Mbola ho tafaverina ve ?
1. xxx
(
16/04/2009 06:54)
Mbola ho tafaverina @ laoniny ve ny fiaraha-monina malagasy sa dia efa simban'ny politika ?
Maro ny tsy mifanaraka intsony : mpiara-monina, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, eny fa na mpiray trano aza dia mifandramatra noho ny politika

répondu par benasy le 20/04/2009 10:09
2. sitlo
(
16/04/2009 12:07)
Mino aho fa ho tafa raha tena manam-pahaizana araka ny anarany ny manam-pahaizana malagasy.
3. bazylou
(
17/04/2009 00:35)
tsy misy fahaizana miasa intsony any fa efa zavtra hafa izao no ampiadina.
Ary samia mitana ny heveriny ho tsara ho azy

4. ari.malala
(
17/04/2009 05:28)
Maro ny tsy mifanaraka intsony : mpiara-monina, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, eny fa na mpiray trano aza dia mifandramatra noho ny politikaTena marina mints zany! Hatrany @ fiandrasam-paty avy no ifandrangitana ankehitriny! loza!
5. benasy
(
20/04/2009 10:09)
Nahoana moa ? F'angaha efa nalevina ny atao hoe "Malagasy"
Raha ny tena marina.... Hevitra no miady fa tsy olona...!!!!
Tato ho ato anefa, tsy hevitra intsony fa olona no AMPIADIANA - misy mikolokolo (ary misy mamonotena hitaiza izany) isanandro vaky, ny adin'ny samy olona !
Sahiko itompoana etoana, fa raha misy ady eto (sanatria) dia izany mpandranitra ady izany no hamonjy fialan-tsasatra tonga lafatra any andafy mialoha ! miaraka @ vady aman-janany....!!!!!!