Capsat mahazo basy

1. nancy ( 20/04/2009 16:48)
Raha tsy nanana basy moa ny capsat, izany hoe raha tsy nangoniny ny basy tany amin'ny camps miaramila rehetra tany dia inona ny zavatra nitranga??
Mino marimarina aho fa efa ela ity tgvendrana ity no niongana....tsy nahazo ilay fitondrana mihitsy manko e. Ary dia efa nandresy ny ara-dalana.

Ny capsat manana basy no mbola mahatonga an'ireo ho eo hatramin'izao.

répondu par locl le 20/04/2009 19:16
2. molota ( 20/04/2009 16:52)
capsat SARIMBAVY reo éé!! basy ihany no heriny! dia miseho mahay miadyB @olona tsy manana afa-tsy tanam-polo :-D :-D
3. nancy ( 20/04/2009 17:02)

Izao no vokatry ny basin'ny capsat e. Mampalahelo. Ilay legaliste voan'ny bala teo amin'ny lohany io.

http://moe.mabul.org/up/moe/2009/04/20/img-170651ivpjz.jpg.html

4. locl ( 20/04/2009 19:16)
Mampalahelo le olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0589