APPROCHE DE LA FIN TGV
2. xxx
(
19/04/2009 08:05)
efa kely sisa ny i ra8 anie homme de stratege eh,miomana fa amin'ity semaine ity no farany
4. locl
(
19/04/2009 14:44)
miatakataha fa hipitihan'i rà an! Atoroy le africain tsara hoe iretsy ny CAPSAT sao ny hafa indray no voa eo
5. bazylou
(
19/04/2009 15:20)
ny soavalin'ialahy isanyaza tsy manao longchamp akory ka hoe vita itgv!! beuuuuuuuuuuurrrkk :-D :-D :-D
6. xxx
(
19/04/2009 15:59)
Fa hay moa tsy manana Bac i TGV é!!! ka raha marina izany de ahoana no mba anonofisany hitondra firenena !!!!! ny tenany aza tsy hainy nofehezina hianatra lesona , tsy nahita fomba fianaran-desona mahomby hahazoana ny mari-pahaizana. Ampidiro ao @ constitution koa ny hoe "tsy mahazo mitondra firenena raha tsy manana Bac de vita ho azy ny tolona" ,
Tsy momba ny atsy na ny aroa ny bandy saingy mba tokony handinika ianareo mpiady seza fa ny vahoaka no mijaly. Ravalo hihaino ny tolokon'ny vahoaka , i TGV hiandry ny fotoana maha-matotra azy fa tsy ho maika hanao sain-jaza maroroka ka tarihin'ny sasany @ orony .Tsara tsy misy hokianina ny hevitr'i TGV raha tena fanarenam-pirenena saingy ny pédagojia nitondràny ny tolona no tsy nety! Tokony hisy fianarana hitondra firenena koa anie eto ambonin'ny tany é !!! ny sekoly rehetra toa misy atsy sy aroa fa io ihany no tsy mba misy araka ny voalazan'i Anita Hocquard "Il existe au moins un metier lequel aucune formation n'est prévue, c'est le plus important de tous, celle de président de la republique". Ampy izay raha fifampizaràna ka aoka samy handinika ianareo mangetaheta "fahefàna "io.
Leo izahay !!!!!!!!!!!!!!