Raha tafaverina amin'ny fitondrana ra8
1. xxx
(
11/04/2009 07:40)
Dia hisy sahy hilaza ve fa manongam-panjakana izy ?
répondu par lizabeth le 11/04/2009 23:04
2. Noue
(
11/04/2009 07:45)
xxx:nahoana moa izy no lazaina fa manongam-panjakana raha tafaverina eo? mbola azy anie io toerana io ee ! tsy nametram-pialana izy ka rariny raha toa ka haverina aminy ny toerany! asakasak'izay sahy hilaza oe manongana izy
Dia hisy sahy hilaza ve fa manongam-panjakana izy ?
3. xxx
(
11/04/2009 08:18)
le izy hiverina dia atao ohatran'ny t@ 91 e i ra8 president moa i i tgv hat,dia samy misaosy abytsy rehetra
4. TWING
(
11/04/2009 09:37)
mety tsy zay tokoa ny filaza an i Ra8 ra8 raha miverina eo izy fa olona tsy matotra.
raha tonga izy dia tokony hifanaraka izy sy Andry oe avereno amiko amizay ny fitondrana izay nomeko an ireo miaramila
LOL
raha tonga izy dia tokony hifanaraka izy sy Andry oe avereno amiko amizay ny fitondrana izay nomeko an ireo miaramila
LOL
5. andrywui
(
11/04/2009 10:38)
Ay ay ay ay !!! Tsy azo averina eo intsony zany iny fa zava-doza ry tsy misy saina ireto a!!! haverina atao inona intsony ?? tsy hainareo angah le tenin' Andriamanitra hoe :NY AMBOA NO MIVERINA AMIN'NY NALOANY ka izay amboa de mitenena eto hoe haverina Ravalo !! haverina hamaly faty ny vahoaka madinika eto Antananrivo !!! Antananarivo anie zao no tena tsy tian'ny Ravalo maizina e!!! ka iza no hanaiky ho fesoniny eo fa rah maty ah matesa aloh rahavana ,,, ary rah maty rahavana matesa ny omby ,,, rah ho faty ny omby matesa any ze ho faty ,,,,, tsy miditra eto zan iny fa tonga de goagoaka xbe otran passoir iny vao migadona eo !!!! ten marn anef zan !!!
6. xxx
(
11/04/2009 11:24)
ra8 aloha tsy nalohanay e, ary ny vahoaka eto antananarivo ary no tena mila azy kou, ny kapsata sy ny fozaorana efa any TGV
7. Mirananirina
(
11/04/2009 11:29)
nahoana moa izy no lazaina fa manongam-panjakana raha tafaverina eo? mbola azy anie io toerana io ee ! tsy nametram-pialana izy ka rariny raha toa ka haverina aminy ny toerany! asakasak'izay sahy hilaza oe manongana izy
Izay mihitsy no izy
9. lizabeth
(
11/04/2009 23:04)
andrywui:
Ay ay ay ay !!! Tsy azo averina eo intsony zany iny fa zava-doza ry tsy misy saina ireto a!!! haverina atao inona intsony ?? tsy hainareo angah le tenin' Andriamanitra hoe :NY AMBOA NO MIVERINA AMIN'NY NALOANY ka izay amboa de mitenena eto hoe haverina Ravalo !! haverina hamaly faty ny vahoaka madinika eto Antananrivo !!! Antananarivo anie zao no tena tsy tian'ny Ravalo maizina e!!! ka iza no hanaiky ho fesoniny eo fa rah maty ah matesa aloh rahavana ,,, ary rah maty rahavana matesa ny omby ,,, rah ho faty ny omby matesa any ze ho faty ,,,,, tsy miditra eto zan iny fa tonga de goagoaka xbe otran passoir iny vao migadona eo !!!! ten marn anef zan !!!
mba hampietiety ny fiainanao dia ataovy hoe tsy hiverina izy e !!!! atao ahoana fa ny olona ohatranareo tsy mahatanty fahamarinana ! misy halan'olona izao ve misy afa-tsy tgv sy ny capsat ary ahiako ho ny capsat ihany no ho fahavalon'i tgv atsy ho atsy !
ndana maka fisainana tsara dia manofisa aloha fa tsy hiverina ra8 ! ny olona manao menace ohatranao izao dia olona kekerin'ny tahotra !!!! zany no aina ka te hanao !