ho avy ny gouvernement tena izy
1. xxx
(
16/04/2009 15:48)
araka ny fantatra dia efa i manadafy no premier ministre ary efa sahy mipoitra ireo militaire legaliste teny ambohijatovo en tenu .Efa ho madiva ny tantara e :* :* :*
répondu par fijo le 16/04/2009 19:43
2. halloween
(
16/04/2009 16:32)
Ho bebe ndray zany ny aina ho afoy ato ho ato satria ireo milaza fa efa mitondra ny tany sy ny Fanjakana aminizao fotoana izao koa dia efa vonona tanteraka hiaro sy hitifitra sy hiady amin'izay mandrombaka ny Fahefana eo ampelatanany eo satria izy koa dia mihevitra fa ara- dalana ny Fanjakana entiny ! samy tsy mifandefitra zany satria tsy andry koa ny 6 na 9 volana hanaovana fifidiananan, dia mety ho rà mandriaka indray no hiseho ato ho ato !
3. xxx
(
16/04/2009 16:40)
tsy maintsy rohahina tgv mba tsy hisian'ny coup d'etat intsony @ manaraka.Alefa manadafy atsangano ny gouverenement,tandremo soa hampidirina minisitr'i pety an :-D :-D :-D
4. xxx
(
16/04/2009 16:41)
mihevitra ve izy fa aradalana ny fanjakana nalainy taminy basy? raha tena aradalana io ra halloween efa ela no nekenizao tontolo izao a, mba alefaso alavitra ny saina fa aza akombona fotsiny ao e! :-D
6. xxx
(
16/04/2009 16:53)
I ndrinakely ao @ capsaty efa tsy zakan'ny sainy intsony le moly fa mamono eritreritra sisa f'efa miandry lery ny cour martial. :-D :-D :-D
9. KALACK
(
16/04/2009 17:19)
Gouvernement tena izy ????? f'angah ry zalah ity gvt ty tsy tena izy a!!! le anlé raikalahy teo aloha iny natsipitsipiny ho an'olona ty izany hay mbola tiany ihany ? de oviana hono no hiditra eto M/car ry zareo miaraka amin sadc sy ny namany ho tsenaina makotroka ?
10. Mirananirina
(
16/04/2009 17:25)
eto M/car ry zareo miaraka amin sadc sy ny namany ho tsenaina makotroka ?izay ahay ry lery a,bisous,fa le sary manko mifanoroka aminy vava dia tsy tsara apetaka :* :-* tsy io an
11. Noue
(
16/04/2009 17:30)
KALACK:tena izy @ inona aloha izy io eee ???
Gouvernement tena izy ????? f'angah ry zalah ity gvt ty tsy tena izy a!!!
12. KALACK
(
16/04/2009 17:32)
Voalaza teo :
eto M/car ry zareo miaraka amin sadc sy ny namany ho tsenaina makotroka ?
izay ahay ry lery a,bisous,fa le sary manko mifanoroka aminy vava dia tsy tsara apetaka tsy io an
ho tsenaina amin kalaky anie zany ry kala eeeee !
13. xxx
(
16/04/2009 17:33)
efa manangasanga lezy izy wiwi an,ny miaramila izao efa betsaka indray no hamadika palitaho sa natahotra an'i ndrinakely sy noel ntsooo,eny andafiavaratra indray ry zalahy an,i ra8 tonga dia direct eny iavoloha escortena rasily gasy :-D :-D :-D
14. xxx
(
16/04/2009 17:38)
efa mangovitra tanteraka d mody hoe:
20H12: Suite à une conférence de presse, la HAT indique qu'elle ne s'opposera pas au retour de Marc Ravalomanana. Celui ci devra répondre a des questions nationales précise t elle par ailleurs
20H12: Suite à une conférence de presse, la HAT indique qu'elle ne s'opposera pas au retour de Marc Ravalomanana. Celui ci devra répondre a des questions nationales précise t elle par ailleurs
15. fijo
(
16/04/2009 19:43)
vita e,rah atena sahy dia sambory i manandafy ahitana azy.raha tsy sahy misambotra an'io dia mandehan amitsoak ahaingana ,sao hitombo ny eny tsiafahy