Gazety Swaziland androany

1. locl ( 20/04/2009 15:46)
Ny gazety Swaziland androany dia nilaza fa efa times hiverenan'Rav8 eto Mada izao satria hoy izy efa mipetraka ny sécurité ahafahana miaro azy....Ireo mpitsikilo efa ao Madagascar no nanao ny tantitra.
Ary ny fanambarana fa hosamborina Rav8 hozy le gazety dia natao safobe mantsina fotsiny fa tsy misy base akory, entina handoloany ny tafika SADC.
Nankao afrika atsimo izy androany niresaka t@ président Saouth Africa ny aminy fomba hidirany Miaramila hiaro azy aty.
Ka asa na mhafantatra izany ry TGvendrana izao antony namonoany olona izao?
répondu par fijo le 21/04/2009 22:04
2. Mirananirina ( 20/04/2009 16:08)
Ka asa na mhafantatra izany ry TGvendrana izao antony namonoany olona izao?

ka ilay valifaty mbola tsy vita raha tsy efa azony tanteraka Madagascar
3. joujou ( 20/04/2009 17:23)
avereno dadanay e
:D
4. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:20)

Mandrovi-tsihy ny devoly fa fantany fa kely sisa androny : Mandat d'arrét Ravalo e, fandaminana ny eny Amboja e, contre-manif Alain Ramarosaona @'ny Alarobia e, Fitifirana ny vahoaka moa manginy fotsiny, nomination des ministres e, HO AIZA EO.... NY TANTARA TSY MAINTSY MITSIMBADIKA

EFA AKAIKY NY FANDRESENA

MAHEREZA DAOLO
5. xxx ( 21/04/2009 09:29)
za klou de leo mitsy amle oe ho avy Ra8, tsy mahavita mankeny Ambojatovo zany tsony za fa kay nareo tim mpamitaka daholo sady lasa mpanaraka ny ataon'ny mfm mpamono ol daholo,
6. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:39)

Zany ve aza mankeny ntsony koa fa tsy mety aminao eny. Tsy mandeha @'ny fo ny politika fa mandeha araka ny antony sy ny fotoanany avy.

Koa raha tsy vorona ho atono ny Filoha Ravalomanana koa hisidina sy hisodika tsy arak'antony sy ny fotoanany.

Matoa izy afaka niainga par silence, de efa ao koa ireo manomana ny retour en éclat
7. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:45)

- Matoa ny Filoha Ravalomanana afaka nivoaka par silence, de tao reo nanomana izany teo anivon'ny HAT. VY MANIDINA AN'ABAKABAKA ve de tsy hisy hahita. Mpamosavy mandeha alina aza hitan'ny olona
- Midika izany fa ao koa ireo manomana akaiky ny retour en éclat, ary ao anatin'ny fitondrana HAT ihany izany.

Mba kinga saina fa tsy ilaozana mifanaritaka eto.
8. fijo ( 21/04/2009 22:04)
tsy hay intsony izya ten aizy fa toa bibilava maro an karona izy ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3289