Fa vendrana ve ny TIM e???? le droit d'ingérence....

1. xxx ( 16/04/2009 07:41)
Tsy tianà ny frantsay satria nanjanaka antsika. Maro ny malagasy maty izay niaro tanindrazana mba ahazahoantsika fahaleovan-tena. Azo izy ity. Ny fanirin-dry zareo TIM nefa amin'izao dia ny fahatongavan'ny armée-ny SADC eto amintsika. Fa tany tsy mahaleo tena ve i madagasikara e???? Tsy vitantsika samy malagasy ve no mifandamina e?? Ary au nom de quoi?? et de quel droit??? ireto rahalahy mainty ireto no mitady handidy sy hanapaka hoe izao no mety na izao no tsy mety amin'ny firenena iray izay mahaleo tena. Sa vendrana ny TIM ka rehefa tafaverina ravalo nitsoka sy namela an'ireto zanany dia izay ihany. Na dia hiverina indray ny envahisseurs. Raha mifamono ho faty isika dia ok aho hoe tokony hisy ny droit d'ingérence fa ity toa ry zareo indray no hitondra ny guerre civile. Mba mieritrereta ihany re olona o!
répondu par xxx le 16/04/2009 09:37
2. xxx ( 16/04/2009 09:05)
xxx:

Mba te hiresaka ve ianao sa ahoana e ?

3. xxx ( 16/04/2009 09:37)
1500pers tgv ve no andeha hiadivana? sa ireo no hitarika ny gera sivily eto? misitrika any anaty vato ireo vao miala teo ny tgv, ary ny capsat nanongapanjakana sy mampihorohoro ny vahoaka no antony ahatongavany sadec fatsy hiady aminy foza orana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4854