no nitifitra.rah aizay dia azoko ekena,fa tsy hoe tsy nivoaka.
misy intervew ny colonely capsat ao amin'ny topmada sy sobika,nataony tamin'ny frnace 24 ngamba izy ao,di ahenoy,fa milaza le colonely fa tsy nitifitra ny miaramila,nefa ny rehetra nahit afa bala ten aizy no nampiasaina,ka izany ve no hianteheran aahitan any marina??????