Ra8 any Afrika...

1. xxx ( 13/04/2009 16:45)
http://aradalana2009.over-blog.com/
répondu par fijo le 14/04/2009 22:25
2. xxx ( 13/04/2009 16:51)
Hitako ery ny fisolehan'i ra8 miaraka @ ny mots a mots be @ teny anglisy. 2/3 ny resaka tsy mifankahazo fa ankevikeviny fotsiny :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 13/04/2009 16:59)
misaotra nizara :-* =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. Noue ( 13/04/2009 17:00)
xxx:

Hitako ery ny fisolehan'i ra8 miaraka @ ny mots a mots be @ teny anglisy. 2/3 ny resaka tsy mifankahazo fa ankevikeviny fotsiny :-D :-D :-D :-D
tsy hitako zay hanomezan-tsiny azy raha toa ka mot a mot ny fiteniny anglais satria tadidio fa MALAGASY I RAVALOMANANA


5. xxx ( 13/04/2009 17:14)
tsy hitako zay hanomezan-tsiny azy raha toa ka mot a mot ny fiteniny anglais satria tadidio fa MALAGASY I RAVALOMANANA

Tsy misy hanomezana tsiny azy amin'izany fa ny maharikoriko ahy dia izy miseho manambany mpandika teny sy tsy mihaino ny torohevitry ny protocol. Tsy hoe fitiavana te hanaratsy azy fa ny tenako dia efa niasa akaiky taminy ary nahita sy mahafantatra.
6. Noue ( 13/04/2009 18:00)
xxx:

Tsy misy hanomezana tsiny azy amin'izany fa ny maharikoriko ahy dia izy miseho manambany mpandika teny sy tsy mihaino ny torohevitry ny protocol.
fa nga moa izy voatery hanaiky zany torohevitry ny protocol zany? rehefa tsy dakoro izy dia zo-ny zany koooo ! oatranao io zao dia maharikoriko anao ny fombany, ianao koa tsy voatery hankatoa sy hanaiky azy anie ee!


7. xxx ( 13/04/2009 18:25)
Marina ny teninao ary libre tanteraka ny filoha ny hanao izay tiany nefa misy ihany ny lalana tokony ho arahana. Tsy dia idirako lalina ny momba izay fa olon-dehibe manan-tsaina izy ka aleo hanao izay fantany fa mety nefa enga anie ka mba hianatra hiano sy hanaja ny hafa amizay satria dia izao no vokany. Izahay niteny azy anie ka nandalina fianarana mankoana momba ireo voalazako etsy ambony ireo raha toa ka niteny sy nanoro hevitra azy nefa moa atao ahoana ny hanery azy..... Mahereza
8. pikatti ( 13/04/2009 19:05)
misaotra anao xxx ,fangah elah rery lesy no mpadika teny tao ,ny miresaka moa misy antony inona fa mifankahazo eo ry zalahy ,fa raha misy atao soratra ttsy daholo sy sonia ,ary zany tsy ataotao foana
9. xxx ( 13/04/2009 19:52)
Dia ahoana izany i Obama mivady tsy manaraka protocol?

Fihininy fotsiny ny Mpanjakan'i Angleterre nefa tsy azo kasihina iny araka ny protocol.
Izay tian'i Madama 1 tsidihana ihany no alehany fa tsy izay nokarakarain'ny Protocol akory, nefa izy aza tsy prezy fa ny divany


10. Noue ( 13/04/2009 20:05)
dia asa fa mampanontany tena mahintsiny kosa aloha oe atao inona marina zany oe protocol zany ee ????
11. pikatti ( 13/04/2009 20:23)
aleo tsy manaraka protocol zany toy zay tsy manaraka lalam-panoreana =))=))=))
12. xxx ( 14/04/2009 03:19)
Tena marina daholo ny hevitrareo. Tena tsy misy ilana azy tokoa izany protocol sy interpretation izany. Tsy mahagaga raha tena tafita sy lasa ambony i Madagasikara satria efa afaka manao izay danin'ny lohany avy ny mpitondra .Mahafinaritra ilay toe-tsaina.
13. soanja ( 14/04/2009 04:22)
Vao mahita ny tarehin'i Kadafi aho dia mangorohoro ny lohaliko. Asa anefa fa dia tsara ny mitady hevitra any an-kafa mba ahitana mangirana. Nefa ny tandremo ihany ny diso varavarana itsofohana.
14. Mirananirina ( 14/04/2009 08:03)
Tsy hoe fitiavana te hanaratsy azy fa ny tenako dia efa niasa akaiky taminy ary nahita sy mahafantatra.

Tsy menatra akory ianao,mamadika azy toy izao.Nefa efa velony tao ihany.
15. ndenn ( 14/04/2009 08:30)
Izaho koa dia tiako ny manampy eto fa ,io Mohamar khadafi io no anisan' ny ni-torpiller ny economie gasy hatramin' izay ,efa nanomboka t@ andron- dRatsiraka izany . C' est lui qui a initier ratsiraka a concocter le livre rouge , une copie de son livre vert .
16. KALACK ( 14/04/2009 09:53)
ary toa mitoman izy tam lé nihaon tamlé praiministr etiopiann io ? ef namoy le fitondran zan d nampaherezn le pr ministre etiopiannn oe miononn prezidan f lalan iraisn io a
17. xxx ( 14/04/2009 14:40)
ka aza taitra nareo fa tsisy atahoranareo eo é,samy manana ny fomba sy paika daholo reo fa tsy R8 tsy Ratsiraka na TGVendrana
18. xxx ( 14/04/2009 17:52)
tgv any amphorin'aliaka
19. xxx ( 14/04/2009 19:13)
hoy i Mirananirina
Tsy menatra akory ianao,mamadika azy toy izao.Nefa efa velony tao ihany.


Ko raha tsy i ra8 no A/tra ka hoe tsy azo ialana rehefa hita fa manao ny tsy mety! Ary ny tena marina dia tsy namelona ahy izy fa vao maika aza nanakorotana ny fiainako. Tompoy ao ny anareo fa izahay efa tao no niala dia mahereza manompo .

20. Noue ( 14/04/2009 19:57)
Vao mahita ny tarehin'i Kadafi aho dia mangorohoro ny lohaliko.
nga hono biby io olona io??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6613