tena fitiavana ve sa .?

1. xxx ( 18/04/2009 10:14)
za dia vehivavy no manoratra , za ry reto da miaraka amina olona izy tena tiako , fa saingy zao dizy dia mampirafy , ary dia fantatro tsara fa saingy tsy vitako ny misaraka aminy za dia tena tia hisaraka fa tena tsy vita eh za aza otrany tsy tezitra aminy akory , fa dia faly fotsiny za miaraka aminy nefa dia marary fo foana eh ka inona no atao za tia hisaraka fa tsy tafasaraka satria tsy aikooo , ny mba saika anontaniko hoe mba misy olona tratran zany koa ve ? dia inona no ataony ?
répondu par atonamia le 22/04/2009 20:17
2. chakkakkely ( 18/04/2009 19:08)
tena mety zay marina le atao hoe fitiavana , fa dia courage eh
3. menvasoua ( 21/04/2009 11:53)
xxx:

za dia vehivavy no manoratra , za ry reto da miaraka amina olona izy tena tiako , fa saingy zao dizy dia mampirafy , ary dia fantatro tsara fa saingy tsy vitako ny misaraka aminy za dia tena tia hisaraka fa tena tsy vita eh za aza otrany tsy tezitra aminy akory , fa dia faly fotsiny za miaraka aminy nefa dia marary fo foana eh ka inona no atao za tia hisaraka fa tsy tafasaraka satria tsy aikooo , ny mba saika anontaniko hoe mba misy olona tratran zany koa ve ? dia inona no ataony ?


za aloha tsy mbola tratrany ohatr' izany e ,no tsy maniry ny ho tratran' izany ko , fa raha ny hevitro aloha ny @ izany an de mahalala tsy tina ahy, matoa ampirafisiny de tsy tiany na tsy tena ao ilay fitiavany izay , tsy mampijaly ny foko @ iny eo izany ah fa manolo no mety , aza de mety ataon' ny olona kilalao fotsiny izany e,ataony fanalana azy fotsiny enao rehefa hitany hoe adala @,mba manana hambo-po e,
4. atonamia ( 22/04/2009 20:17)
xxx:

za dia vehivavy no manoratra , za ry reto da miaraka amina olona izy tena tiako , fa saingy zao dizy dia mampirafy , ary dia fantatro tsara fa saingy tsy vitako ny misaraka aminy za dia tena tia hisaraka fa tena tsy vita eh za aza otrany tsy tezitra aminy akory , fa dia faly fotsiny za miaraka aminy nefa dia marary fo foana eh ka inona no atao za tia hisaraka fa tsy tafasaraka satria tsy aikooo , ny mba saika anontaniko hoe mba misy olona tratran zany koa ve ? dia inona no ataony ?


Za koa dia miombon-kevitra @ menvasoua. Aza manaiky ataon' iza n'iza an' izany e! Marina fa mety hoe faly miaraka aminy fa amiko izany no tena fanaovana tsinontsinona indrindra. Tazotazoniny eo ianao dia rehefa taitaitra kely indray aloha izy dia veleziny satria izy zany misy hafa koa any ambadika any.
Miresaha aminy dia lazao azy hoe fantatrao izao sy izao. Dia nefa koa an, izaho mahita hoe matoa izy hitanao fa mampirafy ny dikany dia tsy afeniny ilay izy, izany hoe hozy izy matanty ianao tsara, tsy mahatanty ianao dia tsara.
Azoko tsara fa sarotra be ny miteny hoe izao na izao atao satria na iza miteny inona rehefa tsy hiala aminy ianao dia tsy hiala ary ny vehivavy rehefa mahazo an' izay hoe tia izay dia leferina daholo izao rehetra izao. Misy anefa ny zavatra tsy tokony ho leferina fa mety hanimba anao @ farany.

Hanontanio ny tenanao hoe: "Hatraiza ny fetra dia rehefa tonga izay fetra izay dia iza ho haratra?"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4644