UTERUS , VIDE , sy ny forum ndrosany e!!!
1. xxx
(
16/04/2009 07:40)
tsy nahatanty ny bararata be an'i mpamboly , nanavatsava nitifitra , tsy nahay ny tsatokazo dia maty ny baolina rovitra mihintsy , dia notsoahana tao
dia toa vide avokoa ny manodidina rehetra hitsoraka nioritra ny tongotra , tsy hitsoraka , ny prostaty no mety ho en-panne manahirana ity fandehanan'ny fotoana haingana be izy ity fotsy ny volo , namandrika tsy nahavita dia lasa mitapy notsoahina hatramin'ny tsinaimboraka tao anaty rehetra tao
io no nahazo an'i tgvra8 omaly
:*

répondu par xxx le 16/04/2009 07:59
2. xxx
(
16/04/2009 07:44)
lalina izany , ka mety hanoratra eto amin'ny serasera koa izany ny uterus fa efa notsoahana tao , manatongotra toa an'ny gidro izy ireny :twisted:
loza loatra raha hiteny ratsy eto i mpamboly be bararata fa hotsoahina tao koa ny prostatin'i be bararata

5. xxx
(
16/04/2009 07:52)
fa ohatran'ny xxx koa angaha ny uteriosy , ary izany TANTSAHA b bararata izany ??
ekipan'ny ra9 ireny mbà te ho atao hoe endry be hono :* izahay ra8 ry tia maditra B TSY MANAIKY LEMBENANA ka ahoana dia ahoana hono TSY FALY
HAKAPOHY AMIN'NY VATOLAMPY NY UTERIOSY NOTSOAHANA TAO REHEFA TSY FALY DIA HIOVA IZAHAY
:lol:

6. xxx
(
16/04/2009 07:57)
manaranaka ny fanatsoahana uterus fa tandremo aky ry malala a! azondry ve izany ??
raha vao manoratra teny ratsy sy manao copie coller vetaveta eto dia tsy maintsy tsoahina ny uterus , dia raha mbola manohy dia ilay fitovampananahana mihintsy no halàna :roll: izay ry ra8vendranatgvendrana a! (l) (l) (l) (l)

7. xxx
(
16/04/2009 07:59)
neninay izao 80 taona fa tsy mbola notsoahina ny uterisiny . fa inona koa izany tantara mapme be izany ?