JOHNNY HALLYDAY ne viendra pas à MADA !

1. lemenakely ( 15/04/2009 14:19)
Araka ny hita etsy sy eroa dia tsy ho avy izany ingahy rainy , dia hoy aho hoe TANT PIS !

Aiza no ahitàn ny olona vola hidirana @ izao tany efa mafy daka sy tsy milamina izao

Ny harapaka aza ity efa manahirana
répondu par Oay le 15/04/2009 15:26
2. Oay ( 15/04/2009 14:33)
lemenakely:

Araka ny hita etsy sy eroa dia tsy ho avy izany ingahy rainy , dia hoy aho hoe TANT PIS !

Aiza no ahitàn ny olona vola hidirana @ izao tany efa mafy daka sy tsy milamina izao

Ny harapaka aza ity efa manahirana

Sady amizay koa mbola frantsay, aleo rangaha tsy tonga any mihintsy fa mangoronkarena aty fotsiny an! nenay zao artista avy any Korea no tinay na avy atsy Swaziland na Soudan na Lybie fa zany zao no malaza!

3. Noue ( 15/04/2009 14:34)
tany mihotakotaka lava io koa ve dia mbola ho any izy ?? io kosa angamba dia tsy ho possible fa jerevo fotsiny aza zao ny mpiasa tsisy karama ??
4. Noue ( 15/04/2009 14:36)
Oay:

Sady amizay koa mbola frantsay, aleo rangaha tsy tonga any mihintsy fa mangoronkarena aty fotsiny an! nenay zao artista avy any Korea no tinay na avy atsy Swaziland na Soudan na Lybie fa zany zao no malaza!
ka inona no mahasamy hafa zay artista ho avy any eee ?? sa ny korea na avy atsy Swaziland na Soudan na Lybie gratos???
anky va re ka contre @ frantsay koa i Oay eee ??? chapeau eee !!

5. Oay ( 15/04/2009 14:49)
Noue:

anky va re ka contre @ frantsay koa i Oay eee ??? chapeau eee !!

Za kosa aloha nizaniza tonga angoronkarena d tsy ekeko satria za tsy mba manana hafa tsy Madagasikara fa tsisy ambassady hialokalofana klé!
Noue a! za koa efa nilaza t@ i Noue fa raha miverina i dada ka misy fiovana d raha vao miantso ana ny TIM satria maro ry zareo no akamako d hirotsaka TIM za, fa zao aloha manao tazan-davitra fotsiny za!
D za aloha mbola averiko fa za tsy tia maka fanjakana andalambe an!
Za ange ry Noue no tsy nety niaraka t@ dada satria aiza ve ka izy nanendry anao ho conseiller-ny indray no mi-conseillé anao.

6. salopard ( 15/04/2009 15:06)
Inona no idran'ny politika @ tsy fahatongavan'i johny?

tsy koi koa e! ireny efa soara loatra , na mpihira mahay aza! de aiza ve ka izao efa lazondazony rehetra izao dia hankaty dago daholo no hamarana ny dernier tour de piste

Sady Izahay izao manana tanora no sady DJ (bonne appetit cherie!!!), dance floor pendat 19 mois aloha e!

tsy ampy dôzy fa dia

avereno i MAMAnay (mirananiaina)e !

sniff..
tchouf...
7. Noue ( 15/04/2009 15:13)
Oay:
Za ange ry Noue no tsy nety niaraka t@ dada satria aiza ve ka izy nanendry anao ho conseiller-ny indray no mi-conseillé anao.
dia misy maharatsy an'zany ve lesy??? iza no olombelona eto an-tany tsy mila conseiller? ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra ee !

8. Oay ( 15/04/2009 15:26)

Za kosa aloha tsy niteny hoe tsy mila conseiller zany é! fa ny nolazaiko d hoe " i Ravalomanana d ny fomba fanaony d manana mpanolontsaina izy fa tsy henoiny ireny mpanolotsainany ireny d lasa matahotra anazy ilay olona d na d efa hitan'ilay mpanolotsaina aza fa fopla ny ataony d tsy miteny intsony ilay mpanolotsaina"
Zany zavatra lazaiko izany d zavatra niainan'ny dada ny namako ary tsy olona iray fa olona roa no niresaka tamiko an'ilay izy, tsy hoe ilay namako fa ilay mpanolotsaina manokan'i Ravalomanana mihintsy an!
Ka za tsy mety amiko izany manao béni-oui-oui izany klé, ny ana atao ny ady hevitra d rehefa hitanao fa hainao ilay zavatra maninn no mbola naka mpanolotsaina fa tsy tonga d nataonao tany ny anao! D izay ilay tiako lazaina ry Noue a!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0741