Vola avy aiza no nanohanana ny TGV?
1. lemenakely
(
10/04/2009 16:11)
Mba mampanontany tena ihany nandritra izay crise izay ,fa dia hita fa misy mamatsy vola ny HAT sy ny TGV fa ny manitikitika dia hoe avy aiza?
Ary tena vola be @ milliara maro mihintsy
Porofon izany ny fanakaramana olona nandritra izay crises izay , ny fampirevena ireo gadra politika tafavoaka ,ny CAPSAT , ny VW TOUAREGn ingahy ANDRY sy ny BMWn i ROINDEFO,sns....

répondu par xxx le 12/04/2009 08:49
2. Noue
(
10/04/2009 16:17)
ié ! voavidi'nzareo vola ireny mutins ireny! vola avy taiza marina? la frantsa? ny rafozan'i tgv? ratsiraka? ao daholo eee!! miara-mihosina :-D :-D :-D :-D :-D
3. Mirananirina
(
10/04/2009 16:48)
Samy manana ny volany ry zareo,sao heverinao fa vaovao amin'ny mpiasam-panjakana ary izy ireo e,efa teo daholo ireo ary samy efa nilalao vola.
4. Oay
(
10/04/2009 16:49)
Noue:
ié ! voavidi'nzareo vola ireny mutins ireny! vola avy taiza marina? la frantsa? ny rafozan'i tgv? ratsiraka? ao daholo eee!! miara-mihosina :-D :-D :-D :-D :-D
Tsy fantatra hoe avy aiza aloha ny vola fa ny azo antoka d tsy vola avy any @ mpinouenoue é!
5. KALACK
(
10/04/2009 16:51)
Noue a,, henjana be ny anaovan'n ankizy an'i Noue atsy ambany atsy ,, fa misy resaka selection sy lena be ao ,, fa tsy de azoko loatra le conversation nareo tao fa toa resaka maloto be rehefa tena halalinina ,,, ka marina ve io ry Noue ,,,???
6. gasmlay
(
10/04/2009 16:54)
ary vola avy aiza le fanaovan'lé noue petaka afisy eto am serasera? :roll: :@ :@
7. andrywui
(
10/04/2009 17:07)
hayayayayayaaaaa !!! innnnn ty resk ato ty léééé !!!!! kayakayakayakjay!!!!!!
8. Mirananirina
(
10/04/2009 17:55)
Ary tena vola be @ milliara maro mihintsy
Porofon izany ny fanakaramana olona nandritra izay crises izay , ny fampirevena ireo gadra politika tafavoaka ,ny CAPSAT , ny VW TOUAREGn ingahy ANDRY sy ny BMWn i ROINDEFO,sns....
Hono hoa ry lemenakely,manana izany vola be izany ve ny gasy hoy ianao.
9. lemenakely
(
10/04/2009 18:18)
Mirananirina:
Ary tena vola be @ milliara maro mihintsy
Porofon izany ny fanakaramana olona nandritra izay crises izay , ny fampirevena ireo gadra politika tafavoaka ,ny CAPSAT , ny VW TOUAREGn ingahy ANDRY sy ny BMWn i ROINDEFO,sns....
Hono hoa ry lemenakely,manana izany vola be izany ve ny gasy hoy ianao.
Tsy manana fa une partie kosa c'est sur !Ny gasy anie mama MIRANA tsy mahantra e fa SAHIRANA !
10. ravalotgv
(
10/04/2009 18:35)
eiisy ry zalahy mahay mihetsika ko nareo laozanareo mandany andro eto amin ny serasera eto zao iza no sahy hikitika ireo eo i hery ve sa i anrywui sa i noue lany rora sy sola eto ny claviernareo no farany ande mody manasa ody fa sao de tratran ny mpamely ody
13. fijo
(
10/04/2009 19:36)
izao notadiavina ary hita koa ny fiara "hammer"blinder tao tamatave.saik ahitondrana ny filohampirenena afrikanina ireo,ka ef anafarana efa taloha,fa izoa vao tonga.ary io,dia ahita raharaha ny tgv ,fa tsy volan'i ravalo io na volan'ny tim,fa vola fanampian aavy amin'ny afrikanina,ka rah aatao amboletra eo,dia hoavy ny fitakiana avy eo.
