Ataovy resaka mihaja moa e!
1. Havantsika
(
17/04/2009 20:34)
Raha nahita ny ady hevitra tao amin'ny MATV ny zoma halina teo dia nahita fa mahay mifanaja sy manao resaka mihaja ihany ny olona mpitarika na dia mifanohitra ara-poto-kevitra tanteraka aza rehefa eny amin'ny kianja sy amporisihan'ny manan-kevitra hafahafa tsy mahasoa ny firenena.
Tsy toa izany anefa no hita amin'ny hevitra ambara eto amin'ity fitaovan-tserasera ity matetika fa misy tsy sasatra manambany ny hafa ary mihevi-tena fa hanana ny marina samirery.
Ahy sy ianao ity firenena ity, eto isika no hivelona sy ho faty raha mbola tsy nanao heloka tsy azo ibaboana intsony.
Mikasika ny mpitondra teo aloha rehetra, maneke ny souveraineté de Dieu, fa Izy no manome sy manala ny fahefana ary tadidio fa mbola hotsarainy avokoa.
Ny mpitondra hendry sy matahotra an'Andriamanitra no aoka hitondra voalohany amin'ny quatrième republique e! dia afaka hanao comparaison isika.
Mahereza ny équipe rehetra amin'ny transition mba hahavita hanova ny système sy hametraka rafitra maharitra eto.
Misaotra e! amin'ny manaraka indray
répondu par Oay le 18/04/2009 12:05
2. fijo
(
17/04/2009 20:53)
le andriamanitra momba an'iza io???le momba an'i odon sa le momba an'i lala??
3. Havantsika
(
17/04/2009 20:58)
Ny Andriamanitra tena Izy tsy an'i olona manonkana fa ilay voalaza ao amin'ny Baiboly, sady tsy miangatra no miandany fa mitsara marina, mahatoky, mahavonjy, mandinika ny fo sy voa ny olona izany mitady azy marina.
4. ravalotgv
(
17/04/2009 20:59)
tokony asiana gerampivavahana kely de mifampitsatok antsy an 8) 8) 8)
5. Havantsika
(
17/04/2009 21:18)
Fitiavana no ambony indrindra sy fototry ny tena fivavahana ka tsy hisy gera sy tsatok'antsy fa efa i Kristy no nizaka izany rehetra izany.
Fa ny integriste sy ny fivavahana tsy izy no miezaka manova sy manakona ny tena izy ka fanina daholo izany tsy te hijery ny marina voalaza
Mba inona aloha ny hevitra tianao lazaina amin'ity ravalotgv ity fa mba mahaliana ahy e! sady ravalo ve ianao no tgv sa ahoana
Fa ny integriste sy ny fivavahana tsy izy no miezaka manova sy manakona ny tena izy ka fanina daholo izany tsy te hijery ny marina voalaza
Mba inona aloha ny hevitra tianao lazaina amin'ity ravalotgv ity fa mba mahaliana ahy e! sady ravalo ve ianao no tgv sa ahoana
6. ravalotgv
(
17/04/2009 21:34)
ka mbola feno devoly ny gasy de aleo aloha hifamono eo tsika eto ami serasera mbola mitsikera fa tsy mandray andraikitra :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
7. Havantsika
(
17/04/2009 21:38)
misy marina ny voalazanao ary tena ilaina ny mandray andraikitra fa ny serasera mety hihitatra amin'ny tena izy raha tsy voatandrina!!! mila diovina ny firenena e! ary isika no hiaraka hanarina sy hanamboatra ity firenena ity
9. Oay
(
18/04/2009 12:05)
molota:
tsy milà transition!! tsy maintsy miala ny HAT :-D :-D :-D
Aiza i Salopard fa tsy mafana ny fety ééééééééééé
