HO ANAREO pseudo-LEGALISTE
1. rabingogilabanga
(
17/04/2009 10:01)
Legalité,tsy tenetenenina fahatany izany mot izany fa misy dikany sy lanjany:
1)Namoka didy ny HCC, ary nampisalotra ny samboady an'i ANDRY,
izay no atao hoe legalité.
ary ny HCC dia :
Mety tsy rariny ny decision, mety ho voavidy ny HCC, mety tsy izay ny sitrapon'ny vahoaka,
Legitimité indray izay, et c'est une autre discussion
2)Sahala @ decision any @ tribunal
Ny matiere penal sy civil dia mbola discutable, en premiere instance, sy en cour d'appel, fa raha vao ny cour de cassation no mandidy, dia vita!! izay no legalité
ary eto Ny haute cour constitutionnel (HCC) dia grande autorité sur l'ensemble des institutions Malgaches. na ny cour de cassation aza mbola ambaniny.
3) Farany ny decision ny justice dia tsy maintsy arahina, izay
le principe de l'autorité de la chose jugée
-Nimenomenona ny electeur ny GORE t@ 2000, fa hoe tsy lany i BUSH, nanapaka ny conseil elctorale fa bush no lany. Nangina ny rehetra. AUTORITE DE LA CHOSE JUGEE
-Nimenomenona ny pro-Ratsiraka t@ 2002, fa hoe autoproclammé ravalo, NON:
Ny HCC no nandidy Ny haute cour constitutionnel (HCC) izay grande autorité sur l'ensemble des institutions Malgaches. na ny cour de cassation aza mbola ambaniny.
IZANY TOMPOKO NO ATAO HOE LEGALITE. sur la planete terre,
ny fitsaran'andriamanitra, jugement divine iny
ny fitsaran'ny vahoaka: legitimite no anarany
ny fitsara'ny HCC kosa : LEGALITE( mety tsy ho rariny, fa dia izay, legalite)

répondu par Oay le 17/04/2009 15:48
2. xxx
(
17/04/2009 10:10)
marina izany fa saingy any @ planete des singes =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. xxx
(
17/04/2009 10:24)
mahafinaritra foana raha vao i bingo no tonga milaza an!
misy ho entina mody hatao ody ambavafo foana.
mba vitan'io koa izao ny revision ny cour de droit-ko androany
misaotra bingo a!!!!

4. BOYSGOSS
(
17/04/2009 10:36)
rabingogilabanga:
Legalité,tsy tenetenenina fahatany izany mot izany fa misy dikany sy lanjany:
1)Namoka didy ny HCC, ary nampisalotra ny samboady an'i ANDRY,
izay no atao hoe legalité.
ary ny HCC dia :
Mety tsy rariny ny decision, mety ho voavidy ny HCC, mety tsy izay ny sitrapon'ny vahoaka,
Legitimité indray izay, et c'est une autre discussion
2)Sahala @ decision any @ tribunal
Ny matiere penal sy civil dia mbola discutable, en premiere instance, sy en cour d'appel, fa raha vao ny cour de cassation no mandidy, dia vita!! izay no legalité
ary eto Ny haute cour constitutionnel (HCC) dia grande autorité sur l'ensemble des institutions Malgaches. na ny cour de cassation aza mbola ambaniny.
3) Farany ny decision ny justice dia tsy maintsy arahina, izay
le principe de l'autorité de la chose jugée
-Nimenomenona ny electeur ny GORE t@ 2000, fa hoe tsy lany i BUSH, nanapaka ny conseil elctorale fa bush no lany. Nangina ny rehetra. AUTORITE DE LA CHOSE JUGEE
-Nimenomenona ny pro-Ratsiraka t@ 2002, fa hoe autoproclammé ravalo, NON:
Ny HCC no nandidy Ny haute cour constitutionnel (HCC) izay grande autorité sur l'ensemble des institutions Malgaches. na ny cour de cassation aza mbola ambaniny.
IZANY TOMPOKO NO ATAO HOE LEGALITE. sur la planete terre,
ny fitsaran'andriamanitra, jugement divine iny
ny fitsaran'ny vahoaka: legitimite no anarany
ny fitsara'ny HCC kosa : LEGALITE( mety tsy ho rariny, fa dia izay, legalite)
Ouuuufffff, efa tenenina hoe mandalina fa ehehehee,
Ny atao hoe legal r'ise dia izay ao anaty Constitution ah,
Jean Michel RAJAONARIVONY=personne physique fa tsy loi ary RATSIRAHONANA sy io lehiben'ny HCC io nilaza fa EXTRA-CONSTITUTIONEL io mba ho tombotso ambonin'ny firenena fa efa latsaka anaty krizy ny firenena ka moa ve vita ny krizy zao ??
Ny atao hoe EXTRA-CONSTITUTIONEL dia ivelan'ny constituion=loi zany hoe ivelan'ny lalana, ka inn ny ivelan'ny lalana ??? MAZAVA HO AZY FA NY ZAVATRA TSY ARA-DALANA.
Tena manao botolo fotsiny sisa reto TGV ireto
5. rabingogilabanga
(
17/04/2009 10:56)
Ouuuufffff, efa tenenina hoe mandalina fa ehehehee,
Ny atao hoe legal r'ise dia izay ao anaty Constitution ah,
Jean Michel RAJAONARIVONY=personne physique fa tsy loi ary RATSIRAHONANA sy io lehiben'ny HCC io nilaza fa EXTRA-CONSTITUTIONEL io mba ho tombotso ambonin'ny firenena fa efa latsaka anaty krizy ny firenena ka moa ve vita ny krizy zao ??
eo indrindra no olana,
ny constitution andalantsoratra, tsy miteny io,
qui a le droit d'interpreter la constitution????
-tsy boygoss, tsy essera, tsy noue, tsy rabingo, tsy fijo, samy manana ny interpretation izy ireo
ny manana droit, dia efa voalazan'ny lalana: efa mipetrapetraka daholo izany
any frantsa: Louis debre president ny conseil constitutionnel sy ny membre ao aminy
any U S A: John Glover Roberts, Jr, sy ireo membre 9 ao anatiny
eto Madagasikara: ny president ny HCC sy ny membre ao aminy
6. Oay
(
17/04/2009 15:48)
rabingo a! tsy misy ambara fa d mazava satria raha izao fahitako anazy @ izao fanazavana izao d teknisianina i rabingo.