Ho an'ny...

1. Oay ( 10/04/2009 14:24)
Koa satria hankalaza ny paska isika mianakavy, izay andro fankalazana ny andro nanoloran'i Kristy ny ainy hanavotana ny zanak'olombelona!
Nanetry tena izy t@ izany satria Izy ilay Mpanjaka kanefa d nanasa ny tongotr'ireo mpianany... ohatra lehibe ho antsika izay milaza ny tenany ho Kristianina io!
Tadidio fa i Kristy d nandà izay rehetra nampanatenain'i satana anazy.Eny fa na d niteny aza i satana fa raha mihakoaka amin'i satana i Kristy d vitan'i satana ny nanome an'i Kristy an'izao tontolo izao.
Ny nanoratako ity d tsy hanaovana fifamaliana fa kosa fangatahana amintsika izay milaza ho Kristianina fa i Kristy d mpanetry tena ka tokony hianatra izany toetrany izany isika.
Ho anareo izay tsy Kristianina d tsarovy fa natao ho an'ny rehetra ny fahaizana manetry tena ary i Oay d manaja anareo @ finoananareo sy ny hevitra tohananareo.
Koa mirary paska feno fitiavana ho antsika rehetra i Oay ary manainga antsika rehetra izay milaza ho Kristianina mba hitondra ambavaka ny Tanindrazantsika @ izao zavatra iainany izao.
D mbola averiko Fa i Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara! Mahereza daholo!
répondu par fijo le 10/04/2009 18:54
2. penguin ( 10/04/2009 14:29)
Ary ny TGVendrana mandeha rora ihany.
3. andrywui ( 10/04/2009 14:32)
Tsy zakan('ny TIM ry Oay ny resaka fivavahana zany fa ny resaka demony sy ny osilahy volamena ary ny sarin dravalo manitsaka an'i Madagascar ihany no efa masaka sy voapetaka vy mahamay ao andohany aa!! jereo fa vao manao hoe Paska i Oay defa mihilangilalna i Penguin
4. yuka ( 10/04/2009 15:32)
andrywuiiiiiiiiiiiiiiiiii
tsy zakan'ny TGV.... koa zany manetry tena izany fa ny te ho lohany ihany
sady ny mitsara sy manenjika no tena angadinareo fozaorana
5. soanja ( 10/04/2009 15:59)
Oay:

Koa satria hankalaza ny paska isika mianakavy, izay andro fankalazana ny andro nanoloran'i Kristy ny ainy hanavotana ny zanak'olombelona!
Nanetry tena izy t@ izany satria Izy ilay Mpanjaka kanefa d nanasa ny tongotr'ireo mpianany... ohatra lehibe ho antsika izay milaza ny tenany ho Kristianina io!
Tadidio fa i Kristy d nandà izay rehetra nampanatenain'i satana anazy.Eny fa na d niteny aza i satana fa raha mihakoaka amin'i satana i Kristy d vitan'i satana ny nanome an'i Kristy an'izao tontolo izao.
Ny nanoratako ity d tsy hanaovana fifamaliana fa kosa fangatahana amintsika izay milaza ho Kristianina fa i Kristy d mpanetry tena ka tokony hianatra izany toetrany izany isika.
Ho anareo izay tsy Kristianina d tsarovy fa natao ho an'ny rehetra ny fahaizana manetry tena ary i Oay d manaja anareo @ finoananareo sy ny hevitra tohananareo.
Koa mirary paska feno fitiavana ho antsika rehetra i Oay ary manainga antsika rehetra izay milaza ho Kristianina mba hitondra ambavaka ny Tanindrazantsika @ izao zavatra iainany izao.
D mbola averiko Fa i Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara! Mahereza daholo!


Ny fiadanan'Izy Tompo anie ho amintsika rehetra!

Manaova Paka sambatra daholo! Tadidio fa tsy lavitra antsika i Kristy fa ao anatintsika sy amin'ireo izay manodidina antsika ary manerana! Soanja


:-* :-* :-*
6. Mirananirina ( 10/04/2009 16:04)
oay,lasa vavaka indray zany eto an,misaotra e
7. soanja ( 10/04/2009 16:08)
Raha mba izay tokoa mantsy!

http://www.youtube.com/watch?v=rPbLrs1fQg4

8. Oay ( 10/04/2009 16:11)
Tena tsy tehamaly ninn eto aho fa d misaotra anareo rehetra @ hevitrareo ary tadidio io tenin'i Soanja io "Ao anatinao Andriamanitra" ka fehezo ny vavanao tsy hiteny ratsy ny Fanahy Masina!
9. xxx ( 10/04/2009 18:24)
aza mihatsravelatsy wa, ho lozanareo mpiatsaravelatsy reo.
10. ravalotgv ( 10/04/2009 18:36)
ty oay ty koa tena tsy misy hatao mintsiny manao resaka tsisy lohany tsisy vodiny tssss
11. fijo ( 10/04/2009 18:54)
ny tgv ngah amba nahay nandefitra,fa tsy namafy lainga sy herisetra no tena nataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782