Manomana ny retrait Manandafy sy Ra8

1. essera ( 17/04/2009 09:06)
Salama daholo,

Saiky tsy feno ny année ni-cotiser-ny Ra8 sy Manandafy ka dia mba hamenoana an'izay dia :
- Manandafy mameno ny taona alohan'ny maha-retraite azy eny Andafiavaratra. Izy koa tsy miala am soavaly matanjaka fa nampagaga tam ty taftohana ny soavaliny.
- Ra8 mameno ny azy etsy amin'ny Rova Manjakamiadana. Azafady fa diso kely hametraka ny tenany ho Amperora eto Madagasikara.

Tena sao dia efa tratran'ny retour d'âge aza reto kôfa reto leaza.
répondu par Oay le 17/04/2009 13:23
2. xxx ( 17/04/2009 09:17)
efa miteniteny foana sisa ny tgv ,angaha tsy misy frein izy ity fa hitofotra anie eh, :-D :-D :-D
3. essera ( 17/04/2009 09:19)
Ra8 aza nga sah tonga tampoka fa ny solotenan'n sadek no oav. hi hi hiiiiiiiii.
Ra8 ange efa bibidia folaka e (domestiqué zany izy raha tonga eto e).
Lasa animaux de cirque.
4. Noue ( 17/04/2009 09:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) ka efa tonga ny lera eee =)) =)) =)) =))
efa miteniteny foana sisa ny tgv ,angaha tsy misy frein izy ity fa hitofotra anie eh
5. Oay ( 17/04/2009 09:34)
Essera a! Salama an!
Za efa nanontany tena teto hoe lasa aiza ary essera satria mbola averiko fa tsy maro ny mpandalina fa ny mpanarandrenirano no bobaka, d za mba nieritreritra hoe anisan'ny mpandalina i essera, rabingo, ravatorano, bozy, ravonjison, misy mandalo tsindraindray koa fa tsy tsaroako daholo an ka ialana tsiny raha tsy voatonona, d rehefa tsy hitako eto ireo olona ireo d lasa ihany ny eritreritro!
Ka ny momba an'ity Manandafy ity d za mihevitra fa bon ocaz io klé satria i Manandafy d tena mpanao politika ka azo resahana, marina fa somary jiolahimboto vava i dadabe Manandafy fa rehefa eny ambony latabatra toa azo resahina ihany satria olona manaraka lojika!
Tsy misy marenina otran'izay minia tsy mihaino mantsy, ary ny tena olana d misy tsy hoe tsy mihaino fa ny tena marina tsy takany izay lazaina d tsetsemany ny sofiny mba tsy hamparary ny lohany, d ny ataony ihany no ataony avy eo!
6. essera ( 17/04/2009 09:37)
Salut raOay,
tsy teto am tanana mihitsy fa hitanao ihany ilay fitadiavana. I Manandafy aloha raha ny hevitro manokana ivelany no mety fa tsy manana CARRURE pramnistra io.
Ho lazalazaiko miandalana eo ihany ny tohiny.
7. Oay ( 17/04/2009 09:49)
essera:

Salut raOay,
tsy teto am tanana mihitsy fa hitanao ihany ilay fitadiavana. I Manandafy aloha raha ny hevitro manokana ivelany no mety fa tsy manana CARRURE pramnistra io.
Ho lazalazaiko miandalana eo ihany ny tohiny.

i Manandafy hatramin'ny 1991 d mafy be fa nanomboka teo d toa ohatrany tsy nahazaka olona intsony!
Fa na izany aza anefa d ireo intellectuel Malagasy d maro no sympathisants ny MFM, za manokana aloha d zokinay no miresaka amiko fa ny tadidiko d izy ilay tsy nety nandeha teny Imavoloha t@ 1991 iny d ny fantatro koa aloha d maro ireo mpanao politika 45 ans sy 55 ans ireo no mankafy Manandafy!
Fa ny fahitako kosa aloha d mila vahaolana politika ity krizy eto amintsika ity ka mila mpanao politika maty haninana no mama an'izany!
D ilay resaka carrure, za mahita fa alliance objéctive ilay izy fa d ahita ny maizina toa ilay tain'omby natsetsina lavakobarika i Ravalomanana satria i Manandafy tsy natao ho praiminisitra fa prézidà noho izany d hosarotra ho an'i Ravalomanana ny hanilika an'i Manandafy rehefa avy eo! satria sarotra ho ahy ny hino fa anaiky hanohana an'i Ravalomanana i Manandafy rehefa tonga ny fifidianana! Gaigy be io fa aleo arahina tsara klé!

8. vilambava ( 17/04/2009 10:52)
Bala farany avy amin-dr8 ity Manandafy ity raha azoko tsara.
- Tsy nety tafiditra mivantana teo amin'ny fitondrana mihintsy ranaman io raha ny fitadidiako. Ny resaka fanomezana torohevitra hatrany no tena nahalalana azy: Toa anisan'izany CSR fahiny izany izy io ary dia tsy nitsahatra fa toa teny dia mpanolon-tsaina foana. Nilatsaka hofidiana ho filoha fa tsy tafa foana.
- Mahay mifandray amin'ireo mpanao politika izy ka izay no hitako fa tena nifidianan-dr8 azy ho amin'io toerana io. Hainy ny miditra any amin'i Zafy dia mivadika tampoka ho Radidy, misolelaka kely any amin-dRatsirahonana, maka sopapa kely any amin-dRandriamanjato.
Dia inona moa fa raha tsy tafa amin'io ra8 dia sur fa dia tsy maintsy miala any ny direct didy jadona, fomban-drazana efa mahazatra.
9. Oay ( 17/04/2009 13:23)
vilambava:

Raha ny fahazahoako ny fomba firesakin'ny zokiko aloha d vitsy ny mpanao politika manana ny fahaizamanao n'ity Manandafy ity é! ary izay no mahatonga anazy tsy hohazon'ny olona ny zavatra ataony fa amiko d mila arahina tsara ny zavatra hiseho, fa sur aloha fa dérnière carten'i Ravalomanana io fa raha vao tsy tafa io d vita matavy i Ravalomanana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0635