14. bazylou
(
10/04/2009 23:14)
aza mampiresaka ry fijo a!! ny gasy no miorganize ve dia ny afrikanina no lazainao fa hoe izy no nanome izao sy izao e!! tsiaaa, ny gasy ( le8 and co) no nividy ireo hummer ireo e! en plusn'izany tany an tranon'olon atsotra no hit ale izy f atsy tany amin'ny concessionnaire na port tamatave akory !!!
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
15. xxx
(
11/04/2009 11:17)
Raha raisina amin`ny lojika dia ireto avy no mety ho nahazo tombo-tsoa ary nanome vola tam`iny Coup d`Etat an`i TGV iny :
1)-Fanjakana Frantsay amin`ny alalan`ireo masoivohony eto , izany hoe par voie diplomatika satria amin`izay tsy hita trace ny fahatongavan`ny vola teto fa mety nandeha par valise diplomatika dia en especes (EUROS) avy eo ny karana no mamadika azy ho vola gasy izay ilaina ho ampiasaina hanakaramana ireo jiolahim-boto , ny tafika ..Tsy maintsy ho volabe izany satria Camps miaramila maromaro mihitsy no voakasik`izy io raha zohiana ny zava-nisy . Raha mpamatsy vola be indrindra an`i Dago mantsy ny Frantsay dia nahatsapa fa ny mpandraharaha anglophone no mahazo vahana kokoa ankehitriny . Ny secteur bancaire izay fehezin`ny Frantsay 98% ary hanaovany profit be indrindra dia nanomboka voakitikitika raha nisy fikasan-dRa8 hanangana banky Malagasy mahaleotena ho tosiky ny fampandrosoana orinasa malagasy satria ny PME gasy dia tena tsy mahazo vola amin`ireny Banque Frantsay ireny mihitsy fa ny vazaha sy ny Karana ary ny akamakama ihany no mahazo an`izany . Teo koa ny intervention-dRa8 raha niakatra tsy nijanona ny lasantsy teto amintsika nefa ny cours n`ny baril efa nidina ...sns ka nahatonga ilay projet n`ny fanjakana saika hanafatra ny lasantsy manokana . Izany resaka tombo-tsoa rehetra izany no mitambatra ka nahatonga ny Frantsay hitady fomba handrodanana ny fitondrana Ra8 ary izany dia niafara tamin`ny nandroahana ilay Ambasadaoro Frantsay farany teo .
2)-Ny karana izay tena very tombo-tsoa satria tsy afaka nanao kolikoly ( douane , hetra , ...sns) tafahoatra toy ny tam`taloha intsony , fa voaara-maso akaiky ny secteur-mbola maloto rehetra .
3)-Ireo mpandraharaha Malagasy toy ny savonnerie Tropicale ( Alain Ramaroson ) , ny Groupe Prey ( Radio Antsiva , RTA , Ravate Prey) an-dRazafindravahy Edgard ...sns , izay mahatsiaro fa misy ny concurrence deloyale eo amin`ny fandraharahana .
4)-Ireo Exilé politique ( Ratsiraka , Pierrot ,Tantaely ...sns) izay mbola tena matanjaka ara-bola raha tsy hiteny afatsy ilay volabe nalain`i Tantely Andrianarivo tany amin`ny Banque Suisse fotsiny .
Ireo aloha no azoazo veroka fa namatsy vola tamin`iny Coup d`Etat iny raha ny lojika no jerena .

16. patrick2002
(
11/04/2009 11:36)
Marina ny voalazan'i xxx eo ambony ,betsaka tokoa ny mpandraharaha tao ambadiky ny TGV na vahiny na malagasy tamin'ireny hetsika ireny ,iozay mahatsapa fa tsy handeha lavitra intsony ny business ny satria hidirany Ravalo ,raha tsy izany deia mandoa hetra be ,mba hanampiako azy kely fotsiny ireo mpandraharaha @ produit locaux manerana ny nosy ,Ets Ramanandraibe, ireo mpanondrana lavanila any antalaha Tatienne sy ny namany.
17. xxx
(
12/04/2009 08:49)
ka efa tafala ary ra8 zao , zay no base n'ny zava-drehetra ny hanalana azy ,de mety mbola hitohy ve ny vola satria efa sempotra anie zao e , ary de tsy mety ritra ve zany ny volan'ireo rehetra ireo , ny force one toa mbola ao ivato ao fa tsy mety lafo