Ra8 mivonona hiverina
1. soanja
(
20/04/2009 02:36)
Indro ny vaovao hitako momba izany.
http://www.times.co.sz/index.php?news=7144
Sa ve efa lany daty indray ity vaovao ity?
http://www.times.co.sz/index.php?news=7144
Sa ve efa lany daty indray ity vaovao ity?
répondu par molota le 20/04/2009 13:30
2. xxx
(
20/04/2009 05:39)
toa efa tena eto madagasikara mihitsy hono izy ka, fa mbola tsy miseho noho ny antony sécurité-ny.
3. ravatorano
(
20/04/2009 05:58)
toa efa tena eto madagasikara mihitsy hono izy
izany hoe tsy mbola tena mari-pototra ilay vaovao
mbola " hoe" sy "hono" !
Za manokana dia tsy mino ny hiverenan'Ingahy ravalomanana eto raha mbola mafana be toy izao ny rivotra politika ary koza mbola tsy tena mahazo vahana tsara ny mpomba azy fa voatsindrin'ny HAT ihany.
4. halloween
(
20/04/2009 08:09)
Ho avy hiditra eto i dada kà ! ho avy izy sady efa nanome daty marina , amin'ny le 25 juin 2012 ! sady tonga de hanao propagande
5. essera
(
20/04/2009 09:22)
Zah kosa ry halloween malahelo am zan resakareo zan a. Hanao fiditra pro ange iz sy Radidy no fandehany e.
6. Mirananirina
(
20/04/2009 12:05)
Ho avy hiditra eto i dada kà ! ho avy izy sady efa nanome daty marina , amin'ny le 25 juin 2012 ! sady tonga de hanao propagande
ha ha ha,matahotra mafy ny fiaviany angaha? :lol:
Zah kosa ry halloween malahelo am zan resakareo zan a. Hanao fiditra pro ange iz sy Radidy no fandehany e.
Efa tena pro izy sy radidy ary ny hafa koa e.
