ra8 a embarqué pour dago
1. ravalotgv
(
17/04/2009 20:47)
lasa lery iny zany fa de ho hita eo radem na mahazo miditra na tsia
hita eo ny miaramila an
8) 8) 8)
hita eo ny miaramila an
8) 8) 8)
répondu par Oay le 18/04/2009 12:04
3. Havantsika
(
17/04/2009 20:55)
Aza matahotra fa mety ho tanteraka aminy ny tantaran'ny Farao tany Egypte raha nanamafy fo ka nanenjika ny zanak'israely izy
Omeko tsy omeko, toetra tsy mahagaga io, mbola sahy hiverina eto ve na dia nanao heloka bevava aza. Sao hadinony fa ny mandat d'arret mikasika anie mbola manan-kery e! ary sao dia manao an'Andriamanitra tsy misy ka hanenina tongotra aman-tànana
Mba saino ihany e!
Salamà daholo hahita ny farany ho an'ny olo-marina sy ny handringanana ny ratsy fanahy
4. ravalotgv
(
17/04/2009 20:58)
toa en panne le avion de lasa manao atterissage forcé eto maurice :P :P :P :P :P :P
6. Havantsika
(
17/04/2009 21:05)
Raha izay tokoa no izy hoe en panne dia ho diso fanantenana ny mpitsena azy eny ivato ary hangaihay i mama sy ny ankizy rehetra.
Kanefa mba diniho ihany izay nolazaiko ery ambony e!
Kanefa mba diniho ihany izay nolazaiko ery ambony e!
7. MONGAB
(
17/04/2009 21:05)
aza velezina mafy loatra levalonay fa efa torak'ovitra lava amin'ireo dossiers ratsy mahatsiravina ireo e !
ny tenananay koa anie voafitaka e ! ......hay ny dikan'ny hoe AG aza kanefany tsyhainy
ny logo n'ny 13mey lany tao @ fivoriana aza ilay petit poid sy caroty iny
aza manody ny goavy manta fa tsy mahasitrana diabeta :roll:

10. xxx
(
17/04/2009 21:13)
Efa vita e ! tsy misy halahatra intsony
fahiny ny lainga tsara lahatra naharesy ny marina mitavozavoza
ankehitriny ny lainga tsaralahatra ataon'ile8 namatorana ny tenany
kofona be ny tenanay no sady toran'ny hehy :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

11. fijo
(
17/04/2009 21:14)
ny hat no hovita rahampitso.mba efa nahatratra paka aloha ny hat de mifalia
12. MONGAB
(
17/04/2009 21:15)
raifiona tsa misy ati-doha o ! na ny sary préféréanao aza jereo ity izy , SIORA aho fa mitovy amin'io lé8leranao ny bàkirarony
13. xxx
(
17/04/2009 21:16)
mbola velona tsara ihany angà refijo , toa efa ny avelony sisa io manoratra io fa
nivoaka ny lambamaloton'ny le8tsymasina
nivoaka ny lambamaloton'ny le8tsymasina
14. ifiona
(
17/04/2009 21:17)
MONGAB! vao teo ve ny havantsika mba niangavy ny rehetra mba hifanaja dia zany sahady ty vavanao?
15. xxx
(
17/04/2009 21:19)
elà oa mahaiza miaina miseho azy ho ambony miseho azy ho mahay nefa vendrana be élà hatramin'io association n'ny malfaiteur an'elà io hakaton'ny capsaty ryle8be
19. Havantsika
(
17/04/2009 21:30)
Fa lasa hors sujet indray lay resaka e! iza no manana intérét hanapotehina ny Malagasy eto, tena tia an'i Madagasikara marina ve ilay dada lasa nefa hiverina indray? izaho aloha tsy taitra fa handray ny valin'asany tsy ho ela izay tsy mahay miova dieny mbola misy ny fotoana
Salut daholo e
Salut daholo e
20. ravalotgv
(
17/04/2009 21:32)
iny fa dila fa simba le elisy ray fa mety hanao atterissage forcé ao dago ao lery iny raha tsy misy mitifitra :^) :^) :^) :^)