Tonga saina tampoka nga ny ekipan'ratsiraka ????

1. Noue ( 14/04/2009 19:45)
fa nisy inona hono ee ??

L’Arema de Ratsiraka quant à lui ne veut « pas étre jugés par le tribunal de l’Histoire pour avoir avalisé et entériné un coup d’état institutionnel et militaire, »

« Nous ne pourrons plus participer dans les conditions actuelles, au dialogue politique inclusif organisé à l'ambassade du Sénégal, car nous ne voulons pas étre jugés par le tribunal de l'Histoire pour avoir avalisé et entériné un coup d'Etat institutionnel et militaire. »

C'est en ces termes que la mouvance Didier Ratsiraka conclut son mémorandum, en date du 11 avril 2009, relatif au régime de transition de Andry Rajoelina. « Ce n'est pas lui Didier Ratsiraka (...), président de la République pendant 21 ans, élu, qui accepterait un régime de fait », souligne par ailleurs le mémorandum.

http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=488059

http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=25752




répondu par fijo le 15/04/2009 21:15
2. ra8enforce ( 14/04/2009 19:50)
vazaha mody miady ireo,amin'izay mba handotoana an'i ra8 sy ny tim hoe miray hevitra an'i deba sy ny arema .Mitady handoto rano fotsiny ireo
3. Noue ( 14/04/2009 19:53)
sa ve tsy nahazo toerana dia zay no mody hanaovana an'io?? satria i rgv koa tsy nampohizin'zareo oe nividy ny capsat ka tsy afa-manohatra ry zareo??
4. fijo ( 14/04/2009 21:03)
ny tena izy rah azoko tsar adia izao,mbola matahotra ny ekipan'i ratsiraka,satria toa tsy misy mpanohan amihintsy le hat,ka tsy azo antoka aharitra,de aleo aloh atsipahina,sao maningana irery eo
5. xxx ( 14/04/2009 21:34)
ahoana fijo an mankatelina e
6. rabingogilabanga ( 14/04/2009 21:40)
Normal be io ry zareo a : tout se joue en moins de 3 à 6 mois

1)Raha tsy tafaverina ravalo dans 2 ou 3 mois dia veloma , mihalany ny vola, mihena ny tanjaka, miha-ambany ny morale

2)raha dans 19 mois vao misy fifidianana, dia vita koa ny an'ny AREMA, satria i TGV na i Ratsirahonana na i Ramaroson na i Hasina dia hatanjaka tsara amin'izay, hisy azy ireo eraki'ny nosy

3)Solution pour
-AREMA fifidianana ato anatin'ny fotoana fohy : avantage ny AREMA
-Fiverenan'ny dada dans 3 mois : avantage ny TIM

donc tsy maintsy arodana i TGV
c'est ce qu'on appelle alliance objective

"L'ENNEMI DE MON ENNEMI EST MON AMI"

izahay indray mpitazana fotsiny aloha

7. fijo ( 14/04/2009 21:44)
mitazana sao voahendaka eo koa,fa ny HAT izao efa manendaka izay azo hendahina rehetra
8. xxx ( 14/04/2009 21:45)
ataovy daholo izay calcul hitan elahy sy meti2 @ ela eo fa ra8 tsy maintsy ho tonga ary fifidianana tsy maintsy atao,koa raha tsy adala ny olona ka hifidy ny tgviste :-D :-D :-D
9. fijo ( 14/04/2009 21:47)
izany tgv izany aloh aizao rah amisy fifidianana na ao tan aaza dia zara rah amahazo10%
10. xxx ( 14/04/2009 22:07)
Ny ahy rehefa tsy manampy TGV fotsiny izy dia akamako izay.

Raha ilay hoe fitsarana indray ry Noue, Maninona moa no tsy tsaraina ihany koa ireo Frantsay namono tamin'ny 47 eh
11. fijo ( 14/04/2009 22:14)
io TGV mangalatra menak aio no mil afitsarana hainagana mihintsy
12. xxx ( 14/04/2009 22:17)
ka izy ary eo @ pouvoir ,andraso aloha miongana kely eo io raha tsy mitsoaka aty france eo indray
13. rabaradaka ( 15/04/2009 07:33)
Dadatoa Ratsiraka est un vrai strategman ary tena be atidoha iny. Aza atao kinanga ny hevitry ny AREMA Pro-Ratsiraka fa misy ambadika ao.
14. Mirananirina ( 15/04/2009 10:35)
Raha tsy tafaverina ravalo dans 2 ou 3 mois dia veloma , mihalany ny vola, mihena ny tanjaka, miha-ambany ny morale

veoma ahoana ary.Ry zareo TGV rehetra no manao veloma afaka 2 taona .2 taona monja no eo.
15. fijo ( 15/04/2009 21:15)
marin amihintsy io voalazan'i rabaradaka io.atahoran akokoa izao,ny fihetsiky ny arema toa izay ity hat ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0